nisaraka t@ sipako aho, diso ve za?
42. miantra
(
02/06/2006 14:12)
Soussou: amiko tsy diso indry raha misaraka aminy.
Ny fitiavana amiko tsy natao hijaliana fa natao hitondra fahasambarana sy fifaliana.
Marina ilay resaka attente nolazain'i Diamondra27. Tokony mametram-panontaniana amin"ny tenan-dry indry hoe inona marina no tanjon'ilay fiarahana? Sy ny hoe inona no tena andrasandry aminy fa rehefa tsy mahavita retsy ialao ah!
Hoy papanay izay: Mbola vao sipa aza io ny ataony anao rehefa atsy hoa atsy izany tsy asa fotsiny!!!...Zany hoe rehefa somary lefy ilay Passion be iny ka hiara-miaina amin'izay dia ahoana??????.
Tokony hisy fifanajana hatrany raha araka ny hevitro, ary efa lehilahy lehibe ny 24 taona na dia mbola tia revy aza ka tokony hahay hanasokajy ny important aminy izy .
Mety marary be ilay teniko fa amiko ny namany sy ny taokany no important raha ny fihetsika asehony.
Bon courage e!

43. Herimiafina
(
02/06/2006 14:15)
soussou:
Efa ho 8 taona zao no niarahanay sy ny sipako,voaloham-pitiavako izy, nisaraka anefa izahay, izaho no nanapa-kevitra satria tsapako fa mijaly aho,izy de lehilahy 24 ans, za kosa 22 ans. Izy de lehilahy be namana loatra sa be revy loatra, mamo foana, ka isaky ny fotoana de tsy hita miitsy izy fa lasa misotro toaka, indraindray ary aho efa miaraka aminy de mbola ariany fa lasa izy miaraka @ namany ka adino hatreo za.Efa tato anatin ny 3 taona izy no nanao an io toetrany io fa niafiako foana satria tiako izy, nefa izao tsy zakako instony izany, vao may mia-maditra ihany izy.Mety mbola hiova ve izy ? sa mety efa zay no toetrany? Efa 3 taona zay no nitenenako azy t@ toetrany nefa tsy norarahiny aho.Diso aho ve raha misaraka aminy? Satria mety mbola pire noho izao no toetrany reefa mivady izahay, mino anefa aho fa reefa tsy niova ohatran izay izy mety tsy hiova intsony
Fakafakao avao lahy sao dai mba fanahy iniany ny mimamo foana mba hialanao aminy? izay avao remarka azoko omena.
44. diamondra27
(
02/06/2006 15:45)
lapino: tsara dia tsara le hevitra fa la materniser indray izy @iny nefa enao vady fa tsy maman.
De toa ohatran'ny tsy misy respect mihitsy kosa le izy e!aiza v de any @ namany foana no antonasany. De raha misy ankizy izany de ahoana?
Ao madama sy ny tranony fa lery revy seul any @ look's sy ny troupe-ny.
Miantra: marina mihitsy io voalazan'i dadanjy io; de refa vady de raikitra ny rombo satria lasa any @ revy seul ny vola fa tsy mba hanaovana plaisir à 2? de misy fiatraikany be de be e! trosa ; sipa, sns....
Eritrereto tsara e! Raha fantatrao fa tsy ho tantinao na tsy hitanao izay ho solution hampiova azy dia aleo misaraka ihany e!

45. diamondra27
(
02/06/2006 15:52)
sosokevitra azo atao ihany koa dia hoe: misaraka toerana kely mihitsy ianareo 2.Tsy miray trano, de omena delai izy oe je te laisse refléchir oe na je te donne une dernière chance;ka raha tsy miova @iny de 'zay izany efa tsy asiany hasina ianao; fa raha tena tiany njy de tokony hiova izy sady hitady anjy sy te- ahita anjy izy fa tsy ilaozany variana any @ namany any foana. Fa tsy injy akory no manantona azy fa a manjary tsy mety an!
Tu vois ce ke je veux dire?
Dia tokony hi-intéresser ny zavatra tiany koa ianao. Mamorona activité azo ataonareo mitsam e!

46. Fiffi
(
02/06/2006 18:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG] marina tokoa ? sao de manao fanahiniana ? mba hialana ?
47. Herimiafina
(
02/06/2006 18:31)
Ka izay anie hoa e!
Efa hitako mantsy io fika io e! Matetika mansty ilay olona miaraka aminao tena mora mitomany be na milalao ny pitié any aminao dia las atsy sahy mivantambatana aminy ianao refa te hisaraka fa lasa manao ankolaka.
Marobe ny karazana scenario haiko aminío, ny fika maro sns.
misy hatramin'ny hoe: "tsy afaka ny hiaraka aminao tsony aho fa bedin'i mamanay na tsy tian'ny rad-ko ianao"
Misy indray ny manao provocation mihintsy mba hitenenanao aminy hoe ändao hisaraka"" satria tsy te ho responsable amin'ny fisarahana.
Ampela iraika haiko izay izao manao tahakanío de refa misy manontany nefa izy dia manana valiny toute faite hoe: "il má laissé tomber" kanefa refa tena dinihina dia "elle lá poussé à partir". :-D

49. rapala
(
03/06/2006 09:03)
Izay aho vao namaky ity dinika ity ka ny tiko ho lazaina de ity: havereno vakio ny nolazain'i CHUAN t@ 30.05.06 fa tena marina mihintsy ary tena misy dikany mihintsy ilay fanazavany.
50. Aino
(
03/06/2006 12:34)
izay no maha tonga any ilay fanotaniana hoe raha ianao vehivavy no mifidy dia inn no tianao misotro,mifoka,sns... ka eto anefa hita mazava be ny valiny!!
soussou tsy adisoandry anky iznay ah!! hita mazava be fa adisony ilay izy satsia raha nampitandrina azy aza ndry tsy nahoany ankory ka azy indray iany ny olana ny adidindry efa vita ndry raha teo!! ka hataoko fa mety ny hataondry @ izao anefa raha efa misaraka izao nareo, dia ho itandry eny andalana eny ihany izy raha hiova na hijanona tahaka an'iny faona. satsia raha izao izy nilaozandry izao no tsy tonga saina de midika iznay fa ilay rendrarendrany mihintsy no tiany noho ndry!!

51. Fiffi
(
03/06/2006 13:48)
heu... aleo hiany aloha dinihana tsara ireo voalazan'i Herimiafina ireo fa tena ...
52. rapala
(
03/06/2006 18:03)
ka izay ange no mahatonga ilay ohabolana hoe: ny vy tsy mikitrana irery é!!!!!
54. andria
(
11/06/2006 08:02)
ny fitiavana dia tsy hita raha any @ toerana tsy misy azy no tadiavina.Iray akia no lasa 10 no miditra
56. texe
(
12/06/2006 06:06)
ny azoko lazina andry angaba de zay fanapahakevitrao iany fa le izy manahirana be ny fiseonjavatra oatr'izao,fa efa nandalo teo daholo fa mahereza ry soussou a endry ange mbola kely e! tsy msy kwa zany