rehefa eny ambony avion eny!
1. lemenakely
(
19/05/2006 14:30)
Ianareo tokoa ve tsy mi-remarque fa refa tena eny ambony be eny ny avion long courrier indrindra indrindra dia ohatrany tsy mihetsika izany mihintsy nefa efa mandeha mafy au moins 800 km/h:?::?:
http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=254832
http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=254832
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:37
5. fasaly
(
19/05/2006 16:34)
:roll::roll::roll::roll:mihetsika beuh rehefa akaiky ho tonga any dago kouuu!
7. fasaly
(
19/05/2006 16:44)
ka iny nge zany ry fiffi e! rehefa tena manakaiky an'i madà iny de mihetriketrika beuh amzay izy de hoy enao hoe henjera fa de anio no farany eeee!:{:{:{:{
8. Fiffi
(
19/05/2006 18:05)
fasaly: an3 kah! mbola tsy iny manakaiky iny fa mbola lavitra ny tourbillon ny tena izy manko hoe "Trou d'air" iny no tena anjenestooooooo :{:{:{:{:{:{
11. soanja
(
19/05/2006 22:42)
Ny ahy isaky ny hanidina sy hipetraka amin'ny tany ny Avion dia mikipy sady manao Rainay any An-danitra sy ny Arahaban'ny Maria haingana aho fa eo hono no tena be ny accidents. Ny fihetsiketsehana eny ambony eny efa mahazatra ahy satria rehefa hiditra ny lanitry Les Rocheuses ny avion ns avion inona na avion inona dia tsy maintsy arotsirotsiny aloha vao avelany.
13. vale
(
20/05/2006 09:54)
zah aloha ry reto raha vao resaka avion de tena :? :?
mainka fa ao anatiny moa de efa tsy fidiny tokoa fa atao ahoana moa, ny tena tsy afaka hanidina tsin:-D
mainka fa ao anatiny moa de efa tsy fidiny tokoa fa atao ahoana moa, ny tena tsy afaka hanidina tsin:-D
17. fasaly
(
20/05/2006 12:40)
ny ahy mila tretremana ny sofina mandritra ny voyage fa mipoaka marary beuh ny apongatsofina8-) injinja am lay miainga sy miopetraka
20. vale
(
20/05/2006 19:13)
fiffi: ntsss:roll: tsy maintsy resena ny hatahorana rehefa te hande koh!:-D:-D
lemenakely, fiffi> tena marina tokoa ve izany sa? :wink:
lemenakely, fiffi> tena marina tokoa ve izany sa? :wink: