nisaraka t@ sipako aho, diso ve za?

21. Fiffi ( 31/05/2006 04:03)
lapino:

Izy aloha tsy maintsy hiova, saingy mila miandry kely azy ho tonga 30 taona any ho any.

Ny tokony hataonao amin'izany izao, dia ny miaro azy tsy hanao "dérive" be loatra amin'ny revy ataony. Dia miezaka mba hahazo fotoana hatrany hiarahana aminy, mifampizara fitiavana sns ... Am-pitiavana azy no anaovy an'izay fa tsy am-pitiavan-tena. Ary surtout!!!! aza miaraka amina bandy hafa izany!
lapino: hiandry kely ? mbola ho 5 taona anie zany ho 30 taona zany eh ! nandritrin'ny 3 taona ve ny nijaliany tsy ampy ve zay ? heu.....
De nampijaly azy , niharetany nandritrin'ny 3 taona ve de mbola azo hatao hiany hoe tsy am-pitiavan-tena ? heu.... Le bandy nampijaly nandritrin'ny 3 taona indray ve no mbola tokony kolokolohina hitiavana sns... ? heu...:roll:


22. fasaly ( 31/05/2006 04:09)
fiffi: marina zany..... nisy couple nanana cas otran'io efa mpivady zareo fa tsy nanenina lay sipa niasaraka taminy ary tojo oul tsy mpisotro tsy tia revy fa sereiux eo am fiainana, miadana lavitra lay sipa am lafiny rehetra, kla inona no hijanonako eo am bandy otrzany, raha ny fihovàna ho latsaka avy any andanitra no endrasana mba misy limite ny rehetra fa matoa tsy niova hatriza de mety sisy fanantenaina
ny fotoana mandroso ka ho very fotoana eo fotsiny miovà lasy vaovao de bonne chance e!:°):-*
23. Fiffi ( 31/05/2006 04:35)
justement! raha nahazo fijaliana ary niharitra efa lea tahak'izao ve de mbola hisy fanantenana fa hiova izy ? de hoe handrasana rehefa tonga @ fahatongavan'ny taonany ho matotra ?
24. ari.malala ( 31/05/2006 07:09)
Ny olona misotro matetika dia olona manana pb, ka ny miezaka mi comprendre anazy angamba aloha no tokony atao, araka ny tenin'i mamzelkely we miresaka am-pitoniana tsara, de pref ts avy nisotro izy no miresaka an, dia ampitoniana sy ampilaminana tsara mintsy no miresaka. Mety mahatsapa izy hoe tsy ampy fitiavana any antranony any na misy olana ny fianakaviany, dia ny toaka no amenoany ny banga. Matoa ianareo tafaraka nandritra izay fotoana naharitra ela be izay dia tao ny fitiavana, ka raha mbola misy ihany re ilay fitiavana ao anatinao ao, ezaho avotana ihany aloha, amin'ny alalan'ny firesahana sy fanehoana fitiavana azy! Raiso antsaian hoe namboly voninkazo ianao, ka raha mbola ambolana no ongotanao iny nambolenao iny tsy de marary loatra ilay tany nialay, fa raha efa antaonany, indrindra hoe 8taona b zao, tena lavaka be tsy voatototra indray andro no tavela eo. Ny tiak otenenina dia harary sy hamela holatra be eo am fiainanao ny fisarahanao aminy, nefa ianao ihany no mahita izay tena iainanao ao aloha, fa dia mahereza e!
25. little ( 31/05/2006 07:14)
ereur d'analyse des le depart zany sady tsy fahaizana nifampitaiza des le depart ihany koa. fa maninona no efa telo taona ndry vao nisy reaction toa izao? ny olana manko dia izao e! eny hoe!
ndry zao no olona afaka sy mety afaka hanova izany eny na dia ni-favoriser zany koa angamba hoy aho e!
mino ve ndry fa mbola misy olona afaka hanana notoriete aminy raha tsy nahavita ndry zay tiany sy tia azy.Ka raha mamotsitra azy ndry de asa, manantena ny tsara aho momba izany.
26. Fiffi ( 31/05/2006 07:22)
little:
fa maninona no efa telo taona ndry vao nisy reaction toa izao?
naninona ? ka mbola tia azy izy koh! Raha tsy tia azy izy ve niharetany tahak'izao io fijaliana io ?


27. little ( 31/05/2006 07:31)
non kosa zany ry fiffi an! vao manomboka misy fery ndry dia efa manadio fa tsy hoe aleo io hisy nana tsara vao hodiliriko. sady vao niaraka anie izy dia efa tokony nasiana garde fou e! zao izy zao efa zatra navela de manao ny ataony. Fitiavana ve zany?
28. Fiffi ( 31/05/2006 07:38)
soussou:
.Efa tato anatin ny 3 taona izy no nanao an io toetrany io fa niafiako foana satria tiako izy,



