Namana roa ihany
43. ari.malala
(
05/05/2006 08:00)
mamzelkely, tairo aza e, d rôvina e fotoana? de njy no miantoka nefany a ;)
44. vale
(
05/05/2006 08:26)
Fiffi:dia andao zany! de boum be ve ny anareo sy andréa?:-w mmmmmh!
Tiko ery koa raha izaho no mba tafiaraka @ i Fiffi io, dia asa fotsiny ngamba!!aiza ny olana ? vonona foana anie zah eh! vale: andao hiaraka aminay sy Andréa fa ho boummm be ny anay :)
46. yonikafopl
(
05/05/2006 10:37)
pissoa hihihi ka izy roa no eto akaikiko eto, sady rehefa miresaka de tsy misy manao sotrobe lava tango fa samy mitana ny tsiamara4, hihihihihi, de miara mitsikanikany fona.:wink:
47. Samoana
(
05/05/2006 13:04)
Zoky Ravatorano sy fijo no finidiko fa sady mandry ny kalibe no tsy ho lany resaka mandra-maraina:D
( Mazava ho azy fa raha selibany teo za mbola hafa indray ny safidy:lol: . Raha resaka hirahira mbola hafa kôah )
( Mazava ho azy fa raha selibany teo za mbola hafa indray ny safidy:lol: . Raha resaka hirahira mbola hafa kôah )
48. fasaly
(
05/05/2006 14:58)
samoana: de raha selibany de in njay:°) raha hirahira de iza???? misy chanteuse raika any aminareo any an! sady efa ....:-D:-D:°):-*
49. Herimiafina
(
05/05/2006 15:11)
Zah zany tsy hanasa fa zah vonona raha hisy haka hanasa e!
Sakafo ve de laviko, hehehehe:-D
Sakafo ve de laviko, hehehehe:-D
50. fasaly
(
05/05/2006 16:06)
zà kounkou ry herimiafina a! aleoko hasaina de mikaly foan foana!!:miam::miam::-P
52. Fiffi
(
05/05/2006 20:01)
Fiffi: Tsy lany fa bebe resaka izay njy ka ngo de tsy hihinan-kanina fa hiresaka fotsinyde zay sisa hono no mba anjarako! :(:(:snif::snif:
56. watafon
(
06/05/2006 12:14)
Tô sarotra b le izy fa sahirana za nifidy fa ndao entiko dôly nareo d amboary ny fotoana ary ! d samia mitondra vola sahaza ny tsirairay !:-D:-D:-D
60. vale
(
06/05/2006 17:06)
diam, wata> hummm, tsy ratsy ko zany pro anareo zany ko! avy eo ve mbola "daînsa" be koa,:)