velouma dôly afaka herinandro

1. xxx ( 08/05/2006 12:56)
ts we ts te ho hita zay fa olona roa zahay no somary hangata-dalana kely satri noho ny adidy ts maints atao de afaka 1 semaine eo zay ts ho eto alou mandritra ny fotôna elaela ka de tsofi-rano re :-*:-*



zelkely sy ari
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 11:59
2. Fiffi ( 08/05/2006 13:07)
:(:( :snif::snif::snif: :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. Fiffi ( 08/05/2006 13:10)
de miverena aingana nareo 2 fa :(:( eh! :-*:-*:-*
4. ari.malala ( 08/05/2006 13:10)
manamafy ny voalazan'i mamzelkely e; hande kely alo fa b adidy sy asa amandraharaha e! :) de mirary serasera milay b hoan'ny rehetra fa hitanareo eo ihany rehefa tafaverina, de mazotoa miserasera daolo a
5. sonwin ( 08/05/2006 13:12)
dia manaova mora e :°)
6. Fiffi ( 08/05/2006 13:21)
de hoy ny hiran'ny Mahaleo hoe "Bon voyage sy Bon courage" ianareo .:-*:-*:-*:-*
7. vale ( 08/05/2006 16:57)
ari, mamzelk> mahavità izay hatao ary akia nareo 2 zany, zahay moa miandry eto ihany an!!:-*:-*:-*
8. diamondra27 ( 08/05/2006 17:03)
ndeha hoa aiza nareo mitsam fa eo ihany e! sa hanao bilan? mbola @ déc ny période de bilan koa?

ari: sao d tsy nanao le nolazaiko aza njy. Efa oe: aza mihetsika be loatra oa sao de...

refa miara-dia fotsiny aloha nareo mitsam de bonne signe zay satria sûre za fa tsy misy atahorana fa le miala seule no tena tsy mety.

DE :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* aza e!
sao de mba hi-resto seules anynareo de tsy manasa klé
9. fasaly ( 08/05/2006 18:13)
hummmmm: ho aiza hono nareo mitramy reo8) zà kou zany handeha kouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu!:?
10. ikalakintina ( 08/05/2006 19:21)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*mamz sy ari.
11. dadabe ( 09/05/2006 01:50)
mamzelkely anie ka rasazy e, de i arimalala bevoka , ce qui implik mamzlkely hampiteraka an'i arimalala :°):°) simple komm bezoroo

fasaly ary toi rahovina no ataoko bevoka ?:-w
12. Fiffi ( 09/05/2006 05:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. mamzelkely ( 09/05/2006 05:11)
dadabe :-D:-D aleo haka sasatra kely aloh zay eee :-D:-D somary vizana beuu de aleo haka sasatra ts mitovy dia zay sy ari ka :-D:-D

fasaly ndao ra hiaraka aminay aza eee:-*:-*
14. ari.malala ( 09/05/2006 05:30)
Dadabe, :-D:-D:-D:-D:-D enao ty de mahita sampona fona mints! :-D:-D:-D:-D rasazy aona ko i mamzelkely!

:-*:-*:-*:-*:-* daolo nareo rehetra fa ts mbola hande conge de maternite za ka, hiala sasatra kely fts za fa somary vizana. I mamz misy dia alehany d ts eo kely ko

Fasaly, ndao hiaraka aminay njy aza e!

Diams, ts hiresto seules ky za aaaaaa! efa nahavita efa ela bbb! hon mo mamz ooooo ;):-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 09/05/2006 05:53)
une semaine ihany de miverina an! efa nasiako fetibe ary @ lalao ho anareo mitsam! fa de miandry ny fiverenana'zany:wink:
16. totofy ( 09/05/2006 11:25)
anjekaky ô , fa inn ity mahazo ... fa nisy innn klé , sa mody mi-pa koa ve otsana lé indray mandé... néna ngé vazi² é ....
ari. :snif::snif::snif:
zelkely ::snif::snif::snif::snif: iza indray no hisolo ny toeranao :?::?:
17. mamzelkely ( 09/05/2006 12:46)
fa angah ry totofy misy toerako tokony hosolona ao :-D:-D:-*:-* ôka aza zany zaza zany e aza tomany trony aa :-*

diams euhhhhhh afaka une semaine ve hitatsika eo :wink:
18. totofy ( 09/05/2006 12:56)
:snif::snif::snif:^:^^:^
19. Fiffi ( 09/05/2006 13:54)
ndryyyyyy malahelo mafy totofy !
20. kala ( 09/05/2006 14:43)
ari & mamzel > aiza ny toerana tokony hihaonana aloha ary ê!

fa handeha hoaiza tokoa ê!

toa :snif::snif::snif::snif::snif: ity herinandro ity zany kou

avia :-* :-* :-* :-* :-* a masaka ny fiarahana ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2195