Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao.
21. Herimiafina
(
24/05/2006 17:12)
Ny tenako aloha voalohany indrindra, ny manodidina hitako ihany koa.
Ny fitsarana mantsy misy karazany roa:
-Misy fitsarana mandatsa izay àtaon'ny Soratra masina hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina".
-Misy indray ny fitsarana mitondra soa izay ambaran'ny teny hoe "raha misy rahalahinao manao fahadisoana dia ento amin,ny efitra mangina izy ary teneno moramora". Ity farany ity dia efa fitsarana sahady ny mahatonga hahalala fa nanao fahadisoana ilay ranamana.
Asa ve moa, mba hitsio raha diso fa izaho mantsy mbola zaza vao e! :D
Ny fitsarana mantsy misy karazany roa:
-Misy fitsarana mandatsa izay àtaon'ny Soratra masina hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina".
-Misy indray ny fitsarana mitondra soa izay ambaran'ny teny hoe "raha misy rahalahinao manao fahadisoana dia ento amin,ny efitra mangina izy ary teneno moramora". Ity farany ity dia efa fitsarana sahady ny mahatonga hahalala fa nanao fahadisoana ilay ranamana.
Asa ve moa, mba hitsio raha diso fa izaho mantsy mbola zaza vao e! :D
22. LazaRandri
(
25/05/2006 00:13)
andao ary tsy laniantsika amin'ny sigara, rongony, propagandy politika (mividy olona), taoka, kapoty, videoX, strip tease, ... intsony ny volan'Andriamanitra nomeny antsika. :)
23. Fiffi
(
25/05/2006 05:54)
ny fanazavana nomen'i Herimiafina aloha raha ny fahitako azy dia tsy hoe mitsara an'iza na an'iza kosa an! fa izay aloha no mba heviny . Izany hoe tena marina aloha fa raha tsy nisy Andriamanitra inona no mba zava-nisy ?
andao ary tsy laniantsika amin'ny sigara, rongony, propagandy politika (mividy olona), taoka, kapoty, videoX, strip tease, ... intsony ny volan'Andriamanitra nomeny antsikahummmm! aza raisina an-tandrony kosa ilay hoe volan'Andriamanitra eh! satria tsy hoe tena resaka vola hividianana ireo zavatra nolazainao ireo ilay izy fa ny harena.
24. marozevo
(
25/05/2006 07:07)
LazaRandri:
andao ary tsy laniantsika amin'ny sigara, rongony, propagandy politika (mividy olona), taoka, kapoty, videoX, strip tease, ... intsony ny volan'Andriamanitra nomeny antsika. :)
Ekena, afa-tsy ilay hoe katolika mividy olona. Iza no olona efa novidian'ny Katolika ary ohatrinona ny vidiny ? sao mba tsy rariny kosa eh...
26. pissoa
(
25/05/2006 08:40)
Marozevo kosa tsy mamaky tsara e. Politika ozizy fa tsy Katolika. (Sa ve izaho no tsy namaky tsara)
prime:Zah kou re tsy mahazo an. Fa aiza kou zah ze filozofy eo :roll:
Fa tsy azoko ho'a ilay vanitika be an'i xxx io e! sa te hampihomehy fotsiny.... pissoa koa moa lasa filôzôfa ho'azy teo....
28. vale
(
25/05/2006 11:01)
booboo:booboo> (l)misaotra akia fa izay vao mazava tsara à!ny sasany ve rangah lozany mihanihany ftsn rehefa mba angatahina fanazavàna misimisy koh!:-*:-*
nenà ny fahazoako an'io verset iraika io dé ôtra zao ( lesonay tany @ sekoly alahady taloha ) : nahatoky zà t@ andraikitra kely nasaina nataoko tao an-trano, ohatra hoe mampirina fandriana isaka ny mifoha... dé afaka anankinana andraikitra mavesatra kokoa hatrany hatrany : ohatra hono hoe, hita @ rehefa miasa any am-piasana ndray andro any fa olona mahatoky @ asa atao, sns...
29. Fiffi
(
26/05/2006 07:27)
vale: indrisy akia fa tsy maintsy misy foana ireny an! mampalahelo....
30. prime
(
26/05/2006 10:51)
Tsy azoko mihitsy izay tsy azon'ny olona tsy mahazo
Tena fanina aho tamin'ilay teninao....:-D:-D:-D:-D
pissoa>:-*:-*:-*:-*
Fahatokian'Andriamanitra antsika dia miainga amin'ny kely vao omeny betsabetsaka kokoa isika raha tsara fomba fitantanana, raha raisina @ fiainana andavanandro fotsiny.
Fa hatr@ finoana koa, rehefa manam-pinoana Azy isika dia hainy ny manome antsika mihoatra lavitra noho izay takatry ny saintsika, raha fintinina...
Fa i marozevo sensible raha vao katolika an! nefa tokoa toa politika no resaka teo fa tsy katolika, sa zah koa no diso fandray?:°)
32. marozevo
(
26/05/2006 20:49)
Mifona in-jato amin'arivo amin'i Laza fa tsy namaky tsara ny tenanay eh... Azoko ihany rehefa nohazavain'i pissoa ela..
Misaotra an'i pissoa nanitsy.
Misaotra an'i pissoa nanitsy.
33. Fiffi
(
27/05/2006 08:00)
ny mihinam-bary aza hono misy latsaka .....iza anefa no tsy manao fahadisoana ? :)
