naninona Ingahy Lahiniriko no zao vao nametrapialana ?
21. fijo
(
06/05/2006 03:13)
tsy supposition mihintsy izany fa zavatra hiainana.ary tsy ny fitondrana malagasy ihany no manao izany.ohatra fotsiny,mba fantatr'i lejim ve fa ny governemanta frantsay rehefa atsangana,alohan'ny hamoahana arapomba ofisialy ny lisitry ny governementa,dia alefa any US aloha ilay lisitra jeren'ny fitondrana US,sao misy "persona non grata "ao????
raha nisy ny ady ohatra tany mozambika,tsy fantatr'i lejim ve fa ny be kintana sy ny sova no tao ambadiky ny mpifanandrina?
any cote d'ivoire izao misy fitondrana sy mpanohitra,tsy fantatr'i lejim ve fa ny be kintana sy ny frantsay no ao ambadika ao???raha tena tsy hay izany dia hanahirana be ny miresaka politika eto satria ny politika tsy sentima.

22. Lejim
(
06/05/2006 14:59)
fijo> Tsy voatery satria misy amin'ny firenen-kafa izy dia hataontsika koa. F'angaha izay zavatra ratsy miseho any @ tany rehetra any dia tsy maintsy hiseho amintsika koa. Zah aloha tsy mino hoe ny Frantsay ndeha haka hevitra @ amerikanina momba ny ministra-ny e. Izay ilay argument tsy misy porofo izay.
Dia ilay fanontaniako hoe, aiza ny tombon-tsoa amin'izany, mbola tsy voavaly. Sa mi-geste fotsiny hoe mahaleo tena izahay nefa dia manompo firenena hafa any!?
8O

23. fijo
(
06/05/2006 20:55)
lejim,tamin'ny andron'i mitterand,dia efa nisy zavatra toa izao nitranga.tsy voan'ny be kintana ny minisitry ny ekonomia frantsay satria "communiste"dia nesorina.ka asa izany raha midika inona aminareo??????ny mpanaraka politika frantsay rehetra dia mahalala fa misy io fandefasana lisitra minisitra frantsay any US io.ka hafaka tsy mino izay tsy te hino.
lejim ity ve tena manaraka politika sa mba manatavy resaka.
dia tsy mbola naheno ity fitenenana ity ve lejim"efa azo ny fahaleovan tena arapolitika,fa tsy mbola azo ny fahaleovan tena ara ekonomika"efa mba naheno an'io ve nareo any zamerika any?????raha toa ka dia ,hanahirana be ny hifanazava aminareo satria tsy mahalala zavatra ka manjary manao valiny bontolo.

24. manantsoa
(
07/05/2006 12:11)
ireo mpanao politika ireo mihitsy no tokony ho faizina fa tia tena loatra ary mihevitra ny vahoaka ho dondrona sy kentrina.. Milaza fa tokony omena hasina ny mpanao politika sy ny fanaovana politika ka dia atao ny DINA politika.
Tantara mitohy io an'ilay tsy niriko io...
fa ity milaza hirotsaka ho kandida nefa tsy amin' ny anaran'antoko politika . Izy anefa membre amin' ny birao politika amin' ny antoko iray; Tena mitari-bato savony vava mihitsy....
Izy aza tsy mahatoky ny tanjak'ilay antoko misy azy .
Ny mpikambana ao amin' ilay antokony aza tsy omeny hasina koa ahoana moa no anomezana hasina ny toy izany??

25. scorpion
(
07/05/2006 12:31)
fijo:
io kirizina andrim panjakana io,dia efa ela no nandrasan'ny frantsay.ny tanjona eo dia ny hanalana an dravalo,ka asa na ahomby na ahoana.
ny vahaolana azon dravalo atao raha tsy voahongana radem vavyniriko,dia ny mandrava ny solom bavam bahoaka.ny loza nefa raha izay,dia ny loholona izay AREMA no maro anisa ao.
izay le tanjon'ny frantsay.
raha voatsaoka eo moa leniriko,dia milamina ny resaka.
io voasoratrao io mihitsy no fandehany.
26. Lejim
(
07/05/2006 17:40)
fijo:
lejim,tamin'ny andron'i mitterand,dia efa nisy zavatra toa izao nitranga.tsy voan'ny be kintana ny minisitry ny ekonomia frantsay satria "communiste"dia nesorina.ka asa izany raha midika inona aminareo??????ny mpanaraka politika frantsay rehetra dia mahalala fa misy io fandefasana lisitra minisitra frantsay any US io.ka hafaka tsy mino izay tsy te hino.
lejim ity ve tena manaraka politika sa mba manatavy resaka.
dia tsy mbola naheno ity fitenenana ity ve lejim"efa azo ny fahaleovan tena arapolitika,fa tsy mbola azo ny fahaleovan tena ara ekonomika"efa mba naheno an'io ve nareo any zamerika any?????raha toa ka dia ,hanahirana be ny hifanazava aminareo satria tsy mahalala zavatra ka manjary manao valiny bontolo.
hahahaha, miakatra marina i fijo. Izay momba ny fahaizako sy ny fahalalako dia ahy izay. Ary tsy tokony ho anao mihitsy no hilaza amiko hoe vendrana sy tsy maharaka zah rehefa tsy miombon-kevitra aminao. Haiko ny fiankinantsika ara-ekonomika @ firenen-dehibe, fa tsy midika izay fa tsy maintsy mila soso-kevitr'ireo isika raha haka decision momba ny firenentsika. Ary raha tsy maintsy dia au moins @ banky mondialy fa tsy @ firenena iray.
Momba ny frantsay, zah izao mahita zavatra maro tsy ifanarahan'ny frantsay @ amerikanina, kanefa samy mijoro @ ny heviny ireo. Raha nisy fahatahorana dia tsy ho sahy nitsipaka ny ady any IRAQ ny fanjakana frantsay.
Ilay hoe: Aiza ny voka-tsoan'izany @ firenentsika no tena tiako fantarina, satria izay ihany no ady @ fahombiazana, fa efa leo ilay resaka histoires zah.
Dia raha hiakatra afo koa ry fijo dia tsy tokony aty @ zavatra virtuel aty fa maty lalan-dra fahatany eo ianao. Soso-kevitra avy @ zandry kely izany! hahah,
izay fa mazotoa