Tana Gospel Choir
41. ikalakintina
(
17/05/2006 15:25)
salut dolo!, tsara be kosa reto le TGC, taty aix sy marseille izy tam week end teo fa milay beu!, sady gratos doly alo e!, de mazotoa dalo mijery e!
43. Ralay
(
17/05/2006 16:19)
Fasaly: Aleo fa hanangana Namana.Serasera.Gospel (NSG)mintsy tsika sy ry ftma dia hanao tournée koa e :lol:
44. fasaly
(
17/05/2006 16:26)
fiffi: io efa misoratra ambony io napetraky tiji6 io!aky ny pro a!
de mbola mandeha manao paris zareo hono ny debut juin
mandehàna mijery fa ça vaut la pein e! de mbo mividiana reto cd a! palelo beuh lay nakizy raha de manao spect fotsiny fa tsisy raisina :wink:
ralay raikitsa zany de hanao tourné aiza tsika amzany?????:°)

45. ftma
(
17/05/2006 18:29)
Ralay: njy tsy atao président an fa raikitra izany le Namana Serasera Gospel de manomboka aty Nice ny tourné :wink:
Fasaly: tsy nisy présentation t@ iny ko za nanao dédiction fontsiny hoe Fasaly zany iny nahita ny nosoratanjy teto :lol:
ilay tourné ny Gospel anie fitoriana ara-kira ny asan'Andriamanitra e dia tokony gratuit fa izany hoe mba atao be be ny rakitra dia mividy CD ho fanampiana ireo artista ireo.
ikalakintina: nahafinaritra hono tao Aix fa ny toerana no kely sady tsy dia nisy pub loatra

46. fasaly
(
17/05/2006 19:25)
ftma manja e! merci foana an!
fa tao aix hono no tena nafàna beuh ny mpijery e! de tsara indrindra satria nadihy aby ny tao ampengonana hihihi:D
fa tao aix hono no tena nafàna beuh ny mpijery e! de tsara indrindra satria nadihy aby ny tao ampengonana hihihi:D
48. ftma
(
17/05/2006 20:43)
cutie: gospel gasy anie e de sady mihira @ teny gasy ry zareo no mihira @ anglais.
Fasaly : efa nalahana anie ny sehatra tao fa njy tsy nitsangana e
Fasaly : efa nalahana anie ny sehatra tao fa njy tsy nitsangana e
50. fasaly
(
18/05/2006 04:18)
cutie: ameo adresse aza de andefasana anjy e! manja kalou lay mihaino azy e! manome embona beuh any madà mahintsy:cry::wink:
ftma: ka zà sarokenantra nge e! de wain beuh raha izà rery no hipitipitika eo nefa ny oul rehetra tsy mandihy:-D:-D:-D
ftma: ka zà sarokenantra nge e! de wain beuh raha izà rery no hipitipitika eo nefa ny oul rehetra tsy mandihy:-D:-D:-D
51. Ralay
(
18/05/2006 06:48)
Fasaly: Aleo aloha tafatsangana ny N.S.G dia ho hita eo ny anaovana tournée e. Zah aloha no hanao tournée hitady soprano sy ny feo rehetra :lol::*
ftma: Tsy misy sarokenatra zany fa zah chef d'orkestra aza handihy @ io kou :lol: :*
ftma: Tsy misy sarokenatra zany fa zah chef d'orkestra aza handihy @ io kou :lol: :*
52. ftma
(
18/05/2006 07:21)
Cutie: handefasanay sy fasaly njy izany ko za manana adresy fasaly manana CD :wink:
Ralay: aleo vavy no manao tournée hitady ireo feo rehetra ka sao very any njy ka hanahirana :wink:
Ralay: aleo vavy no manao tournée hitady ireo feo rehetra ka sao very any njy ka hanahirana :wink:
53. cutie
(
18/05/2006 10:16)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 18-05-2006 09:18:42
Lohateny : Re : Tana Gospel Choir
cutie: ameo adresse aza de andefasana anjy e! manja kalou lay mihaino azy e! manome embona beuh any madà mahintsy
omeko any @ hafatra zany ny adiresy:*:*:*
54. cutie
(
18/05/2006 10:18)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 18-05-2006 12:21:56
Lohateny : Re : Tana Gospel Choir
Cutie: handefasanay sy fasaly njy izany ko za manana adresy fasaly manana CD
Ralay: aleo vavy no manao tournée hitady ireo feo rehetra ka sao very any njy ka hanahirana
weeeeeeeeeeeeeee hahazo double zany za hihihihihihi
curieuse be za haheno ny feon'zany fa ny henoko ato manko le gospel choir avy any afrika atsimo, de hampitahaina raha mitovy :lol:
55. fasaly
(
18/05/2006 13:40)
ralay inona mou ny fanalavàna n'ilay (NSG) fa vuenjana beuh eto mitetateta hanao gospel nefa ny anaran'ny groupe aza tsy hay:-D^^
cutie: alefaso fa mianjy zà, ao fa andefasako aky njy a!:-*:-*:-*
ftma: :wink::-*:-*:-*
cutie: alefaso fa mianjy zà, ao fa andefasako aky njy a!:-*:-*:-*
ftma: :wink::-*:-*:-*
57. LazaRandri
(
18/05/2006 22:12)
cutine> mba andikao mp3 za refa tonga le izy enoko eny an-dalana. hahaha