Mbola ho avy ny Tompo.

41. marozevo ( 07/06/2006 21:21)
Ary ny kristiana anie tokony ho maika hoany @ izany paradisa izany ka tokony hizara aminay ny ilainay e!Nefa ireo no tena be fitetik be: mpangoronkarena, manararaotra falemempanan'olona! Tsy misy mijoro izany na 1 fa mandainga e!


I Khoto no nilaza io ao ambony ao.

Raha jerena indray mipy maso eto amin'ity sehatra ity dia be an'isa kokoa ny mpino... Dia mahagaga ahy ry Khoto sy Ralay fa mahazo aina ery mifanakalo hevitra aminay mpandainga, mpangoron-karena, mpanararaotra, be fitetika...

Mialà teto fa ataonay borona eto ianareozahay mpanambaka eh...
42. Fiffi ( 08/06/2006 05:59)
marozevo: tsy fantany zay lazainy kah!

Tompo ô , mamelà azy fa tsy fantany izay nolazainy.
43. marozevo ( 11/06/2006 21:02)
Fantany dia fantany tokoa, nefa na izany aza dia angatahana famelana ihany izy : "Avelao ny helony na dia fantany aza izay lazainy".
44. Fiffi ( 17/06/2006 20:19)
mangataka anao izahay Tompo ô!
45. marozevo ( 07/07/2006 19:28)
Lasa hivadika koa ity loha hevitra ity.
Isaorana eram-po eran-tsaina ny nandray anjara rehetra.
Ho amintsika rehera anie ny fahasoavan'Andriamanitra.
46. dadabe ( 09/07/2006 11:31)
yee misaotra dia aza mora tezitra intsony marozevo a:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5367