ny ainga
21. hery
(
15/05/2006 05:36)
Misaotra an'i Pissoa sy ari.malala izany e.
Efa hitako napetrak'i Pissoa ao amin'ny tononkira.serasera.org ilay izy
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3648
Efa hitako napetrak'i Pissoa ao amin'ny tononkira.serasera.org ilay izy
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3648
22. mendrika
(
15/05/2006 18:58)
za ndray mba mitady dikakiran ny ainga "masika ny fitiavako" sao mba misy mahay
misaotra mialoha
misaotra mialoha
23. Fiffi
(
16/05/2006 03:21)
pissoa: tena lava be zany hira zany an! mbola tsy nahare an'io aloh zah an!
24. mendrika
(
16/05/2006 18:19)
niara nivoaka tamin ity ilay dika-kira tadiaviko ra mbola tsy renareo, indro omeko ny dikany sao mba misy liana :
REVINAY ROA
Any ianao ry olona iny, lasan-davitra
Lavitra ahy ianao, tsy eto intsony anilako
Fa ny alahelo, mamelovelo
Ny lasa izay kinasa, tsy voafafako
tsy voafafa(2), na lavitra aza ianao
Lasa, lasa, dia lasa tia anao
Ny alina mazava, tsy tafandry mandry aty
Ny volana eny ambony
No manjohy ny any sy ny aty
Injay ny lasa , ny lasantsika
Manonja sy masiaka, tsy voafafako
Tsy voafafa(2), na lavitra ahy ianao
Lasa, lasa, lasa tia anao
Ref: irony zavatra vita niaraha-nanao malala
Irony zavatra vita niaraha-nanao cherie ô
Ny zavatra vita é, ny zavatra vita
Ny zavatra vitan’ny fitiavantsika malala
Ny tantaratsika é! Tsy nisy nipika
Ny tantaratsika ahatsiarovako anao malala
Fa miantso ny lasa,
manembona anao ny tanana
ny zavatra vita niaraha-nanao malala
Fa ny fo nilaoza-tiana manirery(2)
Ny tantara izay niarahana nanao akia malala
Tsy voakosoka ao andoha , n’aiza (2) alehako
Tafaraikitra tokoa , ilay tsy ambaran’olondroa
Fa mahery ny lasa, izay tadidy aoam-po
Mampiray ny olon-droa
Lasana any ianao , fa ny alokao anilako
Misy sombi-piainanao tavela aty amiko
Tsy ma novaiko ny akanjobako
Miraikitra eo, ilay singambolonao
Tsy voafafa (2) fa singa-piainanao
Tsy voafafa (2) ilay toerana nandao
Naditra isika roa, nitady ny hafa
Ny tantara izay niarahana nanao aky malala
Tsy ho tanty ny hanjo, tafaraikitra ao am-po
Ho tsarovana tokoa, lay tantaratsika roa
Fa mahery ny lasa izay ampoko sy amponao
Tsy ho vita ny hifandao ô, ô, ô…
Ny zavatra vita niaraha-nanao malala
NY AINGA

25. pissoa
(
17/05/2006 04:59)
Mendrika, fa misy hoe ahoana io hira io (ilay tadiavinao)? :roll:
Fiffi, lava mihitsy :) Fa :lol::lol: be le tononkira :-D:-D:-D
Hery, misaotra amin'ny serasera.org.
Fiffi, lava mihitsy :) Fa :lol::lol: be le tononkira :-D:-D:-D
Hery, misaotra amin'ny serasera.org.
27. mendrika
(
17/05/2006 19:07)
tena mbola tsy haiko mihitsy ny tonon'ilay hira fa ny titre fotsiny io, sangy reko matetika, tsara be io fiffi ah, vcd ny ainga nivoaka farany no misy ireo,fa ataoko fa efa henonareo ary.
manatena aho fa hotianareo koa ilay izy ary hadikanareo ho ahy ny tonony, tsy maninona fa mahafinaritra fona nareo na dia mi se moquer aza
merci d avance
manatena aho fa hotianareo koa ilay izy ary hadikanareo ho ahy ny tonony, tsy maninona fa mahafinaritra fona nareo na dia mi se moquer aza
merci d avance
28. raboedra
(
18/05/2006 12:56)
Salut daholo e!za indray saika maba hanontany lay tononkiran'ny Ny Ainga hoe: TAKARIVAN'IARIVO iny sao dia mba misy mahay fa mba tena tiako mihitsy izy iny no sady hira tena Malagasy.
29. pissoa
(
18/05/2006 17:28)
Samy tsy haiko ny hira tadiavin'i mendrika sy raboedra :?
Fa mi-se moquer maninn kay ry mendrika? Tsy azoko :)
Fa mi-se moquer maninn kay ry mendrika? Tsy azoko :)