Mitady Olon-tiana

1. lee ( 28/04/2006 15:23)
Mitady Olon-tiana vehivavy, tsy zazakely, ary tsy antitra, fa antonony, tia milamina, tsara fanahy, Hendry, na efa manana zaza iray aza tsy maninona, Manorata ao aina_mbola@yahoo.fr
Misaotra
novalian'i llalah ny 11/07/2006 07:21
2. Fiffi ( 28/04/2006 15:33)
lee: de raha oahtra hoe mbola tena ao @ taona tadiavinao azy izy nefa manan-janaka 2 ?
Fa mahazahoa izay tadiavina sy hiriny an!
3. diamondra27 ( 28/04/2006 16:01)
firy taona izany oe:tsy antitra izany? Ary enao ve hendry koa anefa?
4. fasaly ( 28/04/2006 16:17)
hummmmm: mahità zay tadiavina e! de mba mapanjeneso raha mba nahita zay iriana sy tiana tato am naman an!:°):°):-*
5. solonanarana ( 28/04/2006 16:44)
Mba valio izy ry zareo fa namana mba mitaraina ve de andrasana rahampitso maraina:-D
6. fasaly ( 28/04/2006 17:39)
solonanarana: ary toi manao inona:roll::roll::roll::roll::wink::-D:-D mbo valio kounkou fa toi mintsy zao no tokony hamaly an'io...satsia zay sipa, fa zahay ange manome firariana e!:°):wink:
7. xxx ( 28/04/2006 17:57)
De na woe zokinao aza ve lay olona de tsy maninona:-D:-D
8. Fiffi ( 28/04/2006 18:39)
miala bala indray ve fasaly ? :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
9. xxx ( 28/04/2006 18:55)
:*za tia be anao fa aiza no mety hiresahana @nao
10. Fiffi ( 28/04/2006 19:02)
io hono ry lee fa tia be anao hono i xxx eh!
11. iriko ( 28/04/2006 19:10)
aza atao an'izany rehefa mitady ny bandy eh!:roll::roll::cry:(l)
12. pissoa ( 28/04/2006 19:24)
K'hita wa less!

Nareo sady tsy zazakely no tsy antintra ireo!

Zah kalou mbola pissoa kely ka tsy afaka mamaly azy loatra :@:@
13. meme ( 29/04/2006 00:34)
Omeko ny tena milay ianao fa saingy lavitra de aona?
14. Fiffi ( 29/04/2006 03:51)
pissoa: :-D:-D:-D mazava ho azy an! pissoa kely mi-:@ ve ? :-D:-D:-D
15. dadabe ( 29/04/2006 04:56)
pissoa anie ry zareo kely mahay raha e :-D:-D

ary koboko io manao xxx io le :-w:-w hummm

fasaly zah koa mitady sipa somary fotsy , lava volo, mipetraka any beljika, na manambady 1 aza tsy olana fa vonona aho ny haka vady azy,sipa sarika , maka sary matetika ......efa tany dago t@2005:-$ :wink:
16. llalah ( 29/04/2006 05:34)
Tsy maninona fa omeko milay be ianao, tsy hadisonao izany fa za manoratra aminao io koa anie mba mitady eeee ao fa valiko dia mifampiresaka isika;;;;;; jereo ny mail-nao fa zao ihany aho dia hamaly fa za koa anie mba malahelo toa anao io koa eeeee
17. pissoa ( 29/04/2006 06:23)
lee & llalah (l)(l):-*:-*

Fiffi an, ka ny dadabe sy ny zokilahy sy ny retsaretsa ve fufume doly ka aiza mou le pissoa no tsy hoe kely mi-:@ :-D:-D:-D:-D

bedada, fa angaha nisy fanontaniana momba ny fahaizana teo kle :-w:evil::-D:-D:-D:-D
18. fasaly ( 29/04/2006 15:01)
dadabe: hummmmmm! tena hainao de A à Z mahintsy lay info momba azy an!....:°):°):°):°) taiza aza no nahalalan'i toi anreo rehetsa reo;-):-w:-w:-w:-w
19. Fiffi ( 30/04/2006 11:47)
fasaly: :-$
20. kiali ( 02/05/2006 16:11)
zah koa ba hitady olotina fa sô de ba sanatrian'izany zah mahazaka eto le!! le be zah le tsy misy manasa ny vilia-ko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3614