mba omeo izay mahita

21. Fiffi ( 30/04/2006 11:48)
22. hery ( 08/05/2006 06:48)
Rehefa tena feno dia mba ampidiro ao amin'ny tononkira.serasera.org e
23. McFy ( 08/05/2006 09:47)
Hery, tsy efa complet ve io sa tsia?
Hertix, tsy mba azonao omena ny RVG ve ny copie n'ilay K7 anananao azafdy indrindra?
24. Fiffi ( 08/05/2006 11:36)
McFy: zah koh zany mba te-haheno an'io hira io fa toa :( le izy nefa tsara be . Sady Romule milay be an! tsara feo be no mahay mihira. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1285