lapin00

1. pissoa ( 26/05/2006 15:38)
Nisy lapin kely ony zany nanapaka ny griffes-ny teo amoron-dalana an. Dia nandalo ny limace dia nanontany:
- Fa inn ity ataonao?
- Manamboatra ny hohoko zah dia am'zay afaka mandrangotra an'le renard iny.
Dia gaga ilay limace dia lasa fotsiny nandeha.

Dia nandalo indray ny canard dia ...
- Fa manao inn ianao?
- Manamboatra ny hohoko zah dia am'zay afaka mandrangotra an'le renard iny ... et et lui arracher les oreilles!

Dia nandalo kou le renard de ...
- Ary maninn eo kou enao?
- Bah, je suis assis la a raconter des betises !

lapino: efa misy titre zao io an :wink:
novalian'i totofy ny 02/06/2006 19:31
2. Rainikarabo ( 26/05/2006 15:42)
:-D:-D nasianao indray i lapino an
3. Simpona ( 26/05/2006 16:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
aiz ary lapino am 'zao??? sa mbola manamboatra griffe ???:D:D
4. Fiffi ( 26/05/2006 17:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. booboo ( 26/05/2006 18:15)
:-D:-D:-D
6. fasaly ( 26/05/2006 18:26)
:-D:-D fetry beuh lapino zany:wink:
7. lapino ( 26/05/2006 19:17)
:-D:-D:-D
Manahirana manko mbola handeha hanenjika an'lery indray avy eo, fa izy hamboarina ka http://lapino.blaogy.com/resource/7/2 :wink:
8. pissoa ( 27/05/2006 05:32)
lasopy renad :roll::-D:-D:-D
9. sasa ( 27/05/2006 05:37)
lapino :-D:-D:-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 27/05/2006 05:51)
:-D:-D:-D

sur ve fa le lapin no nihinana an'io?
11. Simpona ( 27/05/2006 05:56)
lapino> 8O8O8O :lol::lol::lol::lol:
12. mamafara ( 27/05/2006 08:37)
lapino avia atoko bizz fa tsy namatsika i pissoa io fa mbola ho lanin'i totozy (totofy) koa io zao. fa zaho tsy mbola mahay manao blaogy ange
13. fasaly ( 27/05/2006 17:13)
:-D:-D:-D:-D tena naranitra beuh mintsy ny hohon'i lapino teo zany fa taolana sisa i renard!:-D:-D:-D:-D
14. pissoa ( 27/05/2006 17:23)
mamafara :-w:-w:-w
15. dadabe ( 28/05/2006 04:42)
hummm io ary fa mifamely ny saka sy ny bitro letie e :°):°) reveko be ee

kii zah ve vao naokatra ilay hoe Jereo eto an'i lapino dia ity no hitako
Tsy rehefa be vava akory de mazana be an! Hein!!...
=))=))=)) masaka be le
16. ikalakintina ( 28/05/2006 05:50)
mbola ho an'i lapino ihany:

taloha hono ny elephan no mpanjakany biby!, de tapakevitra izy fa samy ho zaraina ny toerana de am zay samy manana ny tanininy ny biby rehetra, ka izao le fizarana samy manao dix pas avy de izay so toerana hipetrahana, de nandeha ny sokatra, ny dix pas ny kely de io ihany zany no teorana an'azy fa ra vao mihoatra io izy de azony ny hafa vonona, de nandeha ny soavaly, dix pas ect, sy ny biby retra, fa refa tonga teo am anjaran'i lapin de hoy izy tena kely ny anjarako raha vo mandeha normal za, fa aleo asiana fiheverana de inona hoy nareo no itany, nitsambikina izy, de nahazo anjara ngeza2, de hoy ny biby retra oe fa angaha hoatr'izao no fandehananao?, de hoy izy oe ie!, de niteny ny mpanjaka oe, manomboka izao raha vao hitanay fa tsy hoatr'izao ny fandehananao de ataonay mahita raharaha ianao satri ni triche de izay hono no nahatonga ny lapin mitsambikimbikina refa mande!,
17. dadabe ( 28/05/2006 08:04)
kiiiiiii vita be njay ra-lapino le!! coup double be , sady mamely pissoa no mamely ikalakintina :-D:-D


masaka letsy ity ra-lapino a,avy de mitsambikina ialahy:-D:-D avy any @ b1-c3
18. pissoa ( 28/05/2006 14:21)
ikalakintina :-D:-D:-D

dadabe :roll:
19. dadabe ( 29/05/2006 08:44)
=))=))maninn anjy zah:°) beben'i T5 =))=))
20. sasa ( 29/05/2006 09:05)
=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077