Hay ve sahala @ izao ny an-drenivohitra
21. kally
(
14/05/2006 11:14)
Fiffi> Ka raha samy hanana ny fiarany inona koa no haha-ambanivohitra azy intsony? Araky ny tsen'i Fijo hoe haloto indray ny rivotra.Fa dia ekena fa ny trakiteraben-dry Fijo no hitondrana ny pokona handeha hiantsena zany koh! Dia tsy misy mandeha miasaasa birao izany rehefa aty ambanivohitra fa miasa tany sy manetsa : ataovy aloha izay hahavoky hoy i 4Mi fa sao noana eo raha mankany anjenivoatsa.
22. Fiffi
(
14/05/2006 12:47)
Kally: ka ny nolazaiko anie hoe: tsara hiany ny hanana fiara personely fa tsy hampihasaina isakin'ny mihetsika eh! fa sohiany zany fa eo i fijo :)
23. fasaly
(
16/05/2006 19:02)
ka za kalopu somary ambanivohitra fa tena presk manana fiara aby ny oul aty kanou! vitry kely ny mpandeha antongotsa wa!:roll::roll::roll:
25. kally
(
17/05/2006 13:30)
Izhao anie tsy miteny hoe tsy ilaina ny fiara anao manokana, fa dia samy hifindra any ambanivohitra dia samy handoto rivotra any daholo nefa rivotra madio no ilaina any dia inona intsony ny dikany?
26. Fiffi
(
17/05/2006 13:55)
kally: ilaina fa rehefa tena misy antony lehibe iny zay vao hampesaina kah!
27. kally
(
17/05/2006 14:28)
Fa antony lehibe daholo anie ho an'ny olona ny fandehanana miantsena ary @ 5 km, nefa vita bisikileta na tongotra, handehandeha isaky ny faran'ny herinandro, haka ny havana haka rivotra eny an-tanàna, dia samy hampiasa ny antony lehibeny avy ny olona dia inona fa ny teo ihany no teo? Sa Fiffi irery no manana fiara ao @ ilay tanàna?:wink:
