Julf Promotion 94-95-96

1. eisy ( 16/05/2006 11:37)
Sô mba misy ato e!
Raha misy de milay
Tadidinareo ve ny revy tamin'izany e fa mbola tao i BOUBOULETTE A!
novalian'i eisy ny 26/05/2006 04:04
2. booboo ( 16/05/2006 11:47)
misy ato e ! fa firy ième firy klou Eisy t@ zany ?
3. Fiffi ( 16/05/2006 11:50)
tsy ao anaty liste eh!
4. pissoa ( 16/05/2006 11:54)
Raha JULF 98-2000 angaha tsy mety ry eisy :cry:
Nefa izahay kou mbola nahatratra an'i Bouboulette an :-D:-D:-D
5. mimich ( 16/05/2006 12:43)
eisy ah!! za ndray zao 90-91-92-93 de aona (ni double terminale kely de lasa 4 taona)
de mbola nahatratra an'i bouboulette tsara, ary efa niady taminy fa asainy atao ao anaty tablier ny blouson , nefa tsy mety sinon hono asory fa tsy mety, ny andro nefa am zany ririnim-be fadiranovana.
6. mimich ( 16/05/2006 12:45)
pissoa> tsy efa maty angaha bouboulette t@ zany
7. pissoa ( 16/05/2006 13:22)
mimich, an3 kah, 97-98 zah no seconde dia mbola nahatratra azy tamin'ny 1er trimestre.

Izaho koa tratra foana amin'io akanjo ambonin'ny tablier io. Fa ny nahafantarako an'i Bouboulette voalohany an, izaho tsy nanao fehikibo-na tablier :-D:-D:-D
8. Samoana ( 16/05/2006 13:45)
Fa maty t@ taona firy bouboulette rankizy ? Izy iny hanaovanay an-kiafina rehefa "mitsikilo" anay de mihazakazaka kely mihintsy mitady ambany lavarangana:lol:. Efa t@ 82 (nahaterahanareo:D) izany tantara izany no niseho
9. onjah ( 16/05/2006 13:48)
Izaho indray promotion 94-95-96 fa saingy tsy julf
:D
10. eisy ( 17/05/2006 03:57)
Zà tamin'izany 1ère D11 de Avy eo TD9, ni double lôzako manao Basket teo aminin'ilay Terrain io Alain-dry Surveillant fôna ny Bôl nay fa avy eo omeny ihany rehefa manao kolikoly manome ari-zato:lol:, de avy eo manenji-b:roll: eran'nty tanàna...
Fa i booboo firy M tamin'izany e!
11. mimich ( 17/05/2006 05:08)
samoana> hay ve enao koa mpianatr julf eee!!!!
toa 98 na 99 izy zay tsy tsaroako loatra.
tena nanan-tantara mihitsy aloha raha iny ramatoa iray iny ka!!! fa rehefa lhb ny tena mandinika de anisan'ny nitondra voka-tsoa ho an'ny sekoly sy ny mpianatra nobeazina tao amin'ny sekoly izy noho iny fahasiahanay iny.
Ary marina v ilay hoe tapaka lalan-drà t@ pmu izy eee sa mbola tsahon'ny mpianatra am tsy fitiavana azy fotsiny.
12. mimich ( 17/05/2006 05:09)
fa hono tokoa ho aho ee iza kay nareo no tena mahafantatra ny anaran'i bouboulette tena izy eee!!!
mba lazao eto we
13. eisy ( 17/05/2006 06:52)
Ohatran'ny misy Noro fa tsy tadidiko tsara....Iza nareo no mahatadidy azy ilay nifamaly tamin'ny ankizy tao amin'ny vavahay ambony? de samy nifampivazavaza teo( mazava ho azy moa fa resaka tablier ambony blouson ny antony) avy eo bouboulette saika safotra8-)
14. pissoa ( 17/05/2006 07:08)
Samoana> Tamin'ny 1998 izy no maty. Fa angaha izy tamin'ny 82 dia efa nasiaka be?

