Mbola Ra8 ihany alo
21. maditra
(
11/05/2006 20:51)
rainikarabo:
sareraka> rehefa reraka ve ianareo tsy hangina eo ihany e ha ha ha, mbola hitohy mandat faharoa ny anay fa aza marary kibo fotsiny
petsambava> Aza mba petsana ihany owa fa faly ny hiteniteny fotsiny
Sady tsy nisy adihevitra mafana ange teto ka hoe mihizingizina ahoana? aiza aza nareo zany!
tsy misy manampim-bava eo ry leiry a!
Zavatra noteneninao ihany ireo, tsy ampy firy adiny akory, dia efa adino sahady.
Tsy haiko ny fandraisanao ireo fa teny miantsy fifankahalana ary kely fanajana no fahitako an'ireo! Dia mba nanao remarque kely zah, ho an' ny rehetra ato @ takelaka politika aho fa tsy ianao irery, nefa mahatsapa voatifitra be ianao!
Tsy nieritreritra ary zah teo hoe, hisy hahatsapa ho voatifitra indray teo!
ouuuu, izy ity tsy vitan'ny vavabe sefo e!
22. lamie
(
11/05/2006 21:00)
ry sareraka re raha haneso ouuuu!
milatsaha ry namana ho fidina an!
zay firenena eto antany ka tsisy reo olana reo aloha tsy mbola nahita e!misy mpanendaka,somera,mpanohitra,mpangataka,ary ny smic arakaraky ny pouvoir d'achat io satria refa miakatra ny vidin'ny petrole: miakatra daholo ny vidin'ny solika erantany fa tsy aty mada ihany akory.

23. Ragadona
(
11/05/2006 21:08)
Sady tsy mahay miady hevitra politika izany oa isika amin izao, mety mandratra ny sasany io nefa marina.Deux extremes ihany ny ady eo fa tsy misy esprit critique na autocritique akory. Ny mpanohana manohana fotsiny any na hoany io na tsy hoany ka na sanatria manao ny tsy fanao eny an arabe aza ny tohanna dia tehafana ihany satria ... ny mpanohitra ndray dia tsy misy famakafakana loatra ny amin ny hotoherina ndray fa na manga na maitso na mavo eny fa hatramin ny fotsy aza dia atao hoe mainty foana.
24. xxx
(
11/05/2006 22:09)
Ra8 ihany no holany raha izao no mitohy satria, ireo sasany dia tsy atokisana. Sady olona teo @ fitondrana daholo ireo sasany ireo vao nangoronkarena fa tsy mitovy an-dRa8, hoe efa nanankarena vao nitondra.
Afa tsy Monja Roindefo angamba.
Izao izao dia toa hoe efa misy 15 Helicos vonona ny an'i Lahiniriko hanaovana propagande ? Mety avy any Iran izany ny vola na asa ? sa Nanakarena tampoka teo izany ilery ?
Tsy aleo ihany ry zalahy Ra8 ka!

26. soanja
(
11/05/2006 23:11)
victime101:
Normal satria any USA no misy anao tsy anomezako tsiny anao izany! raha misy 1.000dollar fotsiny no nentinao hankanesana any MADA dia mety.Fa 1.000 ar ento mankany USA dia ho hitantsika!!
Asa raha mbà tany @ province ianao io fa raha tsy hijery afatsy TOAMASINA sy MORONDAVA fotsiny dia mampalahelo tokoa ny mijery azy loto tsy loto ka aiza moa no tsy hisy aretina?
Hello!!! Hatramin'izay dia mbola tsy nampitovy ireo firenena roa ireo aho satria fantatro tsara ny mahasamihafa azy sy ny tanjany. Aleoko dia lazaina anao eto aloha fa tsy mifandanja ny $1000 sy ny 1000 ar. Misy manko mihevitra fa ohatra ny fahazahoana 10 ar. any Dago ny fazahoana $10. Diso be ianao raha io no ijerenao azy.
