Mbola ho avy ny Tompo.

21. Fiffi ( 30/05/2006 04:09)
Amen
22. pika ( 30/05/2006 11:11)
pissoa sy hery a izay no ilaina ilay serasera izany mba halalanay ny zava nisy tany aminareo dia miasa koa izany ny 15aout sy ny sns raha izany a
23. marozevo ( 30/05/2006 12:17)
Niasa ny tatsy, tsy niasa ny taroa ....
Marina tokoa fa endrika ivelany hahitana ny hoe fety ny fanaovana na tsy fanaovana ny asa mahazatra. Nefa kosa tsy dia io akory no iankinan'ny mahafety ny fety raha eo amin'ny lafiny litorjia no jerena. Misy manko fety lehibe sasany tsy misy ifandraisany amin'ny maha azo iasana na tsy azo iasana azy. Ohatra : 8 decembre. Manana ny maha izy azy io, nefa tsy jour chomé, raha tsy hoe sendra mi-tomber alahady angaha.
24. Fiffi ( 30/05/2006 13:38)
Fanontaniana lalina sy mavesatra izany an!!!
fa tsy mavesatra arakin'ny fiheritreretan'ny Kristianina raha ny fahalalako azy an! Fa ny finoan'ny tsirairay hiany no azo hilazana azy na mavesatra na tsia.
25. pika ( 31/05/2006 11:10)
fa misy kosa anie ilay hoe andro voadidy ho hamasinina nefa dia voatery tsy maintsy niasa e mba malahelo kely ihany angamba
na izany na tsy izany dia marina fa ny ao ampo ihany no mitondra an'io
26. Fiffi ( 01/06/2006 03:23)
marina izany aloha an! nahoana moa no tsy halahelo rehefa tsy maintsy miasa ny tena rehefa tonga @ io andro io ? saingy tsy io andro iray io hiany no ahazahoana na hampitombo ny finoana ary ahafahana mivavaka na hideràna an'Andriamanitra.
27. prime ( 01/06/2006 09:10)
Vonona ve ianao ?


Jesosy Kristy hiverina moa tsy maintsy hoavy ary ho hitan'ny maso rehetra... fa mbola tsy misy namaly isika na dia iray aza an...
Antoka ary fahatokian-tena tanteraka mantsy izay valin-teny eo... Izany hiatrika Azy indray mandeha ao anatin'ny voninahiny tanteraka izany tena mila fahavononana tokoa...

Vonona ve ianao ?
hoy marozevo izay...
28. Fiffi ( 01/06/2006 09:43)
prime: anagamba mbola miheritreritra ny rehetra alohan'ny hamaliana azy ?
29. prime ( 01/06/2006 09:56)
Izany tokoa aleo dinihina tsara izay ambara fa ndrao anenenana... dia mahereza daholo ary e!
Andriamanitra homba sy hitahy antsika rehetra anie!
30. Fiffi ( 02/06/2006 11:00)
31. Ralay ( 02/06/2006 11:25)
Tena tsy voavakiko intsony fa d'apres le sujet dia hoy aho manao hoe fa ho avy aiza ary izany tompo zany ary iza moa io tompo io nefa efa firy taona zay no lasa mbola tsy tonga foana? :lol:
32. khoto ( 02/06/2006 11:41)
Ralay>Voalaza anie hoe ny 1segondra aminy dia @ 1000taona e! ka kajio kely fa mety @ siècle na millénaires io vao tena izy!Fa ny fianako dia 80 taona (epsilona manoloana an'io) raha be! Mba omeo izay ilaiko dia ampy ahy izay fa aleo anjaranareo ny any @ paradisa e! ny kristiana indrindra (kristy) anie no manaiky an'io fa ny silamo maninona no tsy mba miteny kosa! boudiste sns!Ary ny kristiana anie tokony ho maika hoany @ izany paradisa izany ka tokony hizara aminay ny ilainay e!Nefa ireo no tena be fitetik be: mpangoronkarena, manararaotra falemempanan'olona! Tsy misy mijoro izany na 1 fa mandainga e!
33. Ralay ( 02/06/2006 12:26)
khoto: formule avy aiza njay no nahitan'ise an'io 1sec= 1000ans io :lol:Ny ahy eto antany ny paradisako ko ise nga ahoana?

