Ianareo ve mba nahatsikaritra ?
42. Fiffi
(
25/05/2006 16:39)
[quote=cutie]fiffi mankafy anay ve njy zany :P/quote]
cutie: mankafy , tia namana , eny na dia indraindray aza mampa :( nefa tsy olana fa hasiana :) de ampy eh! :):-*
cutie: mankafy , tia namana , eny na dia indraindray aza mampa :( nefa tsy olana fa hasiana :) de ampy eh! :):-*
44. boubounezy
(
25/05/2006 17:00)
tsisy fisôrana kia fiffi a! dé angatahako io ira io fa mba enoy fa tena milay ho anjy:-*:-*(l)
Fiffi:
boubounezy: ok akia an! de misaotra mialoha eh! :):-*:-*:-*
45. boubounezy
(
25/05/2006 17:11)
HM mety tena kely dé kely marina nareo an! ka ny tenanay mou tsy kely fa ngéza ary efa mba itanareo t@ sary ao sary retsa iany zany nefa tsy asakana anah tsy andefa dedicace ho anao ry HM inn re ré ny ira tokony alefako ho anao e!!!:idea::roll::?::?::?: zay vô itako!!! jamba!.. natao wé jamba sy marenina zé tia, k'anefa enao mbola mahita sy mandré; izao injay na dé vôsolo aza ao a(l)nao mbola ty, tsy aiko afenina k'anefa mba miny ny asambarana tsy wé fodina adala mody ty ny asambarako dé fantatso fa tsy eo anilanao, ny asambaranao ry olontiko eny antsanjin'olonkafa: ny asambaranao no ekeko ho ahy. tanjemo aza raisina wé za io volaza @ io parole io fa tena ira fotsiny sady tsara ka mba aléfa ho any namana HM fotsiny an! ra tinao dé alefako fa tsy olana ka!:lol:
Herimiafina:
Tsy mba misy mahatsiaro retsy ry boubounezy ity bandy kely de kely ity de mba mangataka dedicace e! hehehehe:-D
46. Fiffi
(
26/05/2006 04:38)
cutie: ny parole n'le hira akia mampalahelo an! sady miangolangola , mitaraina sa ???