Desera ndray : Flan aux raisin

1. kala ( 04/05/2006 05:54)
Asa na efa nisy nanome teto fa mamerina ndroa zany koa

Zavatra ilaina :
- 75 gr voaloboka maina nalona tanaty rhum
- ronono 1/2 l
- atody 3
- 75 gr beurre fondu
- siramamy 60 gr
- siramamy misy vanila 1 sachet
- lafarinina 75 gr
Atao anaty blender ny zvt rehetra afa-tsy ny voaloboka
Mixer-na mandritry ny 15 segondra.
Lalorana dibera ny moule fanaovana cake.
Arotsaka ao ny voaloboka rehetra.

Andrahoina anaty lafaoro mafana (th. 6/7 - 210°C) mandritry ny 45 min na adiny iray.

Moramora ihany fa mampatavy io:wink:



novalian'i vale ny 07/05/2006 19:27
2. diamondra27 ( 04/05/2006 06:19)
tsy maintsy atao anaty rhum ve ? 'za tsy misotro alcool fa mety soloina ranomafana iorhum io de mibontsina ny raisin sec ; izany hoe: mampangotraka ranomafana na ranomangatsiaka ze tianao de arotsaka ao le raisin de mibontsina refa avy eo
3. vale ( 07/05/2006 19:27)
kala: saotra akia à,:-* de hatao moramora tokoa moa zany fa:?:?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3277