Ary ny kristiana anie tokony ho maika hoany @ izany paradisa izany ka tokony hizara aminay ny ilainay e!Nefa ireo no tena be fitetik be: mpangoronkarena, manararaotra falemempanan'olona! Tsy misy mijoro izany na 1 fa mandainga e!

Marina tokoa r'ise io voalazan'ise io fa toa mitovy hevitra ihany isika zany kle :D fa aleo aloha zah hivelona mandrapafatiko fa tsy ferako ho 80ans zany kle :-D velona indray mandeha ihany anie de vita avy eo e :) dia aleo revena manja sy araraotina ny fiainana.
34. prime ( 02/06/2006 14:38)
khoto> inona aloha ilay tianareo hozaraina fa tsy efa anisan'ny fizaràna ve izao adihevitra izao e! ny fitsaranao ny kristiana dia anao sy ireo hitanao nanao izany resahina fa aza atao bambaray fa tsy mety satria na ny tsy mino an'Andriamanitra aza toa tsy dia hoe modely mankaiza ihany koa...:-D:-D:-D

ralay> aza matahotra ny ho faty izany rangahy fa io na rahampitso aza antsoiny dia lasa izao fa tsy misy andraso andraso a! sa afaka hampitombo andro nareo na dia iray fotsiny aza???... :wink:
35. Fiffi ( 02/06/2006 19:19)
khoto:

Ary ny kristiana anie tokony ho maika hoany @ izany paradisa izany ka tokony hizara aminay ny ilainay e!Nefa ireo no tena be fitetik be: mpangoronkarena, manararaotra falemempanan'olona! Tsy misy mijoro izany na 1 fa mandainga e!
Inona no mahamaika ahy andehanako any ? Tsy zah na iza na iza no tompon-tsafidy ary hilaza hoe @ zao ianao no andeha hody fa Andriamanitra irery hiany .
Raha te hahazo zay ialainao ianao ry Khoto de mandehana mivavaka sy mibebaka de ho hitanao eo ny valiny .
Tandremo hiany koh ity vava an!

Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany izay nolazainy .


36. Achia ( 03/06/2006 05:26)
Fa ra ry koto reny lo no lasa Kristiana tena mety mahavita lavitra noho i Paoly Apostôly marina e ! ary mety ho tanteraka mitsy zany satria iza moa no mafy manoloana izany Andriamanitra izany
37. Fiffi ( 04/06/2006 06:57)
Hivavaha
38. khoto ( 05/06/2006 11:30)
Fiffi>Koa araka ny voalaza anie izany paradisa izany no tena fiainana fa tsy ny eto antany ! Izay misy ahi no hisy anareo , hanamboatra toerana hoanareo ahop! Ka misy fiainana hoatr'izany ve sa aleonareo mankafy ny eto antany miady zara @ sasany eto ihany?
Achia> pragmatika aho @ fiainana ka tsy hahavita an'izany velively: safidiko io! Hande2 handemy sain'olona eny rehetra eny ve? ny miaina @ hery ananana aloha izao no mbola masaka satria "rien n'est gratuit" misy ambadika foana ny fanomezana gratos ataon'ny hafa ireny!
Fa andriamanitra ho'aho aza fehezina @ andriamanitrao fa samy manana ny azy fa ny indrindra ny kristiana lasa "espace compact fermé et borné" raha maths ka tsy te hahalala fa mis anie allah , mon dieu, sns e! Jereo tsotra fotsiny ny réalité f'aza maika be!
39. xxx ( 05/06/2006 11:53)
khoto:
indrindra ny kristiana lasa "espace compact fermé et borné"raha maths
Ny Kristianina localemet compact fotsiny eto amin'izao tontolo izao ka. Dia ampiana an'Andriamanitra izay vao lasa compact tsara (cf Compactifié d'Alexandroff).

Fa ny tsy Kristianina sasany no tena compact (fermé et borné) eto. Fermern'ny hohanina isan'andro sy ny zavatra hita maso, ary bornern' herin'ny tenany :roll::-D:-D:-D

Ny tsy Kristianina sasany indray, tsy haiko izay anarana topolojika hilazana azy, fa ry zareo mantsy tsy vitan'izay tsy te hahalala fa mis anie ny Andriamanitry ny Kristianina fa mbola mandany andro mankahala sy manenjika mihitsy koa :roll::-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. prime ( 06/06/2006 12:20)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2123