miala tsiny fa @ teny frantsay le izy eh!!
42. rapala
(
04/05/2006 09:01)
manaovy kravaty ary ry dadabe dia mande hoazy ny rehetra:wink: ilay manao kravaty hono ange lety misy fidiny koukou @ vhvy e8)
44. ari.malala
(
04/05/2006 09:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Diza ndray le b fanontaniana ao ambony ao io we manome cours particulier v dadabe, ieuuu, nomeny cours particulier mitns za :-D:-D
46. kala
(
04/05/2006 11:47)
diamondra27:
kala:
je t'aime
tiako ianao
ich liebe dich
wo ai ni
ti amo
mi aime aou.....
tohizo ary e!:wink:
de ho an'iza ireo?
:(l)*:*:*:*:(l)
ngah akia hadino ny shakes
i love u
ia loublou tsibia (miala tsiny fa tsy misy an'ile caractère ato)
te quiero
ikalakintina > sali :-* :-* :-*
48. kala
(
04/05/2006 12:00)
ikalakintina > la vita è bella, no?:wink:
diam > todo esto es dedicado à mi gran amor.Esto no mira tu dadabe ::evil::^):^):^):^)
:oops::oops::oops::oops:
avia ndry aty :-*:-*:-* sao manahaka eo ê!:-$
dadabe > diviértete bien :twisted:
diam > todo esto es dedicado à mi gran amor.Esto no mira tu dadabe ::evil::^):^):^):^)
:oops::oops::oops::oops:
avia ndry aty :-*:-*:-* sao manahaka eo ê!:-$
dadabe > diviértete bien :twisted:
49. rapala
(
04/05/2006 12:17)
diam> tsy mila kravaty izy fa ahona, sa tena soir be ilay manao kravaty zany?
54. kala
(
04/05/2006 14:18)
hay moa @ teny frantsay no tokony navaliko ry diam teo :oops: :oops: :oops:
55. dadabe
(
04/05/2006 14:20)
Mpandefa : kala [ Valio ] 04-05-2006 17:00:54
Lohateny : Re : miala tsiny fa @ teny frantsay le izy eh!!
ikalakintina > la vita è bella, no?
diam > todo esto es dedicado à mi gran amor.Esto no mira tu dadabe :
:twisted::twisted:zah hirarah!!! rehefa tsy mahazaka miala
56. kiali
(
04/05/2006 15:08)
blague no nalefako teto de lasa nivadika fampianarana @ teny tsy fantatra le izy ! oups!
57. diamondra27
(
05/05/2006 04:44)
kiali: f'hita kou, hafa ihany ny mpanitadresaka oa
fa azonao ve aloha no nahatonga le size niova e!
raha ny tokony ho izy dia tsy atao ranoray ny teny vahiny fa atao vary amin'anana rehefa mandefa size fa tsy eken'ny tompon'andraikitra, moa ao koa ny tsy mahay teny vahiny
de be menomenona 'zany ny sasany de lasa niitatra le izy de las HS
:wink:
tsy hay akory ny commentaire @ le izy na ahoana
'za aloha namaly tsara kosa a!
mampime le blagy ka! kanefa manao frapy kosa ho an'le joba e!

58. dadabe
(
05/05/2006 04:59)
moa ao koa ny tsy mahay teny vahiny
de be menomenona 'zany ny sasany de lasa niitatra le izy de las HS
zah koa hirarah :evil:
apetrako foana raha vao misy manao teny farany tsy hay eo :twisted:
dadabe > diviértete bien:evil:
59. kala
(
05/05/2006 07:06)
dadabe > efa nazava ka! merciiiiiiii:* :* :* fa sao de tsy azonao kosa ary ny tiako lazaina tetsy ambony
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
:oops::oops::oops::oops::oops:
:twisted::twisted::twisted::twisted:
:evil::evil::evil:
tena lasa :evil: ihany no farany fa tsy haiko:wink:
de maninon koa zao no manao :evil: nefa zà aza mbô mampirisika be ery :-$
=))=))