zaza tsy mety mihinana légumes

41. miantra ( 15/05/2006 13:06)
Eny ho aho !!!
Izany ihany angamba no maha-dongadonga ahy ohatr'izao.:-D:-D:-D:-D:-D
42. Fiffi ( 15/05/2006 13:21)
:-D:-D:-D zany an ? a manja kosa anie ny sambosa sy ny nem eh! :miam::miam::miam::miam:
43. rapala ( 16/05/2006 07:59)
tsy vitan'ny hoe tsara ihany ilay poireaux fa manitra ihany kou, hmmm
44. Fiffi ( 16/05/2006 11:44)
:miam::miam::miam: mbola misotro foana ve ndry akia ry rapala ? le jus de poireaux io an! :)
45. rapala ( 16/05/2006 12:40)
hay mbola tadidindry fona ve? tsara mihintsy izany ka... najanoko kely fa manao analizy za @ 22 izao de mety afaka 1 semaine any ho any vao azo ny valiny de ho hita eo indray ny fandehany, fa efa manao fanatanjahatena be tsy misy ohatrizany ka:), misotra nanontany fiffi a!
46. Fiffi ( 16/05/2006 12:41)
:):-*:-*
47. rapala ( 16/05/2006 12:45)
fa rehefa tsemboka kosa aloha de mandositra daholo ny manodidina e... :wink:
48. Fiffi ( 16/05/2006 13:15)
rapala: zany ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
49. rapala ( 17/05/2006 06:29)
ye indrindra @ izao andro mafana izao=))
50. Fiffi ( 17/05/2006 06:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
51. tisera ( 23/05/2006 14:15)
Tena ny hevitry ny maro mahata-kadavitra . Ny ahy aloha tia légumes sy voankazo ny zaza fa ilay sakafo maraina no dia tena sarotra mihitsy . Efa nandramana daholo na mamy na masira fa sarotra be é! Soa aloha fa mahalany ronono 1 kopy foana izy é!
Momba ilay poireau aloha tena tsara io an! Na atao quiche izany na sambos na atao nahandro gasy miaraka @ hena kisoa sy voatabia fa indrindra hono tsara @ cholesterol koh!
52. mahandry ( 28/06/2006 11:04)
Ry ray amandreny hajaina, tsy mihinana legume ny zanakao? izaho izay manoratra izao no zaza tena tsy nihinana tokoa talo. Saingy tsy nampaninona ny ray amandrniko izany. Ankehitriny izaho indray no manontany tena hoe fa noana aho no tsy tia ireny talo. Ny tiako ho lazaina anareo ray amandreny manajanaka tsy mihinana legume dia izao : tsy hoe fofona na tsy fahampiana ao anatiny no tsy hinanany an'io fa safidy, any ndray andro tsaroany fa ilain'ny vatany io, dia mihinana fona izy. Zao mantsy na dia zaza az izy ireny manana ny safidiny toanao lehibe io. Misokatra kokoa ny vavoniny raha tsy io legume io no ho hanininy ary tena mihidy tokoa raha arosonao azy. Izany dia mitovy tsy misy valaka amino lehibe io we raha mihinana anana enao satria te hinanana dia tena matsiro fa raha sendra tsy misy vola ka tsy manana afatsy amidy legume dia mahatsiaro ny tenanao ho farafahidiny enao satria legume no mba laoka , azonao ngamba ny tiako hambara

Mahereza ary aza atao anterisetra ny famahanana ny zaza tsy tia io fa andraso ny fotoana
53. Tokinao ( 15/07/2006 09:51)
Ho an'i miantra sy tiatsara : Izaho koa tsaroako tsara fa nifidifidy sakafo be tamin'ny mbola kely. Fa izao indray ny ahy : tsy tia vary sy laoka aho fa voankazo ihany no tiako, ary koa lasary misy vinaigitra. Na dia izany aza anefa dia nozarin'ny mamanay foana aho, izany hoe nomena vary sy laoka ary voankazo. Ka farany dia lasa nihinana.
Ilay zandriko iray izay kosa anefa, izay nifidifidy hanina toa ahy koa, dia tsy mba nozarina nihinana anana mihitsy. Hany ka hatramin'izao izy dia tsy tia "anana" mihitsy.

Ny mahatonga ny zaza mifidifidy hanina toy izany hono dia tsy haitraitra fa noho ny filàn'ny vatany ihany. Toy ny vehivavy sasany manaizana : misy ny vehivavy no tia mihinana tsaoka (la craie) sy voasary makirana satria mila "calcium" ny fiforonan'ny zaza ao an-kibony.
Ka toy izany koa dia ara-dalàna ( normal ) tsara
ny zaza raha manao toy ireny. Mba tsy hahaza-dratsy azy anefa dia ezaho ho isan-karazany hatrany ny sakafony. Dia mikaroha fomba hihinanany ilay zavatra tsy dia tiany.

Ohatra : andramo ny hena atono fa matetika io tian'ny ankizy. Andramo koa ny crudités, lasary misy "vinaigitra" ( mahay teny gasy kosa za a :lol: ) : salade, karôty, laisoa, manga, papaye, sns. Matetika tian'ny ankizy mantsy ny zavatra makirana. Sady izao koa : ny "crudités" ahitana vitamines kokoa noho ny légumes masaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2692