mpanao politika
21. tangalamaitso
(
23/05/2006 05:06)
mampalahelo izany ry marozevo an!. Saingy mety ho marina ihany! Alaivo sary an-tsaina ange ny toerana niavian'ny sasany @ ireo olom-boafidy ireo e! Aleo iaraha manaiky fa tsy mitovy ny fandrosoan'ny faritra tsirairay.
22. mandrindra
(
23/05/2006 08:40)
tsy ny fahaizana teny frantsay kosa aloha no ahafahana mamaritra ny habetsahan'ny fahalalanan'ny olona iray.
ohatra ianareo ve mihevitra fa ny solombavambahoaka frantsay dia mahay teny anglisy daholo ?
ohatra ianareo ve mihevitra fa ny solombavambahoaka frantsay dia mahay teny anglisy daholo ?
25. prime
(
24/05/2006 09:42)
Henjana inona aloha e!
:-D:-D:-D:-D
Ny mampiaiky ahy amin'i mandrindra d ilay fomba famaliny kah! "tonga dia raikitra - ping pong e!"
Fa io ry Tangalamaitso tena marina an! Izahay t@ teo aloha député no niara-nianatra taminay teny Ankatso. Izany hoe sady miasa amin'ny maha-deputé azy izy manapa-kevitra lalina mikasika ny hoaviko izaho sy ianao nefa mbola miara-mianatra amiko ihany koa. Tsy manam-potoana akory andinihina an'ilay lalàna fa miandry baiko fotsiny hoe 'oui' dia 'oui', 'non' dia 'non'. Avy eo aza nedala tsy nanao exam sy soutenance akory fa tonga d tafa e!! tsy hita e!!!!

26. marozevo
(
24/05/2006 14:01)
marina fa tsy ny fahaizana Frantsay no hamerana ny fahalalana, fa ilay resaka eto anie hoe "Mission any ivelany eh". haninona any raha tsy mahay na dia teny Frantsay aza.
27. fijo
(
24/05/2006 20:59)
momba an'i mandrindra kosa aho raha hoe izay tsy fahaizana teny frantsay fotsiny no hitsarana azy.afaka tsy mahay teny frantsay anie ,fa mahay izay tetioka hampandrosoana ny faritra niaviana e.ny mpanao vilany ngah,nianatra HEC daholo,nefa jereo ny fahaizany mitady vola?;
fa ny ahy ny zavatra mba tiako sy heveriko fa mety hoan'ireo andrim panjakana ireo,dia ferana ,na asiana fepetra ny fahafahana milatsaka hofidiana.oh:
olona manana bac+3 farafahakeliny.
olona avy ao amin'ilay toerana nilatsahany ihany.
olona tsy mbola nigadra.
ilay fananana fahalalana,dia ilaina satia ,dia misy tokoa ny solom bavam bahoaka no tsy mahay mamaky teny akory.dia amin'ny fomba ahoana mo ano handinihany fehezan dalana ?????

28. xxx
(
25/05/2006 03:03)
fijo:
misy tokoa ny solom bavam bahoaka no tsy mahay mamaky teny akory.dia amin'ny fomba ahoana mo ano handinihany fehezan dalana ?????
mivory miaraka ao amin'ny MARGO ny solombavambahoaka TIM mialoha ny fifidianana ao amin'ny antenimiera. =)) =)) =)) =))
29. marozevo
(
25/05/2006 07:53)
Tsara be ilay critère atolotr'i fijo, saingy mety tsy ho possible ny sasany amin'ireo. Ohatra, ilay hoe BACC + 3. Ilay hoe mbola tsy nigadra, dia efa mihatra raha tsy diso aho.
Fahaizana teny Frantsay : Ekena ho'aho fa tsy io akory no critère hitsarana fa mahay mitondra na mahay zavatra ny olona iray. Saingy kosa, raha resaka mission any ivelan'i Madagasikara, dia heveriko kosa fa critère tsy azo idifiana ny fahaizana tenim-pirenena hafa.

