ho an'' idadabe

1. totofy ( 15/05/2006 12:24)
pilansy(dadabe)

dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
***************
inona ny manala ary inona ny manôgany ?
=====> manala : sangy atao amin' ny namana tsy masiaka (gentiment)= sympathie !
=====> manôgany : sangy atao amin' ny olona efa tena fantatra na namana noforonina masiaka = antipathie !
eto amin' ny serasera ve tokony hanôgany, sa tokony hisy fifanajana ?
mila ny hevitry ny mpandraharaha sy ny hevitry ny ts11 .
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:16
2. Fiffi ( 15/05/2006 12:31)
:roll:
3. Fiffi ( 15/05/2006 12:36)
totofy:

eto amin' ny serasera ve tokony hanôgany, sa tokony hisy fifanajana ?
mila ny hevitry ny mpandraharaha sy ny hevitry ny ts11 .
fa dadabe iza aloha io ? dadabe le namana eto ve ? fa nanôgany an'iza izy ? ary tsy nanaja an'iza ?
Raha hoe ny hevitro aloha , mbola tsy nanogany ahy izy ary tsy mbola hoe tsy nanaja ahy ka tsy hitako izay havaly ny fanontanianao an!
Fa na izany aza dia misy koa anie ny hanihany sy ny fanalana azy an! nefa moa samy manana ny fandraisany azy koa ny tsirairay ka tsy hay eh!


4. Fiffi ( 15/05/2006 12:41)
totofy:

pilansy(dadabe)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
:roll:


5. Fiffi ( 15/05/2006 12:48)
totofy: ary ity dinika ity ve manala azy sa Manôgany sa fifanajana ? tena tsy arako fa mba hazavao raha azo hatao eh!
6. rurik ( 15/05/2006 13:00)
za ko aloha mbola tsy voahogan'ny dadabe zany fa asa ?
fa inona aloha no tena tiaano lazaina ry totofy?8O8O8O
7. fasaly ( 15/05/2006 13:09)
fa misy inona indray ry dadabe sy totofy a!:-D:-D:-D mifanaraha nareo fa tssss!:°) efa milaza zà fa nareo reo ange mifampisongosongona e!:wink::-D inona aza ity!!!!!
8. Fiffi ( 15/05/2006 13:15)
totofy: de mba hataovy ao ambadika ao le fifanarahanareo eh! :-D:-D:-D:-D
9. dadabe ( 15/05/2006 14:25)
hihih tena tsy arako ity ry zareo a :D


zah aza tsy misy mankalaza , mihamalaza be teto , maika fa asina tahaka izao dia tsy haiko fa aleoko hilatsaka filoham-pirenena kle :°)

totofy moa akamako oo :wink:

fa izany hoe aleo mailo ihany @ pilansy klou e:{
10. Fiffi ( 15/05/2006 16:02)
dadabe: de alefaso aza ny propagandy eh! :-D:-D:-D kay hilatsaka koh ? :-D:-D:-D sady mahazo milatsaka daholo anie ny rehetra eh! :-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 15/05/2006 16:27)
misy resaka antipathie izy izany

qu'est-ce que l'antipathie?
C'est Le contraire de l'empathie izany hoe:là on ne se met pas à la place de l'autre, on reste à notre place et l'on prouve de sentiments positifs(raha sympathie) ou négatifs à l'égard de l'autre

Mila relation d'aide 'nareo roalahy 'zany

12. pissoa ( 15/05/2006 16:32)
Hihihi, fa misy inona kay ry totofy? :roll:

Fa izany hoe
ho an'' idadabe
Hihihi, misy mandefa taratasy manokana indray ingahy lehibe kle :-w=))=))=))
13. diamondra27 ( 15/05/2006 17:26)
8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)
14. Fiffi ( 15/05/2006 18:16)
15. totofy ( 15/05/2006 18:46)
fiffi :
totofy: de mba hataovy ao ambadika ao le fifanarahanareo eh

okay efa nisy tentative fa tsy nazava angamba....
ary ity dinika ity ve manala azy sa Manôgany sa fifanajana ? tena tsy arako fa mba hazavao raha azo hatao eh!

ity no atao hoe ampamoaka !!!!!
efa vita izay fa jereo any ambadika


aoka izay ô !!! merci
16. Fiffi ( 15/05/2006 18:55)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/ta_clap.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/bravo.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0004.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0014.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
17. diamondra27 ( 15/05/2006 20:01)
totofy: sangy mihoatra ny loha ve 'zany 'zao?
18. Fiffi ( 16/05/2006 03:26)
diamondra: efa niteny i totofy hoe aoka izay ô !!! merci
19. pissoa ( 16/05/2006 04:26)
Tsy loa-body koa izany resaka izany kle ... izahay nanontany hoe fa nisy inona dia tsy misy mamaly fa aoka ony izay o :roll::roll::roll:
20. fasaly ( 16/05/2006 05:02)
anontanio any ambadika aky pissoa a!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.437