Hay ve sahala @ izao ny an-drenivohitra

1. 4mimananelatra ( 12/05/2006 17:16)
1-Vao tonga teo an-dravoahangy ny fiara
dia fotaka maimbo tsy mahate hiàla
raha tany aminay io natao tanimbary
natao hitsinjovana ny andro mosary
http://www.01madagascar.net/images/news/gf018-route-02.jpg

2-Ny momba an'ireo mahantra tsy haiko intsony
ny biby eny TSIMBAZAZA mbola ambony
tsy resaka honohono na angano
fa dia misesisesy ny hain-trano

3-fofon-tsetroka ,sigara, lasantsy, gazoaly
tongan'ny loto hatrany anaty lapoaly
inona ihany koa ny malàza
raha vao variana kely dia tsy hita ny zaza

hay ve izany no an-drenivohitra
hay ve ny kiraro aza dia feno fotaka
hay ve tahak'izany no aty @ ville
toy ny vitsika ny aotolobil


Aleo ihany aty ambanivohitra e
aty ny rivotra madio
tsofy rano aho ry namako
aty mahasalàma:°):°):°)

http://www.madanight.com/madagascar-photo-26069.htm
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 14:35
2. Fiffi ( 12/05/2006 17:19)
de zay zany hono koh! :wink:
3. 4mimananelatra ( 12/05/2006 17:20)
ity ny sary an-drenivohitra fa nisy diso e
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-02.jpg
4. Fiffi ( 12/05/2006 17:44)
wadrayyy !! ko misy inona ? jereo ary ry zareo manao travaux oh ! raha ny fahitako an'i sary io zao de manao travaux hatao tout à l'égout ka tsy vao maika tsara ve zany eh ?
5. Rainikarabo ( 12/05/2006 18:51)
:-D ahoana koa aza ry 4mimananelatra zany :-D, misidina ambony loatra :-D
6. Fiffi ( 12/05/2006 19:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. vale ( 12/05/2006 19:58)
nifamadika ambony ambany ny fijery ny 4ams:wink::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 12/05/2006 20:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. fijo ( 12/05/2006 20:43)
aza midaina loatra ry akama fa olona miasa ve ka horatsy an??????sa....
10. Fiffi ( 12/05/2006 20:45)
fijo: f'ita hoa eh !
11. marozevo ( 12/05/2006 21:45)
Ka ny andry 4mimanananelatra le tsy miasa fa mihanikanina any amin'ny birao, fotsy vozon'akanjo, manao dahalo ambony latabatra, toy ny tamin'ny andron-dRaraikalahitaloha no tiany eh ! Tsy tokony ho taitra ianareo raha io no heviny.
12. fasaly ( 13/05/2006 02:35)
lainga aloha lainga fa zà tsy tia mipetraka andrenivohitra be lotra e! misaovritaka be loatra ka mahalasa adalana ndraindray ny rivotra iainana, na madà io na any ivelany, aleoko ihany lay somary miala mihetaka ny ville, kalm tsara rivotra mahafinaritra, milamindamina....hummmmmm!
13. Fiffi ( 13/05/2006 04:21)
fasaly: marina aloha ny andry an! eny ambanivohitra ny rivotra mbola madio lavitra fa na izany kosa aza dia raha ny fijerena an'io sary nalefan'i 4mimananelatra de sary mampiseho ny fiasana fa tsy andeha hi-wawa fotsiny kosa eh!
14. fasaly ( 13/05/2006 05:28)
fiffi: marina kalou zany fa manao travaux io, fa na izany aza ny "grande ville" dia anisan'ny misy ny tena maloto tokatrany kosa e! tsy azo afenina izany fa ny marina no lazaiko, jereo todika fotriny ange de hilaza ihany hoe, ambanivohitra madiodio, mitandrina ny fahadiovana na ny rivotra iainana:wink::-*
15. Fiffi ( 13/05/2006 05:34)
fasaly: ka tsy mandaha an'io akia zah an! :-*:-*
16. kally ( 13/05/2006 06:20)
Fa raha tsy misy an'ilay renivohitra maloto rivotra koa anie tsy hihodina mihitsy ny toe-karena e!samy manana ny maha-izy azy re ny ambanivoatsa sy ny anjenivoatsa e! ze tianazeo ihany ipetsahana fa nahoana aza no tsy notaomin'i 4mi homena sakafo any ambanivoatsany zeo olona mahantsa tsy misakafo zeo?:?:
17. jentilisa ( 13/05/2006 12:31)
Nedala tokony hanagana blaogy hanoratany izay sorany fa manjary very fotsiny!
18. Fiffi ( 13/05/2006 12:38)
ka zay koa no maha renivohitra azy eh!
19. fijo ( 14/05/2006 03:37)
any ambanimbany vohitra any klo,milay raha toa ka manana fiara ny taina e,saingy raha manana fiara aby ndraika kosa dia hitovy amin'ny renivohitra indray ny loton'ny rivotra.de hoan atao akory zany ity reshaka ity?
le izay ro izy,ndao ary hisafidy antsika e,any ambanivohitra no hipetraka,dia fiara be no ampiasaina fa tsy hisy hividy fiara.mety izay ngamba no tsaratsara kokoa she ekory hotsiny nareo?
20. Fiffi ( 14/05/2006 04:57)
fijo: tsara le hevitra fa hilaina hiany kosa ny hananana fiara pesonely koh! fa tsy izay hihetsehana rehatra angamba no tsy hampihasaina azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6004