sareraka aiza ianao!! jereo izao fahantranay izao

21. prime ( 02/06/2006 08:18)
Fa aiza ilay mahantra dia mahantra inona fa toa matavitavy botrabotra eny foana klé
...:-D:-D:-D
22. xxx ( 02/06/2006 11:32)
ka efa misaosy aloha izy e, de ahoana i ravalo amizany ??? tsy mikozz ve ?? donk mbola saribakoly izany , tsy an'i vazaha frantsay intsony fa an'i allemand
23. Fiffi ( 02/06/2006 15:10)
izany no hatao hoe gazety resaké :-D:-D:-D:-D tsy misy zavatra marina na dia pitiny aza .
24. marozevo ( 03/06/2006 21:28)
Dia tena nanao fanadihadiana aho fa tsy marina ilay chiffre... Ilay hoe takaitra navelan'i Zafera Ant. misy fahamarinany na tsy 100% aza.
25. Fiffi ( 04/06/2006 05:52)
tena tsy marina kah! na de inona na de inona koh aza ve de ho possible io ?
26. xxx ( 04/06/2006 13:16)
ny an'ireto koa dia mbola tohanan ihany io fitondrana efa hita fa tsy mamely io, ianareo no miaina ao anaty vola be any ivelany any dia tsy mahita ny fahantranay eto dago:evil: raha tena tia tanindrazana ianareo dia miverena eto miaraka aminay eto dia mba miaraka mijaly eto isika
27. xxx ( 05/06/2006 01:22)
mihevitra angamba ianao io hoe raha i Voninahitsy no eo na i Lahiniriko sns dia hanankarena tampoka dôdôly ve?!
28. prime ( 06/06/2006 07:39)
Tsy mampino ny tsirony...:-D:-D:-D:-D
29. marozevo ( 07/06/2006 19:47)
xxx contre xxx ? [contre amin'ny hevitra io anh !]

Aleo hifamaly fa samy màzana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2305