mimich> Tsy tadidiko koa ilay tena anarany.

eisy> Efa notantaraina tamiko io fa tsy hitako :)

Fa le surveillants tao koa lasa nasiaka ohatran'i Bouboulette na dia tsy mifamaly amin'ny mpianatra aza an. Tamin'ny TC izahay, alana ny blouson dia vimbinina rehefa hiditra ny vavahady fa ilay mandalo eo amin'ny biraon-dry zareo eo. Dia rehefa mianatra ao ampianarana dia anaovana amin'izay fa mangitsy. Hay nandalo tampoka ny surveillant, tonga de ... Ianao, ianao, de ianao, de ianao ... (manondro mpianatra) any amin'ny birao izao dia izao 8) Dia sady tratra amin'ny blouson ambony tablier izahay, no tratra tamin'ilay tablier tsy manarona lohalika :-D:-D:-D
15. pissoa ( 17/05/2006 07:15)
Hadinoko ...

Ary hono hoa, taminareo teny ve dia mbola azo naleha tany amin'ny vavahady ambany?
16. eisy ( 18/05/2006 04:38)
Izahay anie tao amin'ny Seconde 7 tamin'ny vao niditra tao e! de nande tao amin'ny vavahady ambany eo amin'ny gardien io an! i ra-jean paul.... nadehananay daholo ny vavahady rehetra e!
Iza nareo no anisan'ny nijery Jurassic Parc tao amin'ny grande salle??
17. mimich ( 18/05/2006 09:24)
eisy, pissoa> efa tsy tao tsony angamba za t@ zany izy nifamaly t@ mpianatra zany, fa izy alou de efa mpifamaly @ mpianatra. efa nisy nanatitra cadeau ho azy hono de tapa-biriky ny tao anatiny. tsy haiko izay fahamarinany aloha eee.
fa tena marina mihitsy ilay hoe lasa masiaka ohatra azy avokoa ny surveillants taty aoriana.
efa nandalovako avokoa ny vavahady rehetra , na tany amin'ny annexe, na taty am grand lycée, ilay portail be oh miditra any am parc io , tany no tena fidiranay taloha ,na ilay vavahady amabany mandeha mankany am seconde 7 fa ilay vavahady ambony misy an-dry bouboulette fahiny io , efa terminale, vao tany no lalana satria io no akaiky ny salle 4 nisy anay.
eeeeeeeeeee, mahatsiarotsiaro eeeeeeeeeee
18. pissoa ( 18/05/2006 09:46)
eisy> izaho tsy nijery an'izany! Ka efa tsy teny intsony aza enao vo teny zah kou :-D Mba tantarao rangah fa aza anontaniana fotsiny izahay a :-D

mimich> :twisted: kosa izany tapa-biriky izany kah :-D

Tsy tadidiko sahady na tamin'izaho ?M, fa tsy azo naleha ny vavahady ambany ao amin'ny Grand Lycee. Dia rehefa mandeha mividy koba le akaikin'ny annexe io dia lasa manodidina :roll: Nefa indraindray kou ilay izy mivoha an, de mitady hanitsy dia nifanena tamin'i proviseur de memezany fotsiny :-D

Izaho tany amin'ny Grand Lycee foana no nianatra teny :(
19. booboo ( 18/05/2006 10:06)
zay tany @ annexe t@ 1èreD8, dé tsy tadidiko hoe seconde firy moa zà ? :°)seconde 4 angamba dé tao @ lé salle akaikin'ny mpisy ny 1ereA2 io. Fa zà tsy nanao terminale tao fa tsy tiako lé manao tablier :°)
20. eisy ( 18/05/2006 10:47)
Fe nijery jurassik park de ohatranireny mijery video ireny e!.....milay satria manala azy na de ADN ary no tena fototra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3781