Marenina eo aho fa izaho hiresaka!!!!
1. sareraka
(
31/05/2006 14:41)
Marenina eo fa izaho hiresaka marenina eo fa aza miresaka marenina eo fa vazaha miresaka...marenina eo hoa..
SILENCE TAISEZ- VOUS!
-Raprezy dia lany daty
raha diska dia efa ho vaky
injao indray fa manao kabarin-jaza
ny eo foana no averimberina...
ka marenina eo hoa fa izaho hiresaka.
-TONGA NY VANIM-POTOANA-TSAFIDY
fa tsy fidiny anie ny fara-tsafidy
inona no tianareo rankizy
bonbon sa ny vatomamy?
inona no tianareo rey olona?
ny delestazy sa ny fatapahan-jiro
ny inflation sa ny sondro-bidy
ny sivana sa ny fanapenam-bava...
ANJARANAY INDRAY IZAO NO MITENY AN!
SILENCE TAISEZ- VOUS!
-Raprezy dia lany daty
raha diska dia efa ho vaky
injao indray fa manao kabarin-jaza
ny eo foana no averimberina...
ka marenina eo hoa fa izaho hiresaka.
-TONGA NY VANIM-POTOANA-TSAFIDY
fa tsy fidiny anie ny fara-tsafidy
inona no tianareo rankizy
bonbon sa ny vatomamy?
inona no tianareo rey olona?
ny delestazy sa ny fatapahan-jiro
ny inflation sa ny sondro-bidy
ny sivana sa ny fanapenam-bava...
ANJARANAY INDRAY IZAO NO MITENY AN!
novalian'i marozevo ny 11/06/2006 20:37
4. Fiffi
(
01/06/2006 03:30)
vale: aza gaga akia ndry fa ny an'i sareraka efa diska goaka :-D:-D:-D:-D
SILENCE TAISEZ- VOUS! iza ry sareraka ? :-D:-D:-D
SILENCE TAISEZ- VOUS! iza ry sareraka ? :-D:-D:-D
5. fijo
(
01/06/2006 03:34)
ary sareraka marina anie ka mamerina ny efa eo foana e.izay dia izay ihany fa tsy mivoa le resaka.
marenina eo fa za hikaly.
marenina eo fa za hikaly.
6. Fiffi
(
01/06/2006 03:37)
fijo: :-D:-D:-D:-D:-D alefaso ary ny vodka eh! :-D:-D:-D
SILENCE TAISEZ- VOUS! hono ry sareraka fa andeha hikaly izahay an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
SILENCE TAISEZ- VOUS! hono ry sareraka fa andeha hikaly izahay an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. toovs
(
01/06/2006 13:39)
fijo:
ary sareraka marina anie ka mamerina ny efa eo foana e.izay dia izay ihany fa tsy mivoa le resaka.
marenina eo fa za hikaly.
ka ny zavamisy ve raha miverimberina , ary ny problem rehetra mipersiste ka nahoana kosa no tsy hodradradradraina mba ho ren'izay jamba sy izay voan'ny masobetsimahita e.
ny sasany moa dia jamba ka manakiana an'izay mitantara aminy ny zavatra hita sy miseho
8. vale
(
01/06/2006 14:10)
:-D,, ka efa akaiky kosa ty ny fifidianana ko, samy manao izay mba haharesy lahatra "ny azy" daholo:P:-D:-D
9. Herimiafina
(
01/06/2006 16:37)
tsy anisan'ny fananmpenambava ve izany "mareniana eo fa zaho hirasaka" "sy ny hoe inona no tsy marina amin'izany".
Moule mitovy ihany no nanamboarana azy ireo kanefa dia hifanaratasy hehehehhee:-D
Moule mitovy ihany no nanamboarana azy ireo kanefa dia hifanaratasy hehehehhee:-D
10. fijo
(
01/06/2006 19:30)
toovs,raha voan'ny tsilo ny tongotrao,dia aza esorina fa dradradrdadrao rentany rendanitra fotsiny dia ho hita raha handroso eo enao.efa hita fa voan'ny tsilo,dia ny manala izany ary mandroso no fanafodiny,fa tsy laozana mandany andro sy rora eo.
11. marozevo
(
01/06/2006 21:30)
Io lazain'i fijo io mihitsy no izy... I sareraka hatrizay dia tena mahay miresaka sy mahay mihira, fa raha asa na zava-bita dia aoka tsy ho lazaina fa maha menatra.
Efa mba nirotsaka ho fidiana ho prezidam-pokon-tany i lery... Soa fa hendry ny mpifidy tamin'izay...
Efa mba nirotsaka ho fidiana ho prezidam-pokon-tany i lery... Soa fa hendry ny mpifidy tamin'izay...
12. sareraka
(
01/06/2006 21:58)
marozevo:
Io lazain'i fijo io mihitsy no izy... I sareraka hatrizay dia tena mahay miresaka sy mahay mihira, fa raha asa na zava-bita dia aoka tsy ho lazaina fa maha menatra.
Efa mba nirotsaka ho fidiana ho prezidam-pokon-tany i lery... Soa fa hendry ny mpifidy tamin'izay...
ET ALORS de quoi je me méle?
13. xxx
(
01/06/2006 22:06)
Mankaleo ianao ry sareraka, be menomenono fotsiny fa tsy mba manao zavatra.
Tsy hitako izay interet hiombonana hevitra aminao @zany.
Tsy hitako izay interet hiombonana hevitra aminao @zany.
14. Fiffi
(
02/06/2006 05:36)
xxx:KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
Mankaleo ianao ry sareraka, be menomenono fotsiny fa tsy mba manao zavatra.
Tsy hitako izay interet hiombonana hevitra aminao @zany.
16. xxx
(
02/06/2006 07:27)
sao de mbo te hisolelaka aza nedala de tsy nahita ho lelafina de lasa sareraka :°)
17. prime
(
02/06/2006 08:13)
raha voan'ny tsilo ny tongotrao,dia aza esorina fa dradradrdadrao rentany rendanitra fotsiny dia ho hita raha handroso eo enao.efa hita fa voan'ny tsilo,dia ny manala izany ary mandroso no fanafodiny,fa tsy laozana mandany andro sy rora eo.
:-D:-D:-D mazava iny tenin'i fijo iny :-P
18. mandrindra
(
02/06/2006 13:47)
misy fahamarinany io lazain'i fijo. saingy tsy azo ampiarina amin'ny zavamisy rehetra. misy ny olana vitan'ny tena irery ny mamaha azy. misy kosa ny olana mila fandraisana anjara avy any ivelany.
19. Fiffi
(
02/06/2006 15:07)
Fiffi:
de quoi je me mêle ozy :-D:-D:-D
TAISONS-NOUS !!!! avelao izy himenomenona eo !! :-D
TAISONS-NOUS :-D:-D:-D:-D:-D
20. marozevo
(
03/06/2006 21:17)
Fiffi > Marina ny lazainao, nefa raha avela himenomenona irery eo io, dia hihevitra fa marina daholo izay lazainy.
De quoi tu te mèle ? De rien sauf la gueule !
De quoi tu te mèle ? De rien sauf la gueule !
