Ny serasera mandeha,.. nefa dia lasan'ny PSI ihany izany farany moustiquaire HAMIDY t@ ilay fivoriana 16 mai 2006.Tsy misy ny fanantenana ny MAIMAMPONA ho an'ny Mahantra
Tsy resaka adim-poko anefa:
- fa nahoana ny Hauts Plateaux mahazo GRATUIT ny ady @ tazo @ famendrahana DDT ary vola tsy toko tsy forohina ny lanin'ny Fanjakana
-fa ny Cotiers, miady @tazo tsy maitsy mividy moustiquares?
Izany eo ihany fa ity Dokotera Gasy coordonateur ao @ CRESAN no loza afa anisany contre ity moustiquaires gratuites,nefa rangahy maka ny karanamy @ vola trosan'ny Gasy ao @ Banque Mondiale.
Ny PSI amin'izany voky koa, nahazo lesona t@ moka/tazo mitsetsitra ny ràn'ny Malagasy mahantra...