zaza tsy mety mihinana légumes

21. diamondra27 ( 06/05/2006 15:45)
fasaly: raha épinard de atao anaty vilia fotsifotsy, de asiana oeufs durs 2atao solona maso sy vava ary orona hihihii, ny ahy la tête ihany no haiko betsaka fa iny mora hatao sady mampisy crâne:-D:-D:-D

de rehefa avy eo potsipotserina le atody fa matsiro be ny épinard sy oeufs écrasés


de raha tsy izany raha efa lehibebe kely le zaza de izy no asaina manao décoration ny vilia-ny de @izay izy mazoto homana be....(mametraka sakafo anaty vilia)

azo atao sary sambo
mayonnaise sy ketch up azo anaovana dessin tsara le @ tube ireny

le ianao milalao iny mihitsy no mahafinaritra ny zaza fa tsy le izy forcé-na
22. Fiffi ( 07/05/2006 04:47)
miantra: de nanao ahoana akia izy tao ? mihinana hiany ve ?
23. ari.malala ( 08/05/2006 09:17)
za ko talo sahirana b nampihinankanina ny zanako, fa marina ilayhoe atao toy ny milalao ny fanome sakafo anazy. Momba ilay resaka purée, maro ny zaza tsytia an'io, ny zanako anisany na voankazo malemilemy aza tsy tiany mintsy toy ny kaki, zavokà, tsy tiany mintsy, de reny alo zanytsy omeko anazy fa aleo refa te hinana izy vao minana e
24. vale ( 08/05/2006 18:58)
miantra> manaova aky jus @ alalan'ny légioma à, oh: karôty 1+ poirreaux kely, dia ampangotrahina io dia atao rano fisotrony ny jus- any!! tsy asiana sira na in in akory an, fa avela hatsatso iny, dia ovahovaina arakarak'izay ny legioma,persil koa azo atao an'io(riche en vitamine C), ny ovy , navet, rehefa legioma rehetra e, dia ampiarahandry tsiroaroa eo isaky ny manao azy indry!mety ho tiany io fa andramo!!

raha tia sambos sy nems moa izy dia mety ho tia quiche ihany koa dia andramo ihany koa hoe ny quiche @ legioma aky?


ny karôty(mixées) ihany koa izao dia azondry hanaovana jus naturel ho azy miaraka @ citron+ siramamy!

tandremo fotsiny rehefa mikarakara azy ianao tsy hatao hitany fa sao dia manosika azy tsy hisotro na hihinana an'lay izy avy eo!

Dia aza dia mieritreritra be loatra fa saika rehefa ankizy dia tsy dia tia legioma avokoa, fa andramo daholo ireo toro-hevitray rehetra ireo, dia courage fa tsy irery ianao fa marobe ny R&Reny sahirana tokoa @ fomba hanomezana legioma ny ankizy io!!:-*
25. ikalakintina ( 08/05/2006 19:18)
courage miantra a!
26. miantra ( 09/05/2006 06:18)
Mirahaba daholo indray ,

Ny jus de carotte dia efa mba nety nihinana kely izy fa io aloha no efa nandramako,
Ilay présentation dia tsy mahay mamorona loatra aho fa nahita boky tany @ fnac aho ohatran'ny mba azo hatao ihany ilay izy sady misy recette.
Efa nahazo isa iray aloha izay isika fa misaotra indrindra amin'ny torohevitrareo rehetra!!!

Merci merci merci^:^^:^^:^



27. ari.malala ( 09/05/2006 09:28)
miantra, na ko refa hampihinana anazy de iny no atao toy ny milalao, refa mamahana zany, atao hoe niainga ny avion an, de iny fa lasa an, de tonga eo ambaravarana zao le avion an (ro ambavany io varavarana io), de haody ooooooo, fa manokabava izy amin'iny :) andramo alo e, d mazotou e
28. miantra ( 09/05/2006 10:48)
ka izy ange ry ari.malala efa 4-taona e!

