Pseudo na xxx
21. sakaizakely
(
05/05/2006 06:39)
ka rehefa tena dinihina ange izany ny fitsipika nolazain\'i Hery dia tsy tokony hahazo ampiasa akory ireo pseudos ireo ry zareo nefa toa mahazo ihany. Ahoana ihany no tena izy ry Hery fa tsy azoko loatra. Sa ve we rehefa manao ny tsy mety ihany vao esorina ato ? Hiandry an\'izay ve ?
22. ari.malala
(
05/05/2006 06:45)
De ko anga ra misalotra ps an'ol malaza d ts voaoroaka ndray ko nahoana no mbola afaka ao ihany zareo?
23. Fiffi
(
05/05/2006 07:07)
zah zany zo raha mba te-hanana ps hoe "Bodo" (mpihira io an) de ahoana ? Zany hoe ny tian'i marozevo lazaina akia ari.malala de manao ps'n'olona malaza mpihira nefa misandoka de hoy fasaly hoe: f'ita fa tsy i sareraka tena izy io sy i petsambava tena izy fa arahitsika maso reo sao ratsy fitondran-tena ato am namana ato zany
26. ari.malala
(
05/05/2006 08:05)
Fiffi, eny e; fa ts zay nga mo le fitsipika we ra misandoka ps n'ol malaza d roahina ts ho namana tsony, ko manin zareo no mbola voatana ao ihany? sady amzay mahay vava ratsy tssss!
29. majinikakely
(
05/05/2006 12:10)
ary amizao bobaka ny olona no vizan ny fiainana d lasa majinikakely dhl d aoana zany ity psko ity sao d tokony hovaina hafa azany hihihihih
31. marozevo
(
05/05/2006 22:15)
Nohararaotin zalahy ilay fomba filazan'i Sareraka (tena izy) ny fiainana, ka mba ianarany. Izaho anefa mino fa raha mpitondra mampijaly vahoaka dia sahin'i Sareraka (tena izy) atao hoe : "An'ny anadahin-drenin'ialahy angaha io...", fa raha namana eto tsy hanao izany izy satria i Sareraka (tena izy) dia boay tena manaja namana mihitsy.
Marina fa tsy teny ratsy ilay hoe : "an'ny anadahin-drenin'ialahy angaha io...", nefa tsy misy fanajana koa.
Miandry an'i Sareraka (tsy tena izy??) sy i Petsambava (hafahafa) hamaly sy hanazava.
Marina fa tsy teny ratsy ilay hoe : "an'ny anadahin-drenin'ialahy angaha io...", nefa tsy misy fanajana koa.
Miandry an'i Sareraka (tsy tena izy??) sy i Petsambava (hafahafa) hamaly sy hanazava.
32. Fiffi
(
06/05/2006 03:50)
marozevo: de tsy fantatra intsony eh ! mampiherittreritra hiany satria hatramin'izao ry zareo tsy mbola nilaza na inona na inona eto momba an'io.
37. marozevo
(
10/05/2006 18:35)
Iangaviana mihitsy aloha i sareraka sy i Petsambava mba hilaza raha tena izy na tsy tena izy eh...
Iangaviana handray andraikitra izay tokony handray andraikitra momba izany.
Iangaviana handray andraikitra izay tokony handray andraikitra momba izany.
38. Fiffi
(
11/05/2006 03:53)
marozevo: jereo ao @ momba azy koa fa nolazainy ao hoe iza marina izy , fa dia aleo hiany ry zareo hilaza azy am-pe-maso .
40. Fiffi
(
12/05/2006 03:54)
cutie: ka ireo olona ireo akia dia olona malaza de nisy naka ny ps-ny ka manimba ny imagen-ireo tompon'ny anarana kah!