jereo anie i pissoa e?
41. Aino
(
06/05/2006 15:28)
fa maninona any dadabe kosany aza i pissoa eh!!
tsy ratsy anie iznay eh!! ny ahy koa az any naha botrabotra de piso ko na hatr@ izao de mbola piso faona na dia tsy belelo kely tsony aza8)8)
:-*:-*:-* ho any pissoa hoy pisokely!!:-D:-D
tsy ratsy anie iznay eh!! ny ahy koa az any naha botrabotra de piso ko na hatr@ izao de mbola piso faona na dia tsy belelo kely tsony aza8)8)
:-*:-*:-* ho any pissoa hoy pisokely!!:-D:-D
42. watafon
(
06/05/2006 17:13)
d asa mihitsy wa ry aino k !
mialona izy io no tena marina e! sady tsy sahy mamaly fa milentika any ! :wink::-D:-D
mialona izy io no tena marina e! sady tsy sahy mamaly fa milentika any ! :wink::-D:-D
43. dadabe
(
07/05/2006 21:57)
kiii aoka moa less zama a, nareo mitsam anie no tiana ho lancer na eto e, jereo tsara fa hiditra eo amizay izao i pissoa androany a , hahahahaha :-$
45. mamzelkely
(
08/05/2006 04:35)
ary le protagoniste aza mbola ts niditra fôna:roll: sô de tezitra reto izy :roll:
fa enao aloh ry dadabe aa :-D:-D zah tam zom saika ts nahavita inn inn mits fa naleminy fimehezana tena tsssssss:-D:-D
fa enao aloh ry dadabe aa :-D:-D zah tam zom saika ts nahavita inn inn mits fa naleminy fimehezana tena tsssssss:-D:-D
46. dadabe
(
09/05/2006 01:59)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 08-05-2006 08:22:48
Lohateny : Re : jereo anie i pissoa e?
adabe mbola mitady felaka angaha elah io
yee felaka malemilemy avy amin'i toi :wink:
fa enao aloh ry dadabe aa zah tam zom saika ts nahavita inn inn mits fa naleminy fimehezana tena tsssssss
kozz ve le :roll::roll:
47. sasa
(
09/05/2006 03:28)
dadabe za tsy mahay mamelaka malemilemy izany fa tonga d le mahafanina ireny no haiko :-D:-D:-D:-D
mamz aza hitako marina ka tezitra iny
Pissoa aza tezitra njy fa i dadabe le voafelaka io an :-D:-D:-D:-D
mamz aza hitako marina ka tezitra iny
Pissoa aza tezitra njy fa i dadabe le voafelaka io an :-D:-D:-D:-D
48. pissoa
(
10/05/2006 06:29)
Ry lanita malala oo :{:{ Nanondrana tato indray kay bedada kle :roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D
Fa zany we bedada sy totofy alou :-w:-w
totofy kalamisa fotsiny toi :-$:-*:-*:-D:-D
Fa zany we bedada sy totofy alou :-w:-w
totofy kalamisa fotsiny toi :-$:-*:-*:-D:-D
49. pissoa
(
10/05/2006 06:34)
Hihihi, nojereko kely njay klou le sary dia otsan'we tsy zah zany fa i totofy le tototra tao de bedada le nilako :roll::roll::-D:-D:-D:-D