29. little ( 31/05/2006 07:41)
miafy ve de fitiavana? fitiavana = agir fa tsy subir
30. mamzelkely ( 31/05/2006 07:59)
za alou de mitazona ny hevitro we ialao nenina farany ihany eee sao de afaka manova azy ihany ianao satri sarotra dia sarotra ny hamafa an zany 8taona irigngirina niarahana zany ee ny mety ho probleme de mety any aorina any ianareo mety hiverina hiaraka njay ra misaraka satri mifankatia fa resaho farany izy ialao nenina farany
31. colar ( 31/05/2006 08:23)
otran milay be ty adihevitra ty fa tena otran le fiainako tam zany andro zany mintsy ko,de ozy za we ,mazana ny voalohan pitiavana tsy lasa vady mintsy,tonton ko niara nirevy tamiko tam zany no niteny ana tam zany,ra baviko enao zao de teneniko we hialao refa mampijaly,de manova sipa hafa fa ho hitanao fa hitomany sy handadilady aminao izy avy eo,de miverena fa hitandrina am zay izy avy eo,mahereza e,de mbo tantarao ny tohiny avy eo e
32. zandrikely ( 31/05/2006 09:05)
io mpisotro toka io ny hiafarany dia enao no voniny ao ,tsy diso enao ry soussou a , dia aza heritreretina be intsony fa ra tsy nanao ratsy volohany enao dia hahita ny sahaza anao , mazotoa , aleo mijaly kely 2 mois dia milamina avy eo
33. sasa ( 31/05/2006 14:11)
Bonne courage akia fa tsy njy no voalohany tratran'io ary tsy indry koa no farany, rehefa tsy zaka tsy misy fahadisondry mintsy no misaraka aminy, sady raha sipa mbola 22ans izany njy tsy ho very anjara mintsy, betsaka ny tsaratsara kokoa noho izy, adinoy izy fa ho avy eo ny solony vaovao, en plus efa 3 ans ve no anarina tsy miova avelao izy hidaboka any, sady izao koa, aza mijery izay taona niarahana any fa rehefa mampijaly ajanony an.
:-*:-*
34. Fiffi ( 01/06/2006 05:55)
3 taona nihafiana , niharetana , nijaliana ve dia mbola andeha hiala-nenina hiany ? Ampy kosa angamba zay an!
35. sasa ( 01/06/2006 07:13)
K'hita wa ry Fiffi ampy izay, vao tsy misy nin nin vita ve d'efa fijalina no azo, tsy aleo miala, ampy mintsy izay :D
36. Fiffi ( 01/06/2006 07:26)
sasa: tonga de mitsaoka matanjaka akia zah raha zah zany an! heu... marina mafy raha vitako zany fiharetena 3 taona zany ? :roll:
37. diamondra27 ( 02/06/2006 05:00)
sousou: raha marina ireo voalazanao ireo dia tsy diso ianao raha nisaraka t@sipanao amiko.

Soa ihany ary fa nisaraka ianao satria mbola tsy nisy fahamatorana ny fiarahanareo na dia efa niaranipetraka 3 taona aza. Moa izy koa tsy vadinao sy tsy mbola nisy ny zaza.

Lery izany dia mbola tsy matotra fa ianao efa vonona dia tsy hitovy mihintsy ny attente-nareo sy ny langage d'amour-nareo.

Any ankafa akia manorompitia rehefa niala nenina taminy injy an! Izany fahazarana izany aloha dia METY tsy ho afaka e! za aloha tsy mahatanty raha za no eo @ plasinjy hoe: ilaozany mirevy miaraka amin'ny namany de za tsy kaonty mihitsy, de aiza izany ny place-ko @izany de maninona izy no miaraka amiko?Inona no itiavany ahy? de pourquoi je mérite ça?

de 'zay e!Mazotoa
au passage akia a! colar izao manao antson'ny fo sao dia mba mety ho raikitra ny anareo.Tsy vazivazy io an! (raha tsy oe: efa nahita tampoka indray lery dernière nouvelle)
38. Fiffi ( 02/06/2006 05:14)
diamondra: :-D:-D:-D ndey an! matotra be le famaliana de niafara tampoka à i colar :-D:-D:-D:-D
39. diamondra27 ( 02/06/2006 07:49)
fiffi: ka za kosa ange mba "je pense à lui" foana e!:wink:
lery kosa nitady nefa mbola tsy nahita foana ka sao de...kany moa colar ô!
40. deghany ( 02/06/2006 09:33)
soussou:

Efa ho 8 taona zao no niarahanay sy ny sipako,voaloham-pitiavako izy, nisaraka anefa izahay, izaho no nanapa-kevitra satria tsapako fa mijaly aho,izy de lehilahy 24 ans, za kosa 22 ans. Izy de lehilahy be namana loatra sa be revy loatra, mamo foana, ka isaky ny fotoana de tsy hita miitsy izy fa lasa misotro toaka, indraindray ary aho efa miaraka aminy de mbola ariany fa lasa izy miaraka @ namany ka adino hatreo za.Efa tato anatin ny 3 taona izy no nanao an io toetrany io fa niafiako foana satria tiako izy, nefa izao tsy zakako instony izany, vao may mia-maditra ihany izy.Mety mbola hiova ve izy ? sa mety efa zay no toetrany? Efa 3 taona zay no nitenenako azy t@ toetrany nefa tsy norarahiny aho.Diso aho ve raha misaraka aminy? Satria mety mbola pire noho izao no toetrany reefa mivady izahay, mino anefa aho fa reefa tsy niova ohatran izay izy mety tsy hiova intsony


ka io tonga @le fanotaniana we iza mou no hitany voalou? njy sa ny namany sy ny revy???=))
sady tsy d masosotra b kou nge io refa tsy misy naïga hafa fotsiny e!!:@
amby @zay ary fa efa tsy mifatotra njy e!!:P:P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2996