Vehivavy sy ny fiterahan-jaza
21. diamondra27
(
09/05/2006 05:21)
achia:io aloha ny tenin'Atra fa ny réligion nataon'olombelona indray no samy hafa ;
misy réligion tsy manaiky hoe: vhv no pasitera
misy réligion tsy manaiky hoe: vhv no pasitera
22. marozevo
(
10/05/2006 18:50)
Mahazo manao Pastera ny vehivavy ka... Izaho manana namana pastera vehivavy : Fanja ny iray ary Estera ny iray. Tamin'ny 1990 - 1992 no nahafantarako azy ireo tao amin'ny FIETO. Sao dia mba fantatrareo ? Na sao dia mba mandalondalo eto ianareo roa ireo ?
Fa tsy mahazo manao Maopera kosa ny vehivavy aloha eh... Tsy midika anefa izany fa ambany zo noho ny lehilahy izy. Resaka hafa mihitsy io....
Fa tsy mahazo manao Maopera kosa ny vehivavy aloha eh... Tsy midika anefa izany fa ambany zo noho ny lehilahy izy. Resaka hafa mihitsy io....
23. Achia
(
12/05/2006 08:40)
fa le an'Andiamanitra ve no tokony ho arahana sa le an'ol e de zany nataon'ol zany ve mba voasokajy ao anatin'ny fiangonan'ny ol masina
26. Achia
(
17/05/2006 12:47)
Ny ahy aloha de zay voalaza ao anaty baiboly ihany no arahako ka ny mahatonga ahy mametraka ilay fanontaniana de noho ny fahitako tao @ baiboly milaza hoe: araka ny fiangonan'ny ol masina dia aoka ny vhv angina raha ao ampiangonana izany hoe tsy tokony hisy vhv hanao ny asan'ny lhl ao ampiangonana onatra hoe pasitera . Ka izay no mahatonga ahy manontany we fiangonan'ny ol masina ve zany izany fiangonana tarihin'ny pasitera vhv zany naefa fiangonana Kristiana sady baiboly iray ihany no vakiana
27. Fiffi
(
18/05/2006 18:26)
Achia:Aiza ho aiza ao @ Baiboly no misy an'io ry Achia ?
Ny ahy aloha de zay voalaza ao anaty baiboly ihany no arahako ka ny mahatonga ahy mametraka ilay fanontaniana de noho ny fahitako tao @ baiboly milaza hoe: araka ny fiangonan'ny ol masina dia aoka ny vhv angina raha ao ampiangonana izany hoe tsy tokony hisy vhv hanao ny asan'ny lhl ao ampiangonana onatra hoe pasitera .
28. marozevo
(
18/05/2006 21:51)
Marina tokoa fa tena voasoratra ao io lazain'i Fiffi io ka... Md paoly no nilaza io, raha tsy diso aho.
Saingy tsy tokony ho adinontsika fa ny Fiangonana ao anatin'ny vanim-potoana iray, dia mampifanaraka ny fitoriany sy ny fampianarany araka ny kolon-tsaina misy. Io ilay ataon'ny mpikaroka hoe fampanaraham-bolon-tany (Inculturation). Ka tsy mahagaga raha niteny io ny Apostoly paoly tamin'izay fotoana izay...
Tsy midika koa anefa izany fa diso amin'izao fotoana izao io voalaza io.
Fa izaho tena siora fa misy Pasitera vehivavy ka ! Asa kosa na FLM na FJKç ry zareio tsy dia tadidiko tsara. Tena olona fantatro ireo : Fanja sy Estera, natokana ho Pasitera tao Antsahamanitra tamin'ny 1992 na 1993 teo ho eo.

29. Fiffi
(
19/05/2006 04:36)
marozevo: ka ny tsy mazava amiko anie de io hoe tsy hanao ny asan'ny lehilahy ho pasitera hoy Achia eh!
30. Achia
(
20/05/2006 06:13)
Ito le izy fifi a Koritiana I 14/34 35 .Marozevo a ra araka ny fahazoako le lazainao de azo ovaina araka ny fombatany na ny zava misy ny fomba fanompoana an'Andriamanitra satria ny zavatra atao ao ampiangonana mantsy de ho fanompoana an'Andriamanitra
31. marozevo
(
21/05/2006 08:46)
Achia > tsy fantatro aloha ny Fiangonana hafa, fa ny katolika dia izany tokoa... Tsy maintsy ampifanarahina amin'ny fiainanan'ny vahoaka ny finoana. Ohatra : Teny Grika sy latinina no nanombohan'ny Litorjia, fa ankehitriny dia atao amin'izay fiteny misy eo an-toerana.
Izao kosa anefa, ao amin'ny Finoana dia misy ireo FOTOTRA ary misy ny rantsana (raha azo lazaina ho toy izany = si on peut dire ainsi), ka mila fitandremana ny fampifanaraham-bolon-tany fa tsy ataaotao foana akory.

32. Fiffi
(
21/05/2006 12:31)
ka zah koa anie efa nahita pasitera vehivavy eh! nefa aloha tsy ny maha-vehivavy azy no jerena fa ny fivavahana nataony an!
33. Achia
(
22/05/2006 05:39)
ye ra @ fiteny aloha de tokony ho izay satria ataon'ny ol ahoana no fahazo ny tsy fitenindrazany fa ra eo @ fomba amampanao ao ampiangonana de tokony ary tsimaintsy hampanarahana izay voalazan'ny tenin' Andriamanitra satria isika dia entina fa tsy mitondra , angamba ataoko fa mety mahavaly ny hevitry fifi koa io
34. marozevo
(
22/05/2006 20:34)
Non ! fa any ambony any ange misy manontany hoe mety ve raha vehivavy ny Pasitera dia izay no nanoratako an'io ambony io eh... Tena misy Pasitera vehivavy, fa tsy mbola misy ary angamba tsy hisy rahoviana kosa aloha ny maopera vehivavy eh...
Any Hollande efa be dia ny mangataka hamasinina ho Pretra ny vehivavy fa negatif.
Tany Lyon (FRANCE) tamin'ny herintaona toy izao nisy vehivavy namasinina fa tonga de excommuniée automatiquement.
Any Hollande efa be dia ny mangataka hamasinina ho Pretra ny vehivavy fa negatif.
Tany Lyon (FRANCE) tamin'ny herintaona toy izao nisy vehivavy namasinina fa tonga de excommuniée automatiquement.
35. Achia
(
23/05/2006 08:21)
tena marina mitsy ny ann'ny katolika sady ara-baiboly koa ne zany e tsimaintsy arahana fa tsy we ny sasany ao @ baiboly ihany kory no raisina fa zay tsy mifanaraka @ eritreritry ny tena avela , ka asakasaky ry zareo te hanao zany ry Marozevo a aleo izy ho hitan'i Jesosy eo refa tsy mety