barea vs botswana

1. Razouzou ( 18/05/2006 15:58)
Dia lasa indray izany ny ombigasy kely tsika ka de hita eto sahady ny faharesena .Tsy aleo ve ajanona amizay ty footy ity fa tena tsy avotreeeee .Resy ndray zao i omby kely de lazaina fa ny albitra foana no diso:^).Ndao hanao boule any ihany .Footy zany natao ho any firenena mahay azy fa tsy isika gasy:idea:
novalian'i Razouzou ny 20/05/2006 04:40
2. sareraka ( 18/05/2006 16:43)
zavatra tsy mahagaga io ry rahalahy a! hainao tsara angamba ilay sketch i FRANCIS TURBO ilay hoe andeha hanohana ny gasy ihany na dia efa fantatra aza fa ho resy.
Miditra ny baolina voalohany :VATO 1 VE DIA MBO AIZA ,miditra ny faharoa: tsisy quoi io fa reveo!!!miditra ny baolina fahatelo mitan-takolaka miditra ny faninefany mody tsikelikely ny eny à gradin ..

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
3. Fiffi ( 18/05/2006 16:53)
maninona anefa raha ny tsikera ratsy foana no hatao ? maninona raha mba positivena ? samy gasy nefa ?
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
4. jentilisa ( 19/05/2006 05:27)
ireny ireo manao valalan'amboa ny mpiray tanindrazana aminy ry fiffi a! aza taitra amin'izany! na resy ireo na mandresy dia anay malagasy tia ny mpiray tanindrazana aminay ry zalahy! fa tsy hoe raha resy ireo dia kameroney fa raha mandresy dia frantsay.
5. mandrindra ( 19/05/2006 09:11)
razouzou, raha izany dia betsaka izany ny fanatanjahantena tokony hajanona. mba positif fa aza resy tsy miady ohatr'izao.
6. zandikely ( 19/05/2006 11:55)
Razouzou: Aiza kosa ary ianareo zany, baolina mbola tsy natao ve dia hoe efa resy. Aorian'ny 90 mn hilalaovana vao ho fantatra izay mpandresy.
FORZA BAREA- FORZA BAREA-FORZA BAREA
7. Razouzou ( 20/05/2006 04:40)
Lazaina le olona fa manao negative .Nefa zavatra marina izany , tsy hoe gasy de kihanina ,fa isika minintsy no tsy mahay ,mangala bola ny pitatana nefa tokony anampihana ny joera,normaly tsara be ra resy lava satria zay ny vokany .Tsy aleo ve mba ireny tena haintsika ireny mba tokony havaozina:Boul,echec....VATO IRAY VE DEMBA HO AIZA EEEEEE!!!!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554