Julf Promotion 94-95-96

21. Samoana ( 18/05/2006 12:19)
pissoa/ Tsy azo atao hoe nasiaka izy taloha fa mba nanara-maso akaiky fotsiny kah! Mpanara-dalàna tsara daholo koa moa izahay t@ izany e:wink:.
Mbola le rangà skilkil iny ve no mpivaro-koba tao? MMMmm! Mamy sy tsara saingy kahihitra be lery rehefa mandidy ilay izy:lol:

eisy/ Ra-jean paul izany ve le rangahy boriborikely mitovitovy habe @ i bouboulety?

mimich/tao no nahafinaritra ahy fa ôtran'ny hoe tangoronana mannequin izany foana ny tena satria sekoly be ampela. hihihi

booboo/ za koa 2nde4...t@ andronay:D. De 1èreD10. Tsy tia manao tablier koa:lol:. Tena saiky nitovy isika fa tsy sahala fotsiny
22. pissoa ( 18/05/2006 14:12)
Samoana> 1982 izany marina angaha mou tsy mbola manimanitra Lycee des Jeune Filles ny LJF :-D
Ilay mpivarotra maromaro ry zareo no tao. Le manakaiky ny vavahadin'ny annexe ireo izany. Dia tsy koba ihany no namidiny fa mangahazo, paoma ...

Hay tsy nisy tia an'ilay nanao tablier. Fa tabliern'ny lehilahy aza anie mba hoe ohatran'ny veste e ... fa ny vehivavy, sady tsy maintsy manarona lohalika ony no asiana fehikibo; dia avy eo ny akanjo be rehetra mbola tian-dry zareo atao anatiny ihany :-D
23. Fiffi ( 18/05/2006 18:00)
pissoa: fa tsy hanaovana eny an-dalana fa rehefa tonga eny am-pianarana vao hanaovana :-D:-D:-D de halana raha vao mirava :-D:-D:-D:-D
24. eisy ( 19/05/2006 03:58)
Samoana gardien tao amin'ny Julf io de teo ampitan'ny 2nd 7 teo izy no nonina; izy ohatran'i Bouboulety izany fa bokobokona izay mpihinana Cola de misy moustache mpananihany iny izy e....
Ary nareo Taty aorina ve mbola nahatratra an'ilat prof de maths Gila be iny, tsy reveko a! tsy tadidiko moa ny anarany; ny an'i lery ve sady lava be le devoir no feno piège , maharikoriko sady mahatsiravina.
De iza koa no mbola nahatratra an'i Rabefaritra sy Razafimandimby prof de Physique, I Mahita Prof EPS sady tamin'izany izy Coach nay tamin'ny Basket
Fa ny tena milay de i Ragaby Fotsy volo ilay prof de Maths iny sady mikôty sipa..
Tadidiko ry zalahy e.....
25. Fiffi ( 19/05/2006 04:06)
mba manaraka ny resakareo fotsiny na de tsy tany aza eh! mba manina mantsy.
26. Samoana ( 19/05/2006 11:40)
pissoa/ hay ve tsy maintsy nanao tablie koa ny bandy taty aoriana e?! Tss! Mba loza koa izany
1 ihany ny mpivaro-koba teo taloha fa hitan-drizalahy mahazo be izany de nitombo ny concurrents:lol:
eisy/ nandreraka be ny fampianaran'i Razafimandimby fa tsy mbola hitako nitsiky iny na indray mande aza fa moto-dava. Ganify no surnom nomen-drizalà azy. Tsy haiko hoe nahoana?!
27. eisy ( 19/05/2006 12:00)
Samoana/ ny lohan'i lery sy ny tanant lavabe iny ry akama no nahatonga an'io a!!
28. Samoana ( 19/05/2006 12:14)
Adinoko ny nitantara taminareo fa ny minisitry ny delestazin-tsika ankehitriny no mpanao plisplisy mividy koba miaraka aminay t@ izany. Mpiray kilasy taminay be hatsikana sy vazivazy tsy handrenesana mpampianatra mihintsy. Na izany aza anefa lery foana no 1er tao an-dakilasy:lol:
29. pissoa ( 19/05/2006 18:54)
Samoana> :-D:-D:-D

eisy> Toa mbola henoko tao daholo ireo anarana ireo ... fa saingy tsy nisy nampianatra anay.
Tamin'ny Terminale izahay dia i Mr Sylvestre no prof Maths (izy ve tsy ho fantatrao :-D ). Tsisy niainana mihitsy ny enti-mody fa isan'andro misy foana. Sady asiany an'ilay misava tampoka izay an :-w ... Fa izaho ry reto tsy nitoko tamin'ny 1er DS de Maths tamin'terminale an :oops::oops::oops::-D

Mr Gilbert (Rafaralahimanana raha tsy diso aho ny anarany) no prof Fizika. ßy hoy ny ankizy fa tsy haiko hoe maninona no izany no niantsoana azy :-D:-D:-D

Ary iza ianareo no mba tratran'ny EPS zoma hariva?
30. booboo ( 19/05/2006 19:08)
zà ! t@ seconde mitsy !!! nampanofy ratsy @ andro atoandro mitsy !! ny kil aby aby tsisy mianatra, ianao mihazakazaka tsy @ antony :°) ery Ankatso ery @ zany ! :^):^):^)
31. booboo ( 19/05/2006 19:10)
Ary nisy nampianarin'i Mme Rabemila ve nareo ? ( physique-Chimie ). dé tsisy raha azoko aby raha nampianarin'iny ramatoa iraika iny e ! cancre de chez cancres mitsy zà t@ zay :°)
32. pissoa ( 20/05/2006 08:56)
booboo aza mba seconde fotsiny kou. Zah dia tratra foana, seconde - 1ere - Terminale. Nefa mba hoe tsy mianatra zoma hariva ony 8O

Zah tsy nampianarin'i Rabemila.
33. booboo ( 20/05/2006 09:00)
Pissoa > hihihi tara lôtra ve raha zao vao alefa ny famangiana t@ fahoriana t@ zany ?
34. pissoa ( 20/05/2006 09:10)
Hihihi, tsy maninn kah :-D Fa tena fahoriana mihitsy anie e :( ny olona ve efa maka aina daholo dia izahay mbola nihazakazaka manodidina an'Ankatso na Mahamasina ... miaraka amin'ilay andro mafana :-w:-D:-D:-D
35. dadabe ( 20/05/2006 09:59)
hay ve toi pissoa tao @ julf e:roll:

eisy toi ve TD9 t@ 1996??? 8O
36. pissoa ( 20/05/2006 10:33)
Ie, raha tsy izany ve ho manja kely :roll::-D:-D:-D
37. eisy ( 22/05/2006 04:48)
dadabe: 95-96 aho efa TD11 fa tsy TD9 intsony de tany amin'ny salle ambonin'i Proviseur izahay no nianatra; fa enao nga TD 9 tamy zany
38. dadabe ( 22/05/2006 08:44)
non fa valiko ary @ hafatra lesy a , nahalala stagiaire prof de physique tao ve lah t@ izany ?? tsy tsaroako na TD9 na TD10 no nampianarindry zalahy t@ izany :-$ valio ary less a
39. eisy ( 23/05/2006 05:45)
pissoa manja kely daholo tokoa ny sipa tao amin'ny Julf e! taloha aloha fa izao no tsy haiko e?! Fa sady manja no jejo lôtrrrr
40. pissoa ( 23/05/2006 12:18)
Aiza kosa ry eisy dia hoe jejo lotrrrrrr an. Mba jejojeo kely fotsiny :oops: Sady le taonan'ny jejojejo anie ny teny e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3178