30. fijo
(
25/05/2006 20:03)
marozevo,fa ahoana no tsy ho possible ilay hoe bac+3?eraky madagasikara dia tsy voahisa intsony ny zanaky ny firenena manana maîtrise.hatrany madirovalo ka hatrany kandreo.
amiko dia ilaina io fahalalana io,satria sarotra ny handinika lalana raha toa ka,tsy manana fahalalana hoentina hanao izany akory ny tena.
amiko dia ilaina io fahalalana io,satria sarotra ny handinika lalana raha toa ka,tsy manana fahalalana hoentina hanao izany akory ny tena.
31. prime
(
26/05/2006 08:38)
Mitovy hevitra @ fijo kosa aho aloha e! :lol:
Fa ilay hoe tsy alefa mankany an-dafy ka dia tsy mankasitraka ny lehiben'ny andrim-panjakana aloha no tena votoatiny eto kosa e! fa tsy hoe tsy fahaizana na teny io na fari-pahalalàna.
Ka amiko aloha, tsy fantatsika kosa moa ny fitsipika anatiny mifehy azy ireo. Fa mety misy mihitsy ny "quota, sortie à l'extérieur" (invitation) @ rafitra ambony rehetra eto amintsika, (formation, atelier, conférence, représentation, symposium, assemblée, réunion etc...) ka mahazo anjara amin'io arakarak'ilay mpamatsy vola (indrindra ny sénat) ny membres na ny mpiasa rehetra rehefa mamaly ny fepetra ilaina. Misy foana io mandritry ny taona, ary mandeha foana no anton'asan'ny tsi11 raha hajaina daholo ny fanasàna rehetra. Ka sao dia mba izay no mahatezitra azy fa tsy manana anjara mihitsy izy nefa ny sasany mety ao anatin'ny herintaona in-6 mandeha foana.

32. fijo
(
26/05/2006 19:58)
izay kosa laoha tsy haiko e,fa ilay izy toa lasa zavatra takiana no manahirana ny saiko.
33. tangalamaitso
(
29/05/2006 07:37)
Raha ilay resaka fahaizana teny hafa ankoatra ny an'ny tena, dia izao ny hevitro: "andriano ny an'ny tena, ny an'ny hafa koa fehezo" . Toy ny fitaovan-tserasera ny teny, mila fehezina. Raha te hahafantatra ny fomba fijery sy ny hevitry ny hafa ianao, dia tsara raha hianarana ary fehezina ny teniny. Dia toy izany koa, raha te hampita fahalalàna na hevitra @ hafa ianao, dia mety ho haingana kokoa raha amin'ny fiteniny no hampitànao azy. Etsy an-kilan'izay anefa, mba tsy hahavery ny fiteninao dia tsy tokony hahatsiaro menatra mihitsy ianao mampiasa sy manabevoho izany teninao izany. Ny mampalahelo indrindra, dia isika samy Malagasy rehefa miresaka indraindray dia alaim-panahy foana hampiasa tenin'olon-kafa (oh: frantsay). Dia toa ohatry ny mirehareha mihitsy aza indraindray ary tsy mety raha tsy manisy kely izany teny hafa izany ao anatin'ny resaka mba hampisehoana fa manam-pahaizana. Tadidio anefa, fa ny frantsay aza manaiky fa mbola ny teny anglisy no be mampiasa indrindra eran-tany e! Dia mba ampitahao koa ange ny firenena mampiasa ny teny frantsay sy teny anglisy eo @ lafiny fandrosoana e! Jereo koa ange ny Sinoa na Japoney na arabo sasany e! Tsy manaiky mihitsy izireo raha tsy ampiasaina eo @ entam-barotra avy any @ ndry zareo ny teniny e! Dia nefa toa mandroso ry zareo ireo, ary ahatahorana mihitsy aza @ izao fotoana izao. Isika toa mbola variana foana @ teny frantsay. Atao ahoana moa fa tsy nisy naniry ho zana-tany frantsay e! Mivoana ve izaho izany! Mba avereno @ tena resaka aho ry zalahy a!
34. prime
(
30/05/2006 03:42)
fijo> izaho ohatry ny mino hoe mitaky ny zony ihany izy fa ny olana mety ilay fanitàran'ny mpanao gazety ka nahatohina anao... sa mino tanteraka ilay voalaza tao @ gazety ianao? 8)