Efa mihinana irery sady mandeha cantine tsy te ho fahanana intsony, na izany aza manome hevitra ilay lazaindry io ohatra zao atao hoe milahatra toy ny miaramila ohatra ny haricot vert tsi-rairay dia mi-contre amin'ny hena potipotiny tsi-1-1 sa tsy mety???:wink:
29. Fiffi ( 09/05/2006 14:58)
miantra: tena hevitra tsara koa io lazain'i ari.malala io an! :-D:-D sady milalao zany no misakafo . Fa ny zavatra henoko indray dia hoe : matoa hono ny zaza tsy mety hisakafo de tsy noana mihintsy izy zany fa tsy terena hihinana fa rehefa noana izy dia hangataka ka eo no hanararaotina hanomezana azy ny légume.
30. chipie1 ( 10/05/2006 14:30)
ary refa any am cantine ve izy mihinana ? misy manko refa misy ambiansy miaraka aminy namana dia mamango tsara :lol:
31. Fiffi ( 10/05/2006 14:43)
ie! rehefa mahita ny ankizy mihinana izy de manintona azy hihinana koh!
32. nambina ( 11/05/2006 07:34)
Izay aho vao nijery ity fanabeazana ity, ary ity mihintsy ilay tena tadiaviko.

miantra - ny zanako vavy tsy tia courgette mihintsy kanefa rehefa natao quiche ilay izy, tetehana madinika ilay courgette na rapéna dia atao ohatra ny fanao quiche ireny dia tiny be, tsy fantany hoe misy courgette ilay sakafo surtout hoe ti fromage izy.

Raha ny épinard indray dia mividy ireny congelé ireny dia atao vary amin'anana dia asiana sakamalao kely - midina tsara. Hoan'ny lehibe tsy ti épinard handramo ange io e, asio sira kely sy huile d'olive kely, hmmmm matsiro.
33. diamondra27 ( 11/05/2006 09:28)
nambina: ka zay nge ny ankizy ange e! raha vao resaka gratin tonga de tian'ny ankizy



34. ari.malala ( 11/05/2006 09:36)
miantra:

ka izy ange ry ari.malala efa 4-taona e!

Efa mihinana irery sady mandeha cantine tsy te ho fahanana intsony, na izany aza manome hevitra ilay lazaindry io ohatra zao atao hoe milahatra toy ny miaramila ohatra ny haricot vert tsi-rairay dia mi-contre amin'ny hena potipotiny tsi-1-1 sa tsy mety???:wink:



ieeeee, zay mintsy aky le fanaovana anazy a! de ra maihta karazana fampilalaovana hafa ko ndry vao maika tsara!

Fa ohatran'i Toky zao an, refa b ankizy de mahinankanina be mintsy izy, zany hoe mila namana izy zany mihinankanina e! de refa ao antrano zany de mila manao zaza zaza mitovy aminazy zany refa mnankanina;) courage aky a
35. tiatsara ( 13/05/2006 15:21)
Efa ela ihany no nanarahako ity lohahevitra iray ity, fa tena mba mahery loha ankia zao zanak'njy zao marina mafy, dia mitovy @ zanako mihitsy, tandremo sao tezitra an !

Dia za ankia tsy manana sosokevitra fa mirary soa fotsiny a ! mirary anjiko hahita ny rariny fa tena sarotra tokoa aloha e ! tena marina, hiankinan-javatra maro tokoa mantsy.

Dia sady misaotra anjiko aho, fa nanagalako lesona marobe ireo voalazan'ny namana rehetra ireo, dia misaotra ny namana rehetra ihany koa e !
36. Fiffi ( 13/05/2006 15:23)
tiatsara: zay no maha-namana ny namana aki an! :)
37. tiatsara ( 15/05/2006 08:56)
Fiffi : :-*:-* :-D
38. Fiffi ( 15/05/2006 09:15)
tiatsara: hummm nahazo legume tsara sady matsiro nga ? tena mbola hafa hiany ny légume ô ? :):-*:-*
39. miantra ( 15/05/2006 10:18)
Miarahaba antsika rehetra indray!

Tiatsara: tena marina aloha ilay lazainjiko hoe Mahery loha e! :wink::wink:

Ilay jus de tomate sy jus de carotte aloha mandeha tsara koa.

Sao mahasoa ny hafa : rehefa manao sambos sy nem dia atao betsaka kokoa ny poireau ao anaty sesika fa izay koa no nandramako dia mety.


Ilay gratin sy ilay quiche no nandramako fa tsy nety.

Dia mbola manamafy ny fisaorana ny namana rehetra @ torohevitra.



40. Fiffi ( 15/05/2006 12:15)
miantra: zay akia le namana an! fa tsara kosa zany raha ohatra ka mihinana izy ! ny ahy koa akia rehefa manao sambos zah na nem de poireaux no hataoko betsaka sady tsara ery eh ? :miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3886