Ianareo ve mba nahatsikaritra ?

21. Fiffi ( 24/05/2006 14:57)
cutie: zao indray le hoe Naboah ! :-D:-D:-D:-D
22. cutie ( 24/05/2006 14:59)
revy sa ditra ve?
Mbola tsy mihaino za zao,fa refa veo :P
23. Fiffi ( 24/05/2006 15:30)
Rija Ramanantoanina indray zao :-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 24/05/2006 15:36)
aty efa mima:P
25. Fiffi ( 24/05/2006 15:47)
cutie: najanoko kely aloha fa tsy concentré loatra zah nefa misy asa tsy maintsy vitaiko zao ! :-D:-D
26. boubounezy ( 24/05/2006 21:13)
:-D:-D:-D enao ty ry herimiafina aza manampa tsinay fa refa te anomé dédicace ny oull namanao retsa dé tonga dé manomé @ (l) f'angah mila angatahana zany kou zany e!:-D:-D:-D


Herimiafina:

Fa mbola misy hafa an! Rija Oelijaona - zaza maro maso, iny koa favy de henoiko foana e! fa le fanaovana dedicace io izao no mbola ketrehiko indray klé. rehafa tsy hanome dedicace ahy dia izaho ihany no hanome ny tenako. hehehehehe:-D



27. Fiffi ( 25/05/2006 05:01)
boubounezy: :-D:-D:-D ao akia mba andefaso dedicace zah an! :-D:-D:-D
Fa ahoana tokoa kay ny fandefsana dedicace io ?
28. boubounezy ( 25/05/2006 09:53)
aza mataatsa kia ry fiffi fa tena lé irampitiavana be reny mintsy ny alefako ho anjy a! oatsa lé ira misy toniny wé mbola iana sika njay anjo any k'aokizay re ny tomany mbola ho avy lay maraina itonja heri... vao2 sombiniaina ô!na lavitsa aza enao ny (l) tsy aiza fa any @nao ka ho manjakizay zany akia laaaaaal' ô! irany SOLOMIRAL:}:}:-*


Fiffi:

boubounezy: :-D:-D:-D ao akia mba andefaso dedicace zah an! :-D:-D:-D
Fa ahoana tokoa kay ny fandefsana dedicace io ?



29. vale ( 25/05/2006 09:57)
Fiffi:

cutie: zao indray le hoe Naboah ! :-D:-D:-D:-D
fiffi::-* hay ndry tia NABAOH mmmmmm, rah tinjy dia omeko ny adressen-jy zareo njy, bandin'ny tanàna(bira) manko reny :wink:


30. Fiffi ( 25/05/2006 12:10)
vale: :-*:-* :) misaotra akia an! fa zany hoe tsy dia nahafantatra an'le mpihira akia zah fa hitako eto amban'ny écran eto ny anaran'ny mpihira izay mande ao @ radio io de nolazaiko an'i cutie hihihihi:):-*:-*:-*
31. Fiffi ( 25/05/2006 12:11)
boubounezy: ok akia an! de misaotra mialoha eh! :):-*:-*:-*
32. cutie ( 25/05/2006 12:29)
fiifi mihaino rvg njay za zao:P
33. Herimiafina ( 25/05/2006 13:14)
Tsy mba misy mahatsiaro retsy ry boubounezy ity bandy kely de kely ity de mba mangataka dedicace e! hehehehe:-D
34. cutie ( 25/05/2006 13:28)
HM nga tsy handefa dedicace ho an'ny tenanao ihany :-D
35. Herimiafina ( 25/05/2006 13:33)
Tsy mety hono fa refusé e! tsy maintsy izany cutie izahy ihany hono no mandefa ilay izy, hehehehe:-D
36. cutie ( 25/05/2006 13:35)
ka zany cutie zany koa tia tena be de tsy handefa ho an'ny olona sasany ohtran'zany HM zany mitsy :-D::-D:-D:-D
37. Fiffi ( 25/05/2006 13:43)
hummmmm!!
38. cutie ( 25/05/2006 14:28)
fiffi mankafy anay ve njy zany :P
39. Fiffi ( 25/05/2006 15:05)
mankafy ny namana rehetra akia zah an! :):-*:-*
40. cutie ( 25/05/2006 15:34)
ok merci:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106