FETIN'NY RENY

1. Ralay ( 28/05/2006 00:48)
Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa :*:* on vous (l)
Ilaina ve ny fankalazana ny fetin'ny renyna ny fetin'ny ray? sa mbola fety noforonina ho fety komersialy koa io.Misokatra ny adihevitra
novalian'i Simpona ny 28/05/2006 14:34
2. Fiffi ( 28/05/2006 04:02)
[quote=Ralay]Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa :*:* on vous (l)
Ilaina ve ny fankalazana ny fetin'ny renyna ny fetin'ny ray? sa mbola fety noforonina ho fety komersialy koa io.Misokatra ny adihevitra quote]hummmm de misaotra an'i Ralay aloha zany. Miarahaba ny RENY rehetra koh ny tenako , sy ireo efa an-dalana.
Amiko aloha tsy de hitako loatra hoe lasa commercial ny fetin'ny reny na ny ray . Andro mba atokona ho an'ny reny na ny ray heu.... maneran-tany ? tsy dia aiko fa io andro io no mba fankalazana ny RAD , marina aloha fa velona indray ny mpivarotra @ io andro io , saingy ao koa ny olona izay mankalaza an'io fety io @ fo feno fitiavana aloha fa tsy ny cadeau no hatao ambonin'javatra fa ilay fitiavana an'i Neny a i Dada.
3. Fiffi ( 28/05/2006 05:16)
Ny zavatra fanaonay taloha ka hatramin'izao rehefa tonga ny fetin'ny Reny , de i Neny tsy mahazo manao na inona na inona aloha.
Samy manao dessin ny tsirairay , de iny vao maraina be iny , mbola tsy mitsangana avy ao am-pandriana i Neny de manao file à l'indienne mandeha mamoha azy ! :) de manome ny dessin-ny ! :(
@ zao fotoana izao anefa de lasa cadeau lafo vidy iomagazay an! nefa raha tena jerena , iza marina no tena lafo vidy ?
4. dadabe ( 28/05/2006 05:33)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 28-05-2006 05:48:30
Lohateny : FETIN'NY RENY
Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa on vous


lavitra be r'ise ny misy ny mamanay a, any dago any e:) fa izany hoe miarahaba ny reny rehetra tsy ankanavaka aloha e :°)
5. LouAnne ( 28/05/2006 09:36)
bonne fête maman chérie , bonne fête doly ze maman retsa :-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. sipagasy ( 28/05/2006 13:04)
misaotra @ fiarahabana rehetra e!!!

mmhhh fety komersialy ve??? mmhhh io arakaraky ny atao ihany aloha e! tsy voatery hividy zavatra atao fanomezana anie ianao e!! mmhhhh bibizz sy tsy haiko de efa ampy ohatra, + tsianjery kely avy @ ankizyyyy
7. Simpona ( 28/05/2006 14:34)
Faly Miarahaba reo reny rehatra kou,
Commercial ve?? Ny mpivarotra samy miezaka ny manararaotra izay hampade ny tsena ninin eo fa anjaranao ny mandray ny tandrify anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3857