Fampirafesana

41. bellla ( 01/06/2006 20:52)
ka ny vhv kou ange bedebe e! ny lhl anefa vitsy; de aôana:?: ny lhl efa tsy afa-po ami ze efa azy mou ny vhv sasany tsy mahita. :-D
42. Lalah ( 02/06/2006 00:13)
bella a! rariny ihany zany ny fiarahan ny vhv samy vhv ra izany an! koa tsika betsaka nony lhl koa, soa ihany aho ry reto f efa nahazo, fa ra zao io no lasan ny olona koa de very aho
43. Fiffi ( 02/06/2006 03:49)
zany an ?
44. mandrindra ( 02/06/2006 07:03)
pissoa, na misy an'io aza izaho dia mizara foana e, raha mbola miboiboika ilay loharano tsy mety ritra ato amiko dia mizara foana aho.

lalah, za tsy mampirafy fa mizara fitiavana amin'ny olona maro. dia aza manao an'izany hoe"raha lasan'ol io dia very aho izany". toa misy hira manao hoe raha ol iray no tsy tia mitoto koba hatavy. noho izany aza matahotra fa avia manantona ahy fa tsy ho very ianao, ary aza miandry an'i lery ho lasa akory fa mandehana dieny izao, velezo ny vy dieny mafana :D
45. pissoa ( 02/06/2006 07:31)
Hihihi, maka fitiavana be da be avy amin'ny olona be da be alou ... dia aveo mizara? :-D:-D:-D
46. mandrindra ( 02/06/2006 08:17)
ary i pissoa zany efa mahay an :D
47. Lalah ( 02/06/2006 09:19)
mandrindra klongany tsy ahavita ny vitany e! zany anie ry mandrindra ka tonga de hm hm hm aoka fotsiny hoa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D. Very za ko!
Fiffi a ! satsy marina anki zany, hafa ihany dada kinoo! Sakairintsika io mandrindra io ra vao mitady hampirafy eo
48. mandrindra ( 02/06/2006 09:24)
lalah tsy nanandrana akory dia tonga milaza mahay, andramo aloha izay vao mampitaha. tsy misy very izany hoa, tsy maintsy hita foana:-D:-D
49. pissoa ( 02/06/2006 09:36)
mandrindra:

ary i pissoa zany efa mahay an :D
Hihihi, ka rehefa mahita ny soratrao isan'andro eto ve tsy hahay ny theory-n'ny fizarana ihany? :D
50. Fiffi ( 02/06/2006 10:25)
lalah: raikitra ! :-D:-D
51. mandrindra ( 02/06/2006 12:53)
lalah sy fiffi, efa hoe za tsy mampirafy fa mizara fitiavana. avy nge nareo roa izarako azy e.

pissoa, tsy ampy mahay teoria fotsiny fa mila fampiharana.
52. pissoa ( 02/06/2006 13:09)
mandrindra, ka iray omena manontolo aza tsy mbola hita ka ahoana no hahafahana mizara amin'ny olona maro :-D:-D:-D
53. mandrindra ( 02/06/2006 13:18)
pissoa, raha vao miainga amin'ilay hoe omena manotolo dia tsary mety, aleo hisy ambiny kely malalaka mba hifampizarana. andao aloha hifampizara amiko ary e, mandrapa :-D:-D
54. pissoa ( 02/06/2006 14:22)
Hihihi, mbola lavitr'ezaka be izy izany. Hay tokoa mou hoe tsy misy omena manontolo izany :-D:-D:-D

An3, aleo ihany zah hianatra tsara alou vao mifampizara amin'i mandrindra kah :-D:-D:-D
55. mandrindra ( 02/06/2006 14:26)
ka aiza ho aiza anefa izao ny fianarana ?:-D dia aza tonga dia manda be ohatran'io fa tsy mety e, mbô asio hoe aleo aloha za hieritreritra kely an :-D:-D
56. pissoa ( 02/06/2006 14:36)
Hihihi, zah ary efa miteny hoe aleo alou zah hianatra tsara :-D:-D:-D Raha vao any am'le efa mahay mizara be anie no mianatra dia lasa tsy mianatra fa mangala-tahaka azy fotsiny e :-D:-D:-D
57. mandrindra ( 02/06/2006 14:40)
andraso aloha izaho hamorona ps vaovao dia hanao votsavotsa zany :-D:-D, mba te hilaoka pissoa aho zany manko :-D:-D
58. pissoa ( 02/06/2006 14:47)
Ianao indray na miova ps aza fantatro foana eeeee :-D:-D:-D
59. Fiffi ( 02/06/2006 18:15)
mandrindra: heu... de haharaka ve ? :-D:-D:-D hanaovanay tambabe eo vao taitra !! sa ahoana ry lalah sy pissoa ? :-D:-D:-D:-D
60. pissoa ( 04/06/2006 09:19)
Fiffi, an3, izaho kloo tsy sahy e. mandrindra anie io e :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972