rehefa eny ambony avion eny!
21. fasaly
(
20/05/2006 19:49)
fiffi: ka ny machoir aza ato usé am fitrakoina siligaoma, ny rivotra any ankibo try lazaiko intsony tsy de afaka mitanàka(:o) firy trony zao io vavako io noho ny siligaoma:x:wink:
23. dadabe
(
21/05/2006 05:53)
zah tsy mbola nadeha AVION (appareil Volant immmitant a un oiseau naturel):(:(
tysara be ngah zareo le manidina eny ambony eny??:(:(
tysara be ngah zareo le manidina eny ambony eny??:(:(
25. Fiffi
(
21/05/2006 06:42)
dadabe: hummm ! nga hono nadeha tongotra nandeha any @ misy anao any ? hummm ! nazoto an! :@
31. Herimiafina
(
22/05/2006 15:30)
Raha misy zavatra roa mandeha vitesse egale dia samy mahita hoe tsy mihetsika izy roaroa, maika moa fa hoe zavatra iray mandeha mafy mihoatra ny iray.
Mbola vao mono-reacteur aza io, toy ny boeing 737-400 ohatra dia mandeha vitesse 280mph (miles per hour) eo ho eo raha miakatra any amin'ny haavo 8000feet izy dia mitovy vitesy amin,ny rano mikoriana à 5mph eto ambonin,ny tany hany ka hita tsy mihetsika ilay renirano mikoriana avy eny ambony eny.
Mbola sombintsombiny ihany io fa diniho anie hoe ny avion mandeha mafy indrindra eto ambonin'ny tany dia ny SR-71 BLACKBIRD ny tafika amerikana izay mahatratra 3.545km/h ny vitesse-ny izany hoe intelo havo eny ny vitesse-ny feo (mur du son) izany hoe mahatratra MAC3. Manao scaphandre mihintsy ny pilote mba hanamaivamaivanana ny pression.
Fa na avion de ligne ny American airlines aza avy ao anatin'io SR-71 Blackbird io no tzanina dia hita fa immobile mihintsy. :-*

32. mbaliana
(
22/05/2006 16:57)
hay tsy za rery le marary sofina , tena mila tsy ho tanty mihitsy refa midina iny ny avion....nefa ato ahona moa ee tsy maintsy mandeha....
refa le tratry ny trou d'air iny ry reto dia alefako ny eritreritro any amin'ny arabe lavaka be zany ... di amin'izay mba verivery dia fa tsy concentré be hoe hidaraboka eto ty avion ty ....
:-D :-D :-D :-D

33. Herimiafina
(
22/05/2006 17:06)
Trou d'air izany ry zareo mbola jeu d,enfant be iznay fa ny cisaillement de vent no tena gravy be an, mety milatsaka 400m en chute libre ny avion. Garvy an! hehehehe:-D
35. Herimiafina
(
22/05/2006 17:11)
Ny trou d'air tsy misy dikany kah, mankanesa any amin,ny parc d'attraction dia mandehana montagne russe truc machin de hitanao fa tsy misy dikany izy, hehehehe:-D
36. Fiffi
(
22/05/2006 19:05)
tsy misy hitovizany zany na kely aza eh! ny iray zany efa hatao hoe attraction zany ny iray ary @ tsy fantatra ary ny hahavony , anaty habakabaka be any , koh tsy misy dikany ahoana ? :roll:
37. booboo
(
23/05/2006 08:08)
Herimifiana > :-D miseho mafy be ndray nefa tary @ sarin'ingahy iraika iny mamiiiiiiiikitra mafy ery :°)....:-*
39. Herimiafina
(
23/05/2006 13:02)
ô ry booboo an, aleoko kosa mitondra avion de chasse de manao voltige looping sy tonneau toy izay manao an'iny jeu iray mampamikitra iny klé, hehehehe:-D:-D