miala tsiny fa @ teny frantsay le izy eh!!

21. diamondra27 ( 03/05/2006 06:29)
dadabe::evil::evil:

tsssss za tsy mahay an'io e!
22. mamzelkely ( 03/05/2006 07:21)
hihihi azoko dôlo reo dadabe azoko dôly enga anie ftsn tsisy opa hihihih:-D:-D
23. dadabe ( 03/05/2006 07:38)
hummmm :wink:zelikely, ngha njy mahay miteny sinoa ??8O8O
24. vale ( 03/05/2006 11:11)
dadabe>8O in dôly re reto ry lanitrô,hihih,mba azavao kely alo kan! sô de manompa marina k'ty:lol::-D:-D:-D:-D:-D
25. kala ( 03/05/2006 11:21)
dadabe:

zhen zaogao,zai Changcheng zhao de zhaopian dou mei zhaoshang.:evil:

weishenme mei zhaosnahng ne ?:roll:

Shi bu shi ni de zhaoxiangji huai le?8O

Aiya,tai keqi le!

wo juede hen yihan

Gongsi you ji shi ,rang ta mashang hui guo


wo jieshu le :wink:


toa hilaza loza ity resaka ity ê!


kiali > fa aiza ho aiza tsara le hoe Ricky no mipetraka:roll::roll::roll:

ka refa tsy mety amiko enao de aleo zà hoany @'ilery ê!=((

=))=))=))=))=))
26. ari.malala ( 03/05/2006 12:22)
dadabe, reo v le nampianarinao ana? ;)
27. diamondra27 ( 03/05/2006 16:13)
ari:tena raikitra indray 'zany ny cours particulier

kala: 'za de tsy mahay fa raha loza akia de mba ilazao ny aty mba misy hiomanana fa tsssss

zelkely: mahay tokoa ve njy e!
vale: raha opa 'zao de ndao hitsoaka akia a!
28. rapala ( 03/05/2006 19:34)
Hazavaiko ny tian'i dadabe holazaina:

"ianareo vhvy mi-zesta ary mieritreritra hoe 'all that'
ka manitsakitsaka anay lhly tsy manao kravaty,
tsy tsapanareo angamba fa izahay koa ange ka be kle
tsy hampiasainay ne nay raha tsy vaky ny p'ne,
eo vao miparitaka ny rehetra
vao hoe merisetra merisetra...."

mazava ve re olona o?
29. sasa ( 04/05/2006 05:06)
dadabe tena tsy mba teny sinoa io klé:-D:-D:-D:-D:-D za mantsy mba mahay kely ihany
30. diamondra27 ( 04/05/2006 05:56)
rapala: :-D:-D:-D
dadabe: miteniteny foana izany ianao an!fa mampitorona ngah le mananjanaka lasa papa :lol:
sasa: kozy ve
31. kala ( 04/05/2006 06:42)
rapala > voaray ny fandikan-teny rahavako :-* :-* xiéxié

diam > de tsy haiko akia fa le je t'aime no haiko tsianjery @ teny rehetra :roll::wink::-$
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

dadabe > vato (zaza) iray ve de mbô ho ampy, ampio - ampio - ampio :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*

diam > tsy mila intermediaire zà eto an!:-D :-D :-D
32. diamondra27 ( 04/05/2006 06:57)
kala:
je t'aime
tiako ianao
ich liebe dich
wo ai ni
ti amo
mi aime aou.....

tohizo ary e!:wink:

de ho an'iza ireo?

:(l)*:*:*:*:(l)
33. ikalakintina ( 04/05/2006 07:09)
dadabe: tairo eto njay ary le cours sinoa e?, tsy atao particulier an!
nandika teny ve rapala sa niainda fanahy teo?
DM!, tena hatreo am le ti amo no hainay injy aza mbola nihoatra be, de tsy afaka hanoy za an!
kala!, sali njy
34. diamondra27 ( 04/05/2006 07:56)
zany ve ry ikalankintina
35. mamzelkely ( 04/05/2006 08:05)
diams ts mahay aia zah fa mbô milalao aa :-D:-D:-*
36. ikalakintina ( 04/05/2006 08:07)
DM a!, nanmpiako ary le mba haiko kely nangalako roa tany am io andry io!
mamz neveriko fa tena azonjy toko ange io e!
37. dadabe ( 04/05/2006 08:37)
sasa>:-w:-w iza njay no nampianatsa anjy any ambadika any :evil: :*

nataoko teny sinoa amizay dia manova teny gasy ny tompon'ny size @ manaraka , sinon.....de mitohy io :evil:

kala :*:-$ efa lasan'i bebe sasa le izy :-$
38. mamzelkely ( 04/05/2006 08:44)
:-D:-D aleo zah omen dadabe cours de traduiser-ko reo
:-D:-D
39. rapala ( 04/05/2006 08:48)
ahoana ry dadabe, tena be kle marina nareo za kle:lol:
40. dadabe ( 04/05/2006 08:52)
kozy ve le ?:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4968