tonon-kiran'iBODO, sy ART'RINDRA

1. arson ( 11/05/2006 12:19)
Raha mba azo atao re dia mba mangataka ilay tononkiran'ny BODO HOE "ILAY FITIAVANAO" sy ilay an'i ART'RINDRA hoe"FITIAVANTSIKA"
omeo raha misy e!azafady indrindra =D
novalian'i Rainimala ny 21/06/2006 19:10
2. Fiffi ( 11/05/2006 13:07)
tena tsy mahafantatra. Efa nojerenao ve ao @ tononkalo ? raha poopy de ananako mihintsy ny site-ny hihihihhi
3. cutie ( 11/05/2006 13:19)
tsy haiko zany fa ohtran'ny mi interessee ahy koa:P
4. Fiffi ( 11/05/2006 14:02)
le Bodo ve ?
5. diamondra27 ( 11/05/2006 14:04)
hira vaovao akia io ry cutie sy fiffi a!

hiran'i bodo vaovao

arson:'za manana MP3 fa le haka tonony tena kamo be , inona no solution?
6. Fiffi ( 11/05/2006 14:05)
diamondra: hay ? alefaso aty amiko akia de hadikako an! :) @ zay mba mahazo koh zah ! :):)
7. diamondra27 ( 11/05/2006 14:10)
OK aza e!le misy hoe:
ny fitiavantsika 2
nofinofy...
tsy mba ho lo
velon mameno fo
tsisy ahiahy, mampanahiahy
ny androtsika hatrizay...


fiffy: 'zao de 'zao de alefako any any @ tovana raha mety
ok


8. cutie ( 11/05/2006 14:11)
alefaso eto l emp3 de samy maheno daholo:P
9. Fiffi ( 11/05/2006 14:32)
diamondra: tsy misy ao an! :roll:
10. diamondra27 ( 11/05/2006 14:38)
ka mavesatra be hono koa; tssss

cutie: ahoana indray mandefa emp3 izany
11. diamondra27 ( 11/05/2006 14:51)
ito ary le tonony e! aline koa mihira an'izy io koa!
miala tsiny raha misy diso de ahitsio fa somary tsy maheno tsara ny sofiko fa sady mihaino aho no mitapy le paroles
niezaka ihany aho hanao le izy:

ny fitiavantsika 2 KANTO TOKOA
nofinofy mamy soa tsy mba ho lo
embona mameno fo
tsisy ahiahy mety hampanahy
ny androntsika hatr@izay
tanana tsy hifandao

Aina miray
tsy vaky lay
toa tia sy nday
lakampitia
fo mifaly
miaradia

de averina le hira 2ème fois

de le aina miray 2fois @ farany

12. diamondra27 ( 11/05/2006 15:03)
raha tsy io de miala tsiny ry arson fa mba efa niezaka aho
13. cutie ( 11/05/2006 15:05)
diamondra mp3 akia
14. Fiffi ( 11/05/2006 15:34)
cutie: fa tsy lasa le tovana kah!
15. cutie ( 11/05/2006 15:51)
hay haiko io hira io kay :P
16. diamondra27 ( 11/05/2006 18:16)
cutie: manja be io e!
'za mihaino an'io foana isaky ny manokatra matos:wink:

ahitsio akia ry cutie fa sao misy diso le paroles a!
17. cutie ( 11/05/2006 18:54)
njaso aza averiko
Ny fitiavantsika roa
Kanto tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy ahiahy
Mety hampanahy
Ny androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao

Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia
18. mirana ( 11/05/2006 19:30)
kounga mou tsy aina miray no titre an'io hira io?
19. cutie ( 11/05/2006 19:32)
ie aina miray ny titre:P
20. mirana ( 11/05/2006 19:44)
ary cutie kay mahay mihira an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2762