Tsy hoe be zesta...
21. vale
(
29/04/2006 15:50)
ko tsy mahalala fomba izy ko!:wink:fantany tsara izany fa tsy te hanao izy, na koa "soavazy toetra"(miala tsiny!:oops:) fa ho an'izay nanao soa kosa na misy valiny na tsia dia "soa " foana ny vitanao fa tsy izay akory no hampiova azy ho zavatra hafa!
ary ny soa atao tsy mila tambiny, f'angaha raha tsy manan-kavaly(ara-pitaovana) izy dia tsy maintsy hiteny hoe"misaotra" ==>mila tambiny ange izany ilay mpanao soa eh,
.. na hanao ianao na tsia fa tsy toy ny varotra io ka hoe tsy nahaloa ny sarany iny ka ananako trosa!:-D
soa atao= toy ny fanaovan-javatra "maimaim-poana" ihany,
mandrosoa foana @ fanaovant-tsoa na hisy sitraka na tsia fa tsy hanenenana re!

22. tovolahy007
(
30/04/2006 01:39)
salama!
Mifalia fa aina 1 no avotrao t@ zany andraikitra nataonao izany,aza atao mankarary loha akory ny hoe tsy nanome fisorana ry zareo.Azy ny azy any iny fa enao de milamina tsara ny saina ,sady ny soa atao anie hono ka levenambola e,hisy hamaly @ nao iany io fa aza matahotra ,mety tsy ho ry zareo no hamaly azy fa mety olona hafa mitsy .
Dia aza manenina @ tsara izay natao e,aleo azy ireo ny azy fa enao efa nahavita soa.

25. rhevinilsen
(
30/04/2006 19:55)
manaova soa na misy takalona na tsisy e
mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray

26. Fiffi
(
30/04/2006 22:03)
zany hoe samy manana ny fahitany azy aloha raha hanohy ny fanaovan-tsoa na hijanona ny tsirairay. Fa raha ohatra kosa aloha ka mankaleo dia aleo hijanona marina.
27. LazaRandri
(
01/05/2006 05:27)
andray rankizy! Firy isika no mahay mankasitraka sy misaotra an' Andriamanitra isan'andro? Izy anefa tsy mety leo fa manao soa antsika foana ary tsy takatry ny saina ny haben'ny fahasoavany. :)
29. zandrikely
(
01/05/2006 08:03)
mafinaritra ato fa tena misy olona micoprendre ny zavamisy , marina zany , mety tsy falalana , fasahiranana , àzay ilay olona sahirana , tsara ilay ady hevitra fa na izany aza mba mila mipetraka eo @ toeran'ireny olona ireny
31. vale
(
01/05/2006 12:17)
LazaRandri:Laza randri> marina dia marina ny voalazanao!! Atra dia tsy mitsahatra manome, manisy soa antsika na misy fankasitrahana avy amintsika na tsia!! marina fa voalaza: "fa tsy misy iray izay tanteraka(tonga lafatra) isika..." nefa kosa azontsika atao ny manakaiky ho @ fahatsarana kokoa hatrany!!:):)
andray rankizy! Firy isika no mahay mankasitraka sy misaotra an' Andriamanitra isan'andro? Izy anefa tsy mety leo fa manao soa antsika foana ary tsy takatry ny saina ny haben'ny fahasoavany. :)
35. tiatsara
(
03/05/2006 06:44)
Fiffi : koa nahay nanao merci t@ izy 1 taona, fa rehefa antitra izy dia vizan'ny fiainana dia voafafa lay vocabulaire io fa remise à zéro ny lohany anie e ! mila formater-na indraika, :-D
laingako izany fa zay angamba no hilazako an'ilay tsy fisaorana e ! :-D:-D
Fa marina tokoa ireo ambony ireo an, misaotra anareo namana :
- ny manakaiky ho @ fahatsarana kokoa hatrany!!
- tsy mety leo fa manao soa antsika foana ary tsy takatry ny saina ny haben'ny fahasoavany
- manaova soa na misy takalona na tsisy e
mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray
...