Barcelone vs Arsenal ?

41. rapala ( 18/05/2006 07:25)
diam::-D:-D:-D
42. dadabe ( 18/05/2006 07:54)
:roll::roll::roll:tsy kopy
43. Aino ( 18/05/2006 09:12)
fa le albitre andry zalah aloha tsy mamely fa tokony mbola hiverina mianatra tsara izy vao manao albitre!!
44. mandrindra ( 18/05/2006 09:25)
faly aho fa nandresy barca. saingy kosa sorena aho nohon'ny hatsaran'ny lalao nosombain'ny mpitsara. nahasosotra ahy ihany koa ny nataon'ny ekipako nandritra ny 5 minitra farany. tsy ireny mihitsy ny esprit barca.
45. mandrindra ( 18/05/2006 09:29)
fanamarihanakely, tranga efa nianan'i barca ireny situation ireny. raha nifanandrina tamin'i chelsea ry zalahy dia nahazo karatra mena koa i chelsea no sady nitarika iray sy donga. ny fiafaran'ny lalo anefa dia 2 sy 1 ho an'i barca
46. totofy ( 18/05/2006 09:30)
lasa tsy interessant tsouny lé izy vô nisy expulsion, fa ra reny no 11 vs 11 atramin'ny farany tena tsara... dommage e!
47. rapala ( 18/05/2006 09:47)
tena marina mihintsy ny lazainy totofy, tena tsy interessant intsony nisy an'iny expulsion iny:(:(:(
48. Samoana ( 18/05/2006 11:56)

de ianareo resy ireo 'zany ry ralay sy samoana ary naughtyboy miantoka resto androany an!:wink:


Aiza ary ny fotoana ihinanana paella miaraka e?!
49. naughtyboy ( 18/05/2006 20:58)
rapala,diamondra27,ralay ,samoana tairo zany fa raikitra za mikarakara ny zavapisotro asina kely sherry avy any andalousie kalo aperitifa de tondrahana divay mena marques de caceres avy any rioja de ny desera mo tsindrina @ pedro ximenes ampitsotra ny ozatsa de tongava daolo ze sahy..
50. Aino ( 18/05/2006 21:22)
tairo fa izhao koa vonina @izany hataonareo izany!!


Tot el camp

es un clam

som la gent Blau Grana

Tan se val d'on venim

Si del sud o del nord

ara estem d'acord

estem d'acord

una bandera ens agermana.

Blau Grana al vent

un crit valent

tenim un nom

el sap tothom

BARÇA, BARÇA, BARÇA.

Jugadors

Seguidors

tots unit fem força

son molts d'anys plens d'afanys

son molts gols que hem cridat

i s'ha demostrat

s'ha demostrat

que mai ningú no ens podrà

BARÇA, BARÇA, BARÇA.


IZAY MAHAY ANIO IRA IO HATR@ FARANY KOA DEAFAKA MIFANAO AROZAZY AMINKO!! tsy koi!!
51. jentilisa ( 19/05/2006 05:55)
izay eto Dago ary tsy maninona fa iantohako resto e! anoraty aho!
52. rapala ( 19/05/2006 06:26)
naughtyboy: ahoana kosa izahay no tsy ho sahy e:lol:

jentilisa: dia aiza ny rendez-vous?
53. totofy ( 19/05/2006 07:09)
jentilisa
anoraty aho!
: dé alefa amin' ny net ve ny sakafo avy eo ?
54. Fiffi ( 19/05/2006 18:31)
hehehehehehe aiza ny resto eeeeehhhhhhhhhhh ?????
55. naughtyboy ( 20/05/2006 01:41)
de ahoana zany ry jentl fa zay miandry kou efa mangateta ..
56. Ralay ( 20/05/2006 04:31)
Samoana: Efa mazoto i naughtyboy io fa dia efa any zany e :lol:
57. Fiffi ( 20/05/2006 05:23)
aiza hono ?
58. nambina ( 22/05/2006 09:15)
azonay entina @ ilay resto ve ny vady aman-janakay aloha ry naughtyboy sy ny rehetra a?
59. naughtyboy ( 22/05/2006 17:41)
tonga ento daoly fa aza asiana adino na ray aza e.,.
60. nambina ( 23/05/2006 07:43)
naughtyboy> tena connoisseur-na dovay mihintsy ange enao izany e!
dia aiza daholo isika rehetra izany no hihaona sy hisakafo sy hisotro dovay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4757