Tsy hita intsony...........

21. Fiffi ( 08/05/2006 04:50)
iainanay malagasy mipetraka eto madagasikara anie ireo rehetra ireo e, ianareo any andafy angamba tsy miaina amin'ireo dia hamaivaninareo ilay izy
xxx: hamaivanina ahoana zany ? satria ve hoe natao ity dinika ity ? diso tanteraka ny heritreritrao raha izany ! Raha mijery ny lohateny ianao dia hoe " tsy hita intsony" avy eo hoe "Tsy hita intsony ry zareo izay hiheritreretana fa:......Mitaraina daholo ny rehetra , maro dia maro ny zava-mitranga , mampalahelo ny fahitana ny fandehan-javatra any , bdb ireo ka hoe tsy hita intsony izay heritreretina fa sahiran-tsaina . Ka aiza ny fanaovana fahamaivanina @ zany eo ?
22. vats ( 08/05/2006 05:14)
Izaho koa aloha mahita fa tena henjana be ny fiainana amin'izao fotoana izao e. Tsy hita hoe iza no homena tsiny fa maro ny zavatra mifandray mahatonga azy io. Ny zavatra tena tokony hatao dia misy rafitra fandaminana vaovao mila apetraka mihintsy eto. Tsy mora io ary mila fanomanana tsara avy amin'ny olona maro (tsy voatery manam-pahaizana ihany fa ny efa zokinjokiny, ny isaky ny lafy valon'ny nosy, ny mpila ravinahitra any ivelany....). Raha tsy izay dia tsy misy zavatra handeha eto fa lany andro hifanjevo eto fotsiny isika.
23. Fiffi ( 08/05/2006 06:50)
tsy voatery manam-pahaizana ihany
de mety ve zany ? hummm ! toa ho sarotra hiany kosa aloha raha tsy manam-pahaizana an!
24. Herimiafina ( 08/05/2006 15:12)
Fomba fijery pessimista sy fatalista ny fahitako ity resaka mandeha eto ity.

Raha entiko amin'ny fomba fijery optimista indray dia maro noho ireo ny tsara sy ny soa azo tanisaina, mety tsy omby ity size ity ka dia anjaranareo no miheritreritra.

Ny soa 100 mantsy sarotra tadidiana noho ny ratsy iray.

Nanao soa tamin'ny olona iray ianao in-77 ohatra tsy dia tadidiny iny fa ilay nanao ratsy indray mandeha monja taminy ianao no tena tadidiny.

Manarak'izany dia fantaro koa ny anton'ireo zavatra voatanisa ireo
25. Fiffi ( 08/05/2006 15:19)
Fomba fijery pessimista sy fatalista ny fahitako ity resaka mandeha eto ity.
zany an ?
26. cutie ( 09/05/2006 20:25)
lasa aiza njay aza i HM :lol:
27. Fiffi ( 10/05/2006 03:52)
cutie: eny hoe akia eh ? fa tsy hitako ange le saka kely eh! nefa zah efa nanoratra foana :(
28. cutie ( 10/05/2006 10:36)
fiffi refa mi connecter za de njy tsy on line.
Mahagaga mitsy,efa we refa le saka ihany de za zay :P
29. Fiffi ( 10/05/2006 10:41)
cutie: hummmm ! io zao tsy mahita saka kely zah an!
30. cutie ( 10/05/2006 10:44)
satria za tsy ao,fa njaso za aza hiditra e :P
31. Fiffi ( 11/05/2006 03:51)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4669