jereo anie i pissoa e?
64. dadabe
(
14/05/2006 14:32)
efa hoe :-$:-$ tsy de mifanalevitra lotra anie sud africain sy morond...ve :-$:-D
69. dadabe
(
15/05/2006 08:03)
pissoa nahoana moa no tsy ho vita :roll:
rehefa mafy anie ilay fitia vita foana io e:wink::-$
rehefa mafy anie ilay fitia vita foana io e:wink::-$
70. watafon
(
15/05/2006 08:47)
bedada: tena andramako lesy zany kle! le morondava/sud af / nage an ! hehe
pissoa: efa fanindroany zao k ! :-D:-D
pissoa: efa fanindroany zao k ! :-D:-D
71. pissoa
(
15/05/2006 10:31)
watafon, tanjemo hadinonjy nefa le mangahazo sy ravi-toto fa asaiko miverina rehefa tonga an, hihihi :-D:-D:-D:-*
72. watafon
(
15/05/2006 14:06)
pissoa: efa azoko ato daholo k ! tonga d mangahazo miaraka @ tahony sy raviny mihitsy e! :-D:-D:-D:-*:-*:-*
75. diamondra27
(
16/05/2006 09:32)
wata: de tsara be ve io? Mba asaivo moa 'za de aza asaina mandoa vola e!
76. watafon
(
16/05/2006 10:29)
diamondra: hihihi! nga moa ireo afangaro e! pissoa ange nanafatra mangahazo sy ravitoto e! d kôpy njy fa le ravi-mangahazo anie no ravitoto e! :-D fa refa mahandro za d antsoiko njy k !
78. diamondra27
(
16/05/2006 12:25)
wata: azoko tsara le izy ka! ravitoto sy coco ho'aho tsara be sady refa any @ côte 'zay tena humm miam miam