Efa mba vehivavy lehibe misaina ihany aho vao tonga taty USA. Matoa aho nilaza ny hevitro momba an-dRa8 dia tsy misy firehan-kevitra politika na tahak'izay fa ny fijery ivelany no nataoko. Tsy fantatro izay any anatiny any. Ny hany hitako dia nampitahaiko ny zavanisy tamin'ny fitondrana 11 taona lasa miverina sy ny 4 taona lasa. Mbola tany Dago tsara aho tamin'izay. Misy be dia be ny fiovana ary MIVAINGANA azoko tsapain-tanana. Niresaka koa aho fa misy ny FIFANAKALOZAN-KEVITRA nataoko tany momba ny olana isan-karazany izay hitako tany amin'izay nalehako. Tany amin'ny provinces aho ary 4 be izao no hitako. Tsy nisalasala aho fa nanantona ny Chef de Region sy ny tany Ambohitsirohitra. Aleoko anefa dia tsorina aminao fa dia olon-tsotra aho fa tsy hoe akory misy fifandrasaina amin'ity fitondrana ity. Ny adidy kosa dia ataoko amin'ny tanindrazako. Manana safidy aho. Izy aloha izao no hitako fa mety amiko. Mba omeo izay hevitrao sy ny antony isafidiananao ny hafa ary?
27. Rainikarabo
(
12/05/2006 05:31)
maditra> aza dia mamorona loatra ny zavatra tsy eritreretiko ianao. Tsy mihantsy fankahalana an'i sareraka na petsambava mihitsy aho fa moramora ihany ianao, mba samy maneho ny hevitray izahay ka inona moa no olana amin'izany? Raha namaly ilay nolazainao aho dia tsy nahatsiaro ho voatifitra mihitsy fa gaga amin'ny zavatra nosoratanao fotsiny.Raha miezaka ny hiady hevitra "objectivement" ise dia alefaso ny hevitra fa aza laozana mitsikera sy mitsaratsara ny fomba firesaky ny hafa. Tsoriko amin'ise fa tena mahafinaritra ahy ny miady hevitra sy mahita ny zavatra soratan'i sareraka sy petsambava noho io ataon'ise io.
28. arson
(
12/05/2006 11:08)
Ity anie tsy atao fifampindrangitana fa fanazavana hevitra sns e!ka aza maka lagy @\'izany fa fiainana mandalo ity ve de hampivonto fo?
Raha ny mikasika an\'i Andriamatoa Ra8 aloha de mahafa-po ahy ny fitondrany satria hitantsika fa tao anatin\'ny 4taona de be ny zava-bitany,toy ny lalana izany...io ihany no tena nosoratako satria io no be pitsikera.
Ny lalana anie anisan\'ny mampandroso be2 ko2 ny firenena iray e!raha tsy misy ary ny lalana oh dia aiza no amoahana ireo vokatra any @ faritra hafa sy ifandraisana?
Ho anareo izay milaza ny faharatsiana kely madinidinika io dia lazaiko anareo fa na any @ firenena mandroso be toan\'i EU ary dia mbola misy ny mpangalatra sy ny forongony(famonoan\'olona...)
Fa dia lazaiko aminareo koa fa miasa miaraka anie no tanjona fa tsy RAVALOMANANA mihintsy no andeha anarakanareo hoe aza manao itsy na iroa.
Io ouah ilay toe-tsaintsika Malagasy tsy mety mihitsy.AIZA MOA NO MBA HANDROSO FA DE HITAN\'NY HAVANY ETO FOANA.MBA JEREO ANIE NY AN\'NY HAFA E!izay kely hananana no hifaliany dia milamina ho azy ary mandroso miaraka @izay koa ny fandrosoany.
AZA DE MANAO ARIARY ZATO AMPANDRIANA FA MBA MIHETSIKETSE ISIKA MALAGASY.

30. maditra
(
12/05/2006 12:16)
rainikarabo:
Tsoriko amin'ise fa tena mahafinaritra ahy ny miady hevitra sy mahita ny zavatra soratan'i sareraka sy petsambava noho io ataon'ise io.
hahah, diso hevitra koa aloha elah raha hieritreritra hoe hanao zavatra mahafinaritra anao izany no tanjoko eto e! Ny tsikera anie lesy zavatra misy foana io rehefa miteny zavatra ianao. Izay no mahatonga ny Razam-bentsika milaza hoe: "avadibadiho im-pito ny lela vao miteny" sao dia tratran'ilay tsikera tsy azo valiana!
