Tsy hita intsony...........

1. Fiffi ( 06/05/2006 19:31)
Tsy hita intsony ry zareo izay hiheritreretana fa:

-VOAHOZONA VE ISIKA GASY?----xxx

-NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO!-----petsambava

-Bé ny te hanao zavatra eto MADAGASIKARA be koa ny misakana..---------xxx

-Lahatra,anjara...tsiny ,tody manao ahoana ankehitriny?------petsambava

-Piston,tsolotra ,écolage,pitika,.....atao inona ny BIANCO? -------joda

-Aleo very tsikalakakam-pihavanana toy izay very .....-----petsambava

-AHOANA IHANY NY FANANTENANA MOMBA NY HO AVINTSIKA E!-------xxx

-LE PAYS EST EN DANGER!....----xxx

-DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!...----sareraka

-INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?---sareraka

-INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?..----sareraka

-tafakatra 780.000fmg ny frais de visa ao @ consulat... -----petsambava

-Pseudo na xxx Petsambava - Sareraka


KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?

novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 03:51
2. Fiffi ( 06/05/2006 19:35)
Mbola niampy an'ity ........

-AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY-----joda

3. gasypantin ( 06/05/2006 20:03)
ka angaha moa misy tongo-bola ka tapenam-bava e:°):°)
4. Fiffi ( 06/05/2006 20:06)
fa tsy zany anie eh! ny tiako lazaina dia ny hoe : tsy hita intsony izay heritreretina fa bdb ireo dinika miaraka mivoaka de tsy hay intsony hoe inona no inona ?
5. gasypantin ( 06/05/2006 20:09)
tongo-bolo fa tsy tongo-bola.... NUANCE!!!8-)8-)
6. sylvain ( 06/05/2006 20:11)
Zava-misy daholo ireo rehetra ireo,ary tsy nisy noforona,fa d hihainan'ny olona rehetra ka d mandinika an'izay tokony atao angamba no mety.
7. Fiffi ( 06/05/2006 20:14)
gasypantin: tsy hoe io anie no tena olana fa hoe "tsy hita intsony izay heritreretina" fa be loatra ny zava mitranga eh!
Dia arak'io lazain'i sylvain io hoe Zava-misy daholo ireo rehetra ireo,ary tsy nisy noforona,fa d hihainan'ny olona rehetra ka d mandinika an'izay tokony atao angamba no mety.
8. fasaly ( 06/05/2006 20:27)
fiffi: efa tena mafy ny ady ka mitaraina doolye!:wink: valio miadana ao re a!:°) hivoaka ihany ny hevitra mahomby ny farany:°):-*:-D
9. Fiffi ( 07/05/2006 03:50)
fasaly: himehezandry fotsiny zah an! :-D:-D:-D fa marina akia fa mitaraina daholo ny olona indrindra @ izao fahatongavan'ny fifidianana tsy ho ela izao. Saingy indrisy , inona tokoa moa no azo hatao ?
10. cutie ( 07/05/2006 18:24)
mahaiza mifidy de vita :P
11. Fiffi ( 07/05/2006 18:39)
cutie: de iza anefa no ho fidina ao ?
12. cutie ( 07/05/2006 18:46)
ze tian-jy koa:P
13. Fiffi ( 07/05/2006 18:52)
cutie: njy kah! :P
14. cutie ( 07/05/2006 18:54)
za ve no fidin-jy :P
15. Fiffi ( 07/05/2006 18:58)
16. Fiffi ( 07/05/2006 18:59)
sady hilay io an! :-D:-D:-*:-*:-*
17. cutie ( 07/05/2006 19:05)
ie hanao hihiihihi foana tsika:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 07/05/2006 19:27)
sur! tena ahummmm ahummm be mihintsy an! toa tsy hitako aky ndry ? tsy ao le saka kely :-D:-D:-D
19. cutie ( 07/05/2006 19:51)
ao za koa :P
20. xxx ( 08/05/2006 01:42)
iainanay malagasy mipetraka eto madagasikara anie ireo rehetra ireo e, ianareo any andafy angamba tsy miaina amin'ireo dia hamaivaninareo ilay izy

inona izao no mba zavatra ataonareo hanampianareo anay aty ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844