Mitady Olon-tiana

21. Fiffi ( 02/05/2006 16:53)
:-D:-D:-D iza koa no hanaoky hatao mpanasa vilia klé ? :-D:-D:-D
22. kiali ( 03/05/2006 14:58)
raims aloh fa efa manomboka marary ny masoko eto @ pc ty fa refa veo zah mamaly indray
23. sasa ( 04/05/2006 07:23)
isika variana miady hevitra eto nefa lee aza tsy hita tsony hih ihihih:-D:-D
24. fanaina ( 04/05/2006 13:19)
izahay izao no zazakely!! hatr@ izao aza mbola tazaina de aloe tsy miditra @ le fanotaniana hoe taona firy sy ny taona firy!!
25. Aino ( 07/06/2006 15:20)
efa nahazo anga izato izy no tsy tazana hintsony ry namana? de mahazaho ny tsara sy ny soa!!:-*
26. omf ( 21/06/2006 09:18)
manantena fiarahana matotra @ olona iray vehivavy,
27. Fiffi ( 21/06/2006 09:21)
omf: ianao ve ? ny momba anao zao ary mbola tsy nofenohinao akory koh ! :wink: de ahoana no fomba hahafantarana anao @ zany ? :roll::wink:
28. llalah ( 11/07/2006 07:07)
llalah:

Tsy maninona fa omeko milay be ianao, tsy hadisonao izany fa za manoratra aminao io koa anie mba mitady eeee ao fa valiko dia mifampiresaka isika;;;;;; jereo ny mail-nao fa zao ihany aho dia hamaly fa za koa anie mba malahelo toa anao io koa eeeee



Fa iza koa io tsy mahalala fomba mitsofotsofoka @ adress ko io , mba ianaro ihany le fahalala-pomba fa aza sauvage dia avy eo rehefa kianina mora miakatr'afo , ary sao dia mba enao misoloky ny anarako io no mararim-pitiavana any , za tsy tezitra fa mba ovay ny toetra , ianao mintsy angamba no malahelo sy tsy ampy fitiavana ô , vas-y , va te faire soigner chez un psy .
29. llalah ( 11/07/2006 07:21)
llalah:

Tsy maninona fa omeko milay be ianao, tsy hadisonao izany fa za manoratra aminao io koa anie mba mitady eeee ao fa valiko dia mifampiresaka isika;;;;;; jereo ny mail-nao fa zao ihany aho dia hamaly fa za koa anie mba malahelo toa anao io koa eeeee



Zao le zavatra mahasorena , zavatra kely ôtr'zany dia tsy misy ao @ saina , tsy nampianarina anareo mintsy anga zany hoe savoir vivre , io aza tsy misy vao maika fa ny savoir faire , toe-tsaina mampalahelo , ovay fa tsy mety ,,,,,, mino aho fa mbola tsy tara , raha izaho enao dia ajanona eo antokonam-baravaranareo io fomba ratsy io fa ho sahirana enao raha entinao hatrany @ zay andehananao sy zay ola fréquenter-nao rehetra ,,,,, OVAY FA MINO AHO FA MBOLA TSY TARA FA TOE-TSAINA EFA LOMORINA IO TOE-TSAINA IO . @ zao taon-jato zao ve mbola misy ny tsy mahalala fomba ,,,, mba gaga ihany aho ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7169