ho an'' idadabe
42. fasaly
(
17/05/2006 17:23)
njekaiky oooooo! de inoa njay zao ataon'ny fiffi tsangolibatita mihodina beuh io:-D:-D:-D milangalangamahintsy an! maiakatra amzao ny tosidrà fa ataovy :-D:-D
43. Fiffi
(
17/05/2006 18:14)
fasaly: ka hoe nahazo coup an'karaté hono akia i diamondra de nitorina be tahak'izao izy koh! :-D:-D:-D
46. dadabe
(
18/05/2006 08:14)
humm kiii zah ve rangah saika haka pilasy de nefa lasa resaka pilansy injay le izy :roll:...fa izany hoe aleo mailklo ihany klou @ pilansy fa ho ratsy izao fiainana izao kle :°)
51. diamondra27
(
19/05/2006 08:35)
mamz: kiss njy
tena mbola tsy ao ve njy sa mbola te-...... e!:wink:
tena mbola tsy ao ve njy sa mbola te-...... e!:wink:
52. dadabe
(
20/05/2006 06:46)
chapitre -IFANAZAVANA PILANSY
1-ny pilansy dia hazo , kesika na "pin" maniry foana na nadro ririnina aza 8)
2-ny pilansy maina dia misy somisika ary mandratra hoditra raha malemy ny hoditrao:°)
3-io pilasny io rehefa hosorana pipitsokatra sy asidra kiloridrika dia lasa efikasy be:{
4-ny pilansy dia mahaaro @ loza voajanahary raha sendra misy manafika avy ao ivohonao (derika )
5-ny pilansy dia ilaina raha sendra ny sarotra sao misy manao ataky ry zalahy sasany dia apetraka ao @ derika ao aoriana ka raha mitetateta izy dia vita ao ny bibiny=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
iza no mbola mila fanazavana:-w:-w

53. zoklbfkfk
(
23/05/2006 10:31)
ndehana ry bedada ary @ cabine -nao ary fa avelao i totofy hoany @ soute=D =D =D
55. totofy
(
23/05/2006 15:14)
zklbfkfk:
ndehana ry bedada ary @ cabine -nao ary fa avelao i totofy hoany @ souteo:o=D=D=D:-w:-w:-w:-w