Fampirafesana

21. Lalah ( 30/05/2006 11:11)
Vhv ankia za fa novan ilay boum keliko izay ny infos mikasika ahy ao an, aokizay sao bedy eo aho:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
22. mandrindra ( 30/05/2006 11:39)
raha izaho no teo amin'ny toeran'ilay kofiboay io dia tsotra fotsiny. noroahiko ilay sipa hivoaka ny trano fa efa tsy topontoerana intsony.

sady mody izaho irery no mamoaka azy any ivelany dia lazaiko izy fa ho avy any aminy aho rahampitso dia ho amboariko indray izy, hihihi, izay no paika rehefa samy ho ratsy loha.
23. hasinando ( 30/05/2006 12:06)
Ianao kosa ratsy saina e! nareo ange rehefa ampirafesina tsy mahazaka e!

MBA aza tia tena fa tsy mety.
]


24. bellla ( 30/05/2006 12:11)
zay mitsy. mahagaga fa tena tsy mahazaka mitsy reo lhl reo raha vao ampirafesina.
sasa: :-* njy
25. mandrindra ( 30/05/2006 12:38)
fa angaha moa nisy fampirafesana teo, na dia hevitra iray tohanako aza ny fiarahana amin'ny olona maro na ho an'ny lahy io na ho an'ny vavy. ilay sipa anie efa horsjeu e, mbola misisika ihany, dia ilay kôfa indray ve no diso ?
26. Fiffi ( 30/05/2006 14:04)
heu...
27. Herimiafina ( 30/05/2006 23:47)
Tokony vosirina sy sikarina izay mampirafy ao! hehehehehehehe :-D:-D
28. Fiffi ( 31/05/2006 04:12)
29. mandrindra ( 31/05/2006 07:29)
aza mba atao an'izany ny kôfiboay ry herimiafina a !
30. Fiffi ( 31/05/2006 07:33)
xxx:
Ary le i Lalah toa mandainga fotsiny eh!
Tsy misy marina ny renseignement momba azy na dia iray aza .
Toa izany daholo ve ny momba antsika rht eto @ serasera?.
enao aza tsy sahy miseho akory fa miafina koh! soahiany fa tsy mihafina tahak'izao daholo koh ny eto @ sera2 eto.:wink:


31. sasa ( 31/05/2006 15:10)
xxx enao mintsy angamba no efa zatra mandainga ato matoa miafina koa, mba misehoa masoandro.

Bella :-*:-*
Mandrindra ka tia tena loatra lesy lisany bandy an! nefa rehefa tena ataon\'ny sipa tsy mahazaka akory koa :-D
32. Fiffi ( 01/06/2006 05:59)
xxx:
Ary le i Lalah toa mandainga fotsiny eh!
Tsy misy marina ny renseignement momba azy na dia iray aza .
Toa izany daholo ve ny momba antsika rht eto @ serasera?.
xxx: aza mitsara mba tsy ho tsaraina. Sahy milaza an'izao ianao nefa ianao aza tsy sahy miseho akory fa miafina ao. ountsss!!:wink:


33. mandrindra ( 01/06/2006 11:52)
sasa, ry zalahy anagamba kosa no tsy mahazaka e. ny ahy kosa efa mazava ny hevitro hoe samy malalaka daholo ka. andao anie handramana e :D
34. Herimiafina ( 01/06/2006 12:29)
mandrindra:

aza mba atao an'izany ny kôfiboay ry herimiafina a !


F'angaha leity kofboay ihany. Ny bandy fotsiny no tsy mahay manafina dia mora hita dia lasa resaka be fa ny sipa tena manafina be mihintsy dia na any ambany rangolahy aza tsy fantatry ny vadiny, dia tsy mba misy resaka momba ny sipa mampirafy mihintys, hehehehe:-D
35. mandrindra ( 01/06/2006 13:08)
marina letsy zany a. za aloha rehefa tsy vositra aho dia izay ihany no zavadehiba amiko. tsisy andehanako mampirafy amin'ny sipa mpampirafy :D
36. Herimiafina ( 01/06/2006 13:13)
Io marina anie bilateral e, samy nanao pas izay vao tafaraka fa tsy tokony hisy victime, sa tsy izany leisy. hehehehe:-D
37. mandrindra ( 01/06/2006 13:21)
miaramizotra isika ho anyyyy
38. pissoa ( 01/06/2006 18:37)
Herimiafina:

Tokony vosirina sy sikarina izay mampirafy ao! hehehehehehehe :-D:-D
Izany mahitsiny :-*:-D:-D:-D

mandrindra, voatohintohiny indray ny fomba fizaranao amin'io an :-D:-D:-D
39. Fiffi ( 01/06/2006 19:38)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../icon_rolleyesg.gif[/IMG]
40. Lalah ( 01/06/2006 20:19)
Tokony vosirina sy sikarina izay mampirafy ao!
Mba loza koa zany marina, :lol::lol::lol::lol::lol:raha izay ve moa nefa no mahahendry azy maninona moa.
mandrindra a aza mampirafy zany fa sao sakairin ny olona eo ianao, zay vo hm hm hm hm!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6047