Izay fa izay koa ny ahy
31. Rainikarabo
(
12/05/2006 15:25)
maditra> fa nisy nilaza tamin'ialahy angaha teo hoe manaova zavatra mahafinaritra ahy? ary mbola zaza tsy ampy taona angamba ialahy io ka. Raha mbola manakambara amiko ialahy dia manokafa dinika manokana fa manjary hors sujet eto.Tsy izay hevitr'ialahy momba an'i Ra8 no lazaina fa ny hevitry ny olona maneho hevitra indray no tsikeraina.Hita mihitsy hoe zaza maditra hihihi
33. lamie
(
12/05/2006 20:47)
aza de misendaotra oa!!! nakaiza daholo aloha ny vola tokony nanaovana làlana taloha e??mba mifalia isika fa nisy làlana vita ka! sady tsy dia mahamenatra ny mitondra vahiny havana mandende ao ranivohitra ao!mba misy autoroute kely zany, manja kosa e!ny tsy azoazoko loatra :ny fifandraisan'i ra8 be loatra @ alémà sy amerikana ka!sao lasa eo daolo ny kely ananana
34. marozevo
(
12/05/2006 22:29)
Mampihomehy ahy ilay soso-kevitra iray ao ambony ao. Ilay hoe "maninona raha mba milatsaka ise ry sareraka? satria efa hitan'ise daholo ny point faible...sns..". Mampihomehy ahy io satria fantatrareo ve fa i Sareraka anie fahiny efa nilatsaka presidam-pokontany fa tsy lany eh...
35. manantsoa
(
15/05/2006 11:02)
laingalainga fa nisy kosa fiovana nakany amin' ny fandrosoana nentin'ity fitondrana ity e.
Ny fidangan' ny vidim-piainana sy ny sisa moa dia miankina betsaka amin' ny vokatra eto an- toerana sy ny vidin-tsolika izay hafarana avy any ivelany .
Misy andraikitry ny fitondrana mihitsy ny momba ny famokarana mba ahazoana manondrana .
Ny rehetra no tokony hiara miasa amin' io fa tsyhifanenjika lava eto.
Koa na iza ho lany eo naiza dia tsy lasa lavitra mihitsy isika raha mbola mifamingana eto. Izay tsy mahazo saza dia mamingana.

36. arson
(
15/05/2006 11:50)
tena marina mihitsy zany,zay mihitsy le nolazaiko tary ambony hoe hifanenji-dava eto.de ho hitan'ny havany eo.Fa ny ambony avo ihany ary ny ambany vao maika iva.
37. marozevo
(
18/05/2006 21:26)
sady anisan'ny tombon-tsoantsika amin'ity fitondrana ity ny fahafahana manolotra hevitra mivantana. Mihaino ny Filoha (fa tsy voatery hanatanteraka izay lazain'ny olona izy akory mba tsy ho lasa Ramasabomanga). Taloha ialahy vao misodisody amin'iny lalana manakaiky ny lapan'Ambohitsorohitra iny dia basy no atodiky ry RESEP any amin'ialahy. Amin'izao na iza na iza, dia afaka miresaka amin'ny Filoha, rehefa voapetraka tsara ny rendez-vous.
38. papala
(
23/05/2006 06:05)
victime101:
Normal satria any USA no misy anao tsy anomezako tsiny anao izany! raha misy 1.000dollar fotsiny no nentinao hankanesana any MADA dia mety.Fa 1.000 ar ento mankany USA dia ho hitantsika!!
Asa raha mbà tany @ province ianao io fa raha tsy hijery afatsy TOAMASINA sy MORONDAVA fotsiny dia mampalahelo tokoa ny mijery azy loto tsy loto ka aiza moa no tsy hisy aretina?
Ka ny maire Roland Ratsiraka mihintsy no tsy mihetsika fa efa zatra ny lalandririnina hoe ny fanjakana foibe no tsy mamafa ny lalany angamba, nahoana ny maire rehetra mahavita manadio ny tandrify azy, fa ny ao TOamasina kosa no voretra be ohatrío?