Pseudo na xxx

1. marozevo ( 04/05/2006 17:03)
Mba lasa ny saiko amin'ireto solon'anarana ampiasaintsika ato amin'ny serasera rey olona.

Hatraiza ny fahalalahantsika hisafidy solon'anarana iray? Misy karazany maro ny pseudo ampiasaina : Notsoahina avy amina anaran-tany; notsoahina avy amin'ny anaran-java-boary; notsoahina avy amina tadidy na fahatsiarovana sns... fahafahana izany ka tsy misy omen-tsiny, nefa na izany aza misy ihany araka ny hevitro, anarana na pseudo efa an'olona hafa, sady mba manana ny lazany, nefa mbola misy misalotra indray. Ohatra : Petsambava - Sareraka. Ireo no hitako. Raha tena i petsambava sy Sareraka mpihira ianareo ireo dia mifona aho fa diso. Fa raha tsy izy kosa ianareo mba mandiniha ihany....

Ao izao misy Sareraka miteny hoe "An'ny anadahin-drenin'lah sa ...". Fantatra fa masiaka i Sareraka tena izy, ilay mpihira, nefa izaho siora 100% fa tsy hahateny toy izany izy na masiaka aza. Dia io fa miatraika hatrany amin'ny zon'olombelona ilay fisalorana akanjo imason'ny tompony.
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 03:54
2. lemenakely ( 04/05/2006 18:09)
izay reviny io e ! tsy hitako izay olana
3. cutie ( 04/05/2006 18:22)
eny wa :P
4. hery ( 04/05/2006 18:24)
lemenakely> tsy izay reviny kah...

Alohan'ny misoratra anarana ato amin'ny serasera (ao amin'ny http://login.serasera.org ) dia misy fitsipi-pifehezana http://login.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4322c9ac5dbc9 dia jereo ilay teboka faha 12.

5. cutie ( 04/05/2006 18:30)
oups soa ihany ny ahy fa unique:P:P:P:P
6. Fiffi ( 04/05/2006 18:34)
nefa na izany aza misy ihany araka ny hevitro, anarana na pseudo efa an'olona hafa, sady mba manana ny lazany, nefa mbola misy misalotra indray. Ohatra : Petsambava - Sareraka.
fa angaha possible ny idirana @ ps-n'olonkafa ? raha zah zao Fiffi de misy olon-kafa misoratra anarana indray hoe Fiffi de mety ve ? sa @ fomba ahoana no fisalotrany azy ? gravy manko raha izany an!
7. cutie ( 04/05/2006 18:39)
fiffi, tsy azon-jy le izy , reo petsambava sy sareraka reo le lazainy we olo--malaza, nefa misy ps an'reo ato
8. fasaly ( 04/05/2006 18:58)
:-D:-D:-D fiffi a! vakio tsara e!:-D:-D:-*:*
9. marozevo ( 04/05/2006 19:20)
Mazava izay lazain'ny fitsipi-dalao nasain'i hery "nojerena tao". Voavaky sady voadinika ihany koa. Koa dia any aminareo ny baolina ry Petsambava sy ry Sareraka. Averiko ihany fa raha tena ireo mpihira ianareo dia mifona aminareo aho, nefa miangavy anareo kosa mba hilaza mazava. Raha anarana salorana kosa (solon'anarana manko eh), dia mahatsapà tena.
Izaho tsy tompon'andraikitra na inona na inona eto, fa mpamaky sy mpanoratra fotsiny, nefa amiko dia "iray aina = solidaires" ny namana rehetra eto, ka tsy ekena raha misy manala baraka ny be sy ny maro.
10. Fiffi ( 04/05/2006 20:32)
:oops::oops: heu.... zay vao azoko ! :oops::oops:
tsy rariny kosa zany raha tsy ireo mpihira zany ireo an!
11. cutie ( 04/05/2006 20:36)
fiffi:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 04/05/2006 20:37)
cutie: :evil: aza himehezana fotsiny zah an! :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
13. cutie ( 04/05/2006 20:42)
fiffi ao aza :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
14. Fiffi ( 05/05/2006 03:51)
de miandry an'i Petsambava - Sareraka. zany.
15. fasaly ( 05/05/2006 04:39)
fiffi: f'ita fa tsy i sareraka tena izy io sy i petsambava tena izy fa arahitsika maso reo sao ratsy fitondran-tena ato am namana ato zany!:°):wink:
16. mamzelkely ( 05/05/2006 04:39)
ary mamzelkely ve mpihira zany :°)
17. kala ( 05/05/2006 04:40)
marovezo > soa ihany fa ny anà sady tsy anarana artista no tsy olo-malaza koa :-D fe mety titra na hira fotsiny raha tohizana klé:wink:

18. yonikafopl ( 05/05/2006 05:50)
nena ndray raha misy ny yonika, de za efa nanao fopl:roll::roll::roll:
19. Fiffi ( 05/05/2006 05:57)
fasaly: mba loza koa akia zany an!
20. little ( 05/05/2006 06:30)
i little aloha de ana e! sao de misy milaza ndray hoe Little Bob Story mitsy ve elah ty sa iza e?raha tsy mahatoky de avia aty fa za tena little mitsy.=))=)):-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4885