lapin00
25. lapino
(
30/05/2006 02:47)
ikalakinitina, :-D:-D:-D
dadabe, danzz ndray zany saka sy bitro mifamely zany kle! Inn ngah no vokatr'zany ? ... :-D:-D:-D
pissoa, de maninn zao no :-w raha manao bizz zay sy mamafara? 'ndraso kloo izy hanontaniana sô de matahotra hoho ... Mamafara ô, kony ? :wink:

26. sasa
(
30/05/2006 04:09)
:-D:-D:-D:-D raha ny saka sy bitro no mifamely ka bevohoka le saka d inona no ho teraka eo,mety hoe SABI sa KATRO, sa hoe SATRO na KABI:-D:-D:-D
27. pissoa
(
30/05/2006 04:27)
lapino, fa iza no niteny oe ny bizz-nareo sy mamafara no mampa :-w anah e :roll: Le zah lazain'i mamafara oe
mamafara:no :-w:-w:-w:wink:
tsy namatsika i pissoa io fa mbola ho lanin'i totozy (totofy) koa io zao.
28. dadabe
(
30/05/2006 05:49)
kayy le inona daholo re ireto rey razako oo
mbola minera ireto kilonga dia efa milalao fitiavana , anjenestonao ee, mille milliard de mille sabord de tonnere de brest , de mouche pique
sady amizay misy hoe bitro sy saka mifanambady hono , hummm rey razako oo mammela ny helok'ireto kilonga:{:{

29. lapino
(
30/05/2006 06:35)
Danzz be ilay fihodin'ny resaka lety e! ... bevohoka ... ho teraka ... mifanambady ... :-w:-w:-w
pissoa, fa iza no niteny hoe tsy izany? :wink::D
pissoa, fa iza no niteny hoe tsy izany? :wink::D
31. totofy
(
30/05/2006 08:13)
:roll::roll::roll::oops::oops::oops: totofy :?::?::?:
mamafara, pissoa :-w:-w:-w:-w
mamafara, pissoa :-w:-w:-w:-w
33. totofy
(
31/05/2006 06:25)
:-D:-D:-D:-Dmamafara
ngah pissoa fromage owé lanin'ny totozy :-D:-D , ary sô dé njy ary no lany alou =))=))=))=))
fa mbola ho lanin'i totozy (totofy) koa io zao
ngah pissoa fromage owé lanin'ny totozy :-D:-D , ary sô dé njy ary no lany alou =))=))=))=))
37. pissoa
(
01/06/2006 18:26)
Ka izy anontaniana fa izy ihany no niteny an'io volouany teo kou :-D:-D:-D
mamafara:
fa mbola ho lanin'i totozy (totofy) koa io zao
40. totofy
(
02/06/2006 19:31)
mamafara : aizô ?
tsy mataotra totozy ngah njyyy ,tsy miakatra eo ambony seza refa tonga totozy =))=))=))=))
tsy mataotra totozy ngah njyyy ,tsy miakatra eo ambony seza refa tonga totozy =))=))=))=))