Namana roa ihany

21. kally ( 04/05/2006 21:19)
Fijo> F'angaha izaho niteny hoe tsiroaroa fa roa ihany ho'a, averiko any @ T2 adroky rehefa tsa mahay manisa a!Dia ho roa fotsiny ve ireo lisitra be iray manontolo eo ambony io?

Vale>Andao hifanena haingana fa nytany hifanoratana ity tsy misy mihitsy.
22. Vanilla ( 04/05/2006 21:34)
hihi...
Kally sy Hery na
Anna999 sy Watafon na
Maditra (iza moa zao my pseudo an'ela @ zao?) sy ny akamany lol


23. Vanilla ( 04/05/2006 21:36)
lol...za koa izany tsy mahay manisa fa ny iray @ ireo tsiroaroa ireo mety daholo :)
24. Lejim ( 05/05/2006 01:12)
Mirana> kay Vanilla izay moa ny pseudo-nao ato.
Raha asaina mifidy namana roa miaraka amiko avy ato zah, dia io izay eritreretinao io ny iray dia ilay olona komiky nefa tsara fanahy mi-chat amiko indraindray iny ny faharoa. Ilay soeur-nakah fanaovako confessions iny! :-D
25. Fiffi ( 05/05/2006 03:54)
Tiko ery koa raha izaho no mba tafiaraka @ i Fiffi io, dia asa fotsiny ngamba!!
aiza ny olana ? vonona foana anie zah eh! vale: andao hiaraka aminay sy Andréa fa ho boummm be ny anay :)
26. mamzelkely ( 05/05/2006 04:36)
hummmmmmmmmmmmm sarotra be le fanotanina klé ôtrany tiko entina dôly kalou hisaina tsara aaa 8)

fijo< hanao tsika sy toi klou ee :-D:-D
27. fasaly ( 05/05/2006 04:37)
:°):°):°):°)
28. pissoa ( 05/05/2006 04:59)
Hihihi, atao par elimination ry reto fa tena sarotra le fanontaniana an:

Herimiafina: Tsy lany fa tendan-kanina, ngo de lanin'la glasy kooooo :-D:-D
Fiffi: Tsy lany fa bebe resaka izay njy ka ngo de tsy hihinan-kanina fa hiresaka fotsiny :-D:-D
Kala: Tsy lany fa ngo de mody hitantaran-njy blagy belge zah de tapa-tsinay de tsy mahinan-kanina :-D:-D
watafon: Mitovy amin'i kala njy de tsy tiako :-*:-*:-D:-D
lapino: Tsy lany fa samy tia karoty sy salady tsika dahy ka ngo de hiady an-kanina any :wink::-D:-D
dadabe: Tsy lany fa ngo de hiteny sinoa nareo sy ti tan de tsy hahazo resaka zah
ari.malala: Tsy lany fa njy mihinana pour 2 izao koooo :-D:-D
...
Iza ihany re izany e :roll::roll:
29. yonikafopl ( 05/05/2006 05:46)
pissoa :-D:-D:-D:-D

fijo fa maninn no za sy DS no tianlah hiaraka amlah??

nena re iza eeee, i akamatiana sy mimiso :wink::wink:
30. Fiffi ( 05/05/2006 05:52)
Herimiafina: Tsy lany fa tendan-kanina, ngo de lanin'la glasy kooooo
Fiffi: Tsy lany fa bebe resaka izay njy ka ngo de tsy hihinan-kanina fa hiresaka fotsiny
Kala: Tsy lany fa ngo de mody hitantaran-njy blagy belge zah de tapa-tsinay de tsy mahinan-kanina
watafon: Mitovy amin'i kala njy de tsy tiako
lapino: Tsy lany fa samy tia karoty sy salady tsika dahy ka ngo de hiady an-kanina any
dadabe: Tsy lany fa ngo de hiteny sinoa nareo sy ti tan de tsy hahazo resaka zah
ari.malala: Tsy lany fa njy mihinana pour 2 izao koooo
pissoa: kiiiiiii !! de aleo zah zany tsy e resaka tsony ! :-D:-D:-D:-D de ho iza ary eh ?
31. lapino ( 05/05/2006 06:26)
Nenà ngamba Ryana :wink: sy ... iza koa re e? ...
Fiffi! bebe resaka io indrindra manafana ny korana kle! Tandremo fotsiny sô de laninay ny kaly fa variana miresaka eo :wink:

pissoa, tairo anah irery ny karôty sy salady de an-dry irery ny voalavo e :wink::-D:-D
32. little ( 05/05/2006 06:32)
za ky ny ray an! satria za tsy manao depense be ndry satria za little kely de tsy homana be.sady tsy manahirana e! petit tsinona. Fa le hitan'ny olona an.
33. sakaizakely ( 05/05/2006 06:45)
Ary za ? Tsisy te hi-inviter ana ve ? Tsy tinareo ve zany za e ? :cry: :cry: :cry:
Nena zany Herimiafina no inviter-ko e ! Dé antsoiko kou Fasaly sy fiffi sy... An an, tsy misafidy fa antsoiko daholo. Oul 1 izay irery no tsy tiako ato. Moramora kokoa no manisa oul tsy tiana toy izay misafidy ny tiana satria samy tiko daholo de ataoko :-* :-* :-* dôly dôly
34. ari.malala ( 05/05/2006 06:57)
pissoa, hay mo zany izy io an :-D:-D:-D:-D:-D:-D ary iny ndray no ts hitako!

ra za no atao misafidy d i sakaizakely alo ny 1 an, d mande le mafatifaty b iny ry sakaizakely an, d iza re ny ray e.... :roll::roll:aleo alo hisaina fa bedabe nareo no namako sady tiako daolo de ts haiko we iza ny ray ;):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*daolo
35. majakely ( 05/05/2006 07:07)
ny ahy koa tiko doly ze tsy miavona de ahona?:lol:sarotra be le fanontanianao kally??:-P
36. pissoa ( 05/05/2006 07:26)
Fiffi:
pissoa: kiiiiiii !! de aleo zah zany tsy e resaka tsony ! de ho iza ary eh ?
Nan kah! Miresaha foana. Fa io tenenin'i lapino io ange no mampalahelo anah fa tsy hoe njy miresaka e
lapino:
Tandremo fotsiny sô de laninay ny kaly fa variana miresaka eo:wink:


lapino:
pissoa, tairo anah irery ny karôty sy salady de an-dry irery ny voalavo e
Jere, vao eto ary dia efa atombok'elah sahady ny ady :twisted: Sady trondro ny tiako fa tsy voalavo izany :-D:-D:-D

ari.malala:
pissoa, hay mo zany izy io an ary iny ndray no ts hitako!
Ie izany mihitsy :-D:-D:-D:-D:-D:-D

yonika:
nena re iza eeee, i akamatiana sy mimiso
Ny anjy kosany rangahy de i zanjy sy zobany ihany ve aaaaaah! Nenah kounkou zany i cousin sy i tsy cousin kle ;-):-D:-D:-D
37. Fiffi ( 05/05/2006 07:37)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. mamzelkely ( 05/05/2006 07:38)
ari aaa d'efa miteny za zay fa ra vô ts zah no atson njy eo de hummmmmmmmm hitovy amin'iz amo le zazah ao akibonjy io :@:°)
39. ari.malala ( 05/05/2006 07:41)
ay, za kay efa niara nisakafo tam ol ray tato fa nafinaritra a, toudé kopy zao zareo eeeee;)
40. mamzelkely ( 05/05/2006 07:44)
hehehe de mila averina hono le izy fa ra ts zany de hummmmmmmmmmmmm le zazah ao akibo n ari kouny mo ari ôôôôô:wink: